You are on page 1of 1

KOPIAN’NY SORA-PIANKOHONANA

----------------------------
Soratana eto ny fanambarana voasoratra ao amin’ny boky, ka
hanomezana kopiany.
------------------------------
Araka ny ventin’ny didim-pitsarana misolo sora-pahaterahana
laharana faha ; 369, tamin’ny efatra amby roapolo Janoary, taona
valo ambin’ny folo sy roa arivo, voarainay tamin’ny efatra amby
roapolo Janoary, taona valo ambin’ny folo sy roa arivo. ------------------.
Ny sampam-pitsarana mitety vohitra ato amin’ny Distrikan’i
Toliara-II, dia namoaka izao didy manaraka izao:----------------------------.
*NOHO IREO ANTONY IREO*
FAHA – 369
Lazainay fa teraka tao Andalavy, kaominina Ambanivohitra
24 JANOARY 2018
Mitsinjo Betanimena, Distrikan’i Toliara -II, tamin’ny taona sivy amby
DIDIM-PITSARANA
MISOLO sivifolo sy sivin-jato sy arivo, i MITAHY, zazalahy zanak’i TSITAVINA sy
SORA-PAHATERAHANA FARASOA Odette, samy monina ao Andalavy-Toliara II. -------------------
MITAHY Fandikana ao amin’ny boky ataonay, IALISON Loa lefitra
TAONA 1999 voalohan’ny ben’ny tanàna , mpiandraikitra ny sora-piankohonana ao
amin’ny kaominina Ambanivohitra Mitsinjo - betanimena, androany
efatra amby roapolo Janoary, taona valo ambin’ny folo sy roa arivo
tamin’ny sivy ora maraina. --------------------------------------------------------
---------------- SINIA MANARAKA --------------
Kopia manontolo nadika tamin’ny boky, androany enina amby
roapolo Mey, taona iraika amby roapolo sy roa arivo.
NY MPIANDRAIKITRA NY SORA-MPIANKOHONANA

You might also like