You are on page 1of 1

REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA

Tanindrazana – Fahafahana – Fandrosoana


FARITANY MAHAJANGA -------------------------
DISTRICT DE MAMPIKONY
KAOMININA AMPASIMATERA
-------------------------
KOPIAN’NY SORA-PIANKOHONANA
Nalaina tamin’ny bokim-piankohonana ao Ampasimatera,
taona enina sy roa arivo, izao soratra manaraka izao.
------------------------------
Ventin’ny didim-pitsarana misolo sora-piankohonanaa
faha enina ambin’ny folo sy roan-jato (216), navoakan’ny
Fitsarana ao Mampikony, tamin’ny efatra ambin’ny folo
Febroary, taona enina sy roa arivo. -------------------------------------

FAHA – 72 --------- *NOHO IREO ANTONY IREO* --------------


TAMIN’NY Dia ambaranay fa teraka tao Belaingondroy, Kaominina
06 MARSA 2006 Ampasimatera, tamin’ny taona dimy amby sivifolo sy sivin-jato
DIDIM-PITSARANA MISOLO sy arivo (taona 1995), i FIDELIS, zazalahy, zanak’i LEMAITSO
SORA-PAHATERAHANA Gilbert sy TORINE, monina ao Belaingondroy, Kaominina
FIDELIS Ampasimatera. -------------------------------------------------------------
Fandikana amin’ny boky nataonay RANAIVOSON Isidore,
mpiandraikitra ny sora-piankohonana eto Ampasimatera,
androany enina Marsa, taona enina sy roa arivo. -------------------
------------ SONIA MANARAKA -----------
Kopia manontolo nadika tamin’ny boky, nomena
androany enina amby roapolo Mey, taona enina sy roa arivo,
ary nomena an’i TORINE, monina ao Belaingondroy.
NY MPIANDRAIKITRA NY SORA-PIANKOHONANA
SONIA : RAKOTONDRABE Jean Bruno
------------------------------
Kopia manontolo nadika tamin’ny Orizinaly androany folo
Novambra, taona roapolo sy roa arivo.
NY MPIANDRAIKITRA NY SORA-PIANKOHONANA

You might also like