You are on page 1of 16

HYPNAOTISMA

SY NY MISITERINY
ARY

IREO
FOMBA HAHAIZANA AZY
• mila olona tia mikiry « vouloir c’est
TENY FANOMBOHANA
pouvoir »
Ity boky ity dia nosoratana mba hanoro sy • mila miavaka amin’ny fiarahamonina ny
hampianatra anao ny atao hoe « hypnaotisma » hypnotiseur satria olokendry
sy ireo mistery ny hery ananatsika olombelona • Indrindra indrina mila olona manana
tsirairay avy. fahamatorana sy mibanjina alavitra foana
Tsara ary ny mahafantatra fa ny fahaizana tsy Koa raha tsisy ao aminao ireo toetra takiana ireo
maintsy miaraka amin’ny fahendrena raha tsy dia mbola tsy tara raha zao vao hiova, ary raha
izany dia zava-poana ny fikirizana rehetra koa matoky ny tenanao ianao fa efa mahavoafehy
ianaro ilofoso izay fampianarana omena anao , ireo ho toetranao dia tongasoa ;
nefa tsy maintsy miasa sy mitatdy vola ianao, dia
hanampy anao mora foana ny fahaizana
« hypnaotisma ».

Alohany anombohana ary dia tsara mampatsiahy


f tsy natao hoan’izay rehetra te hianatra azy ny
« hypnaotisma » ary tsy izay mianatranatra dia
mahay fa mitaky zavatra :

• mila manana olona mazoto mikaroka satria


saina no lalaovina eto
momba ny hypnaotisma amin’ny boky vahiny,
ary misy angamba nanontany tena manao hoe :
dia mety ho vitan’ny olona ve izany sa lainga ?
vitan’ny hafa ve tsy mba hovitanao ?
hery mahagaga ny ao anatitsika olombelona ao
voajanahary izy io saingy mila fohazina.
Ny atao hoe hypnotisma dia siansa iray mianatra
ny hypnaozy, ny hypnaozy dia « Etat Modifié de
Consience » izany hoe natoraly amitsika
olombelona izany ilay izy fa saingy tsy ny saina
mahatsiarotena intsony no mitondra ny vatana
fa ny tsy fahatsiarovatena na ny « inconsience »
Misy ny fianarana mandalina azy io any
anivon’ny anjery manontolo any satria psykolojia
izy io !! fotony, ianarana ny fanaovana azy satria
maro ireo vokatsoa azo avy amin’ny oh : azo
anasitranana aretina toin’ny « phobie »
(hasarotahotra)
Inona ny atao hoe hypnaotisma ? hoan’ny olona tsy mahazaka « anésthésie »
Betsaka amintsika no efa namaky boky rehefa atao fandindina dia azo ataony ny
mapiditra azy anaty hypnaozy ho solon’ny io olombelona, manana fijery hypnaotika ihany koa
lefitra io.sns fa izany hoe matory ao anaty tsika ao !! io
indrindra no hofohazina etoana amin’ny
alalan’ny fanazarana na « exercices » atao izay
atoron’ity boky ity aoarina kely ao.

NY MASO

Io maso io dia manana hery miafina tsy


takan’ny sain’olona tsy mandalina fa miaina
hoazy eny.
azo trandrahana tsara izany ary mahavita
zavatra mahagaga, alaina ohatra akaiky ny
bibilava, rehefa hihaza izy ireny dia manana ny IREO FANONTANIANA MANITIKITIKA ANAO
fomba fihazany satria tsisy tanana hanambotra
• Azo atao ve ny mi-« hypnotise » ny
izy, amin’ny alalan’ny masony no tsy
olondrehetra ?
ampihetsehany ny hazany, manana fijery
azo atao raha oahatra ka mandray « suggestion »
hypnaotika ny bibilava ny anton’izany, maro ny
ilay olona
biby manana io fijery io.
• Mampididoza ve ny fanaovana
Tsy ambakan’izany anefa isika hypnaotisma ?
tsia tompoko, zavatra natoraly amintsika eritreriny, ka raha misy loza ahazo azy ohatra
olombelona io ka tsisy tokony hatahorana fa ny misy mitady hamono dia tafala hoazy
fahitana azy fotsiny no mahagaga rariny raha anatin’izany,
atahoran’ny olona valiny tsy afaka anaovanao ratsy ny hypnaozy
• « Possible » ve ny olona mihitsoka anaty sanatria , sao holany fotoana hamaky fa tsy any n
hypnaozy ? lalan’ity fampianarana ity !
dia mbola tsia ihany ny valiny ! sarotra ny • Azo entina manao fanararaotana olona
hitombenan’izany hoe olona tsy mijanona ohatran’ny fandraikirekena ve ny hypnaozy ?
mihomehy mandrapahafatiny izany fa misy kivy aho milaza aminao fa mbola Tsia ihany !
fetrany ny hypnaozy, • Entina hampifaliana olona ny hypnaozy
• Mety hisy fiantraikany any amin’ny atidoha ampianariko etoana,
sy ny fahasalamana ve izany ? « spectacle » na « street-hypno » ka tandremo
tsia, raha oatra ka misy fiantraikany ny fatoriana mihoatra ny fefy sao hanenina
natoraly amintsika olona dia misy fiantraikany
io ! koa aza matory ary sao holasa adala !
anihany iny !
• Azo atao ve ny manao ratsy amin’ny
hypnaozy ?
ny olona « sous-hypnose » dia miaina sy
tompon’ny tenany ihany fa tsy tompon’ny
FANAZARANA MILA ATAO ( tsy maintsy atao) ampitomboina 1 minitra isanandro mandra
paharetany farany tsy hikipiany !
Mila fanazarana ny maso aloha izay tena ilaina fa
raha sendra ka mangirifiry tsy zaka mandritra
andry iankinan’ny resaka etoana :
izany dia atrakao ohatra ny mijery plat fond ny
mangala taratasy fotsy sy vola iraimilanja raha
maso d avereno moramora eoihany aveo, ny
tsy misy dia mangala zavtra boribory mitovy
hafarany maharitra mijery anio « point noir » io
habe aminin’ny masonao mitovitovy amin’ny
mandritra ny atsasakadiny ianao dia efa tsara fa
iraimbilanja,
efa manana « fijery hypnaotika » ianao.
manaova boribory « tracer un rond » aminin’ny
alalan’ilay vola dia aveo fenoy ranomainty ho
mainty ny ao anatin’ilay boribory Ankoatran’ny maso dia mila manana « hery
rehefa vita izay dia apetaho amin’ny rindrina manetika » ianao izay fifohana rivotra madio !
mifanitsy amin’ny masonao ilay boribory. mila mifoka rivotra farakizay lalina amin’ny
zaro ny maso hibanjina ilay boribory mandritrra orona dia avoaka moramora amin’ny vava.
ny minitra vitsivitsy
marihina fa eo am 1 metra miala anilai
rindrindrina ny misy anao
banjino tsy akikipy ilay boribory mandritra ny 5
minitra isakin’ny manao dia averina intelo
isanandro io rehefa zatra ianao dia ampitmboina
isanandro ny faharetany ohatra hoe
HYPNAOZY 1. Mamoria olona tsy fantatra maromaro :

Misy ambaratonga 7 rehefa hanao hypnaozy misintona olona ianao eo amin’ny 5 eo aminireo
ianao arahina : aza terena fa izay manana fahavononana ihany
satria tsy azonao terena amin’ny zavtra tsy tiny
1. Mamory olona maromaro na vitsivitsy
atao ny olona iray fehiny izay vonona ihany
2. Ny « pre-talk »
3. Ny « tests de suggéstibilité » 2. PRETALK
4. « Induction » na fandresendahatra
Ampahafantaro anireo olona ireo ny atao hoe
5. Ny fampatoriana « approfondissement en
hypnaozy fa tsisy tokony atahorana fa siansa,
transe »
tsisy hery hafa avy ivelany fa psikolojika ary
6. Ny fanomezana baiko na « suggestion »
esory tahotra sy ahiahy anireo olona ireo
7. Ny réveil na famohazana
3. TESTS DE SUGGESTIBILITE
Rehefa matoky tena ianao dia vitanao io manana
fahatokisana amin’ny tenanao dia mety izay atao, Ilaina izy io mba afahana mahafantatra hoe
rehefa anananao ary ilay fijery hypnaotika dia mandray na tsia ny « suggestion »nao ilay olona
atombohy ny lalao, ka izay mandray no tena mety rah ampatoriana,
misy karazany maro ny « tests » izay ameko avy
Ny tena tsara aza ny olona akaiky anao aloha ny
eo,
anaovana azy, ary aza atao hoe andrana fa tena
efa izy, Tadidio anefa mandritran’izany fa mila matotra
sy matoky tena ianao esory ny tahotra hijery
olona amin’ny masony ary tadidio koa fa rehefa
mijery olona ianao manomboka eto dia tsy ny
masony no jerena fa ny eo anelanelan’ny masony
roa faran’ny tetezan’orony eo ambany handrina
izany.

Ireto avy ireo karazana tests :

Rantsatanana mifamisintona

Afatotra ohatra ny amin’ny sary io ny


rantsantanana ary ny fanondro ihany no ilaina ,
tenenina amin’ilay olona ampidirina ao antsainy
fa mifanantona hoazy ohatran’ny andriamby ny
tanany dia roboka izy dia atao ttsy tafakofoka
indray ilay tanany rehefa nifampisintona ka
ianao ihany no afamanala azy

Rehefa mandray ny zavatra nolazainao ilay olona


dia « receptif » izy ary azo hypanotizena tsara

Roboka ny hanohy ilay olona fa hitany fa


manitikitika ny sainy hoe avy aiza izany hery
izany ! tohizanao amin’ny fandresendrahatra .

Ankoatranio dia misy tests hafa koa

Tanana mifamisintona
Ankoatran’ireo dia mbola maro ny azo atao

Anjaranao mampitombo izany

4. INDUCTION na FANDRESENDAHATRA

Mila resena lahatra ny olona iray hampikipy ny


masony sy hampatory azy ary
mila mahay miresaka tsara ankadalaina amin’ny
zavatra zay miendrika fanisana mihemotra na
« compte à rebour » izy, izany hoe
mila atao saininy hoe manisa 10 aho dia
rendremana ampitoerana ianao rendrika
miharendrika

Na koa azo atao ny miresaka amin’ilay olona hoe


minga avy aty amin’ny tananao aho ka rehefa
tonga eo amin’ny tarehinao dia matory ianao fa
Atao ohatranio amin’ny sary ambony io ilay
mandritranio no ilaina ilay fijery hypnaotika
olona ary mitovy amin’ilay teo aloha ihany hoe
mibaiko aneritreritre ianao hatorian’ilay olona
mifampisintona io ary miraikitra tsy afamiala
intsony. Sady mampiditra azy anaty torimaso
rotsirotsiana hoe manomboka mavesatra ny
maso sns …… tahaka ity amin’ny sary ity. Rehefa matory ilay olona dia arosoy ny
suggestion
5. NY FAMPATORIANA
6. NY SUGGESTION
Rehefa vita rotsirotsy ilay olona dia somary
ampahazoana aina izy ohatra we atao miankina Misy maro tsy tambo isaina ny suggestion fa ireo
aminao na somary aondrika ny lohany sady tena mila hay no teneniko etoana,
mampiditra suggestion ihany mandrindra izany
Ny Amnezia na ny tsy fitadidiana, mety ho
anarana io mety ho fanisana io mety avokoa
soloana anarana izay tinao ny anarany izay
itanao fa mety hampihomehy

Ny katalepsia na ny tsy fahafahana mihetsika

Afaka atao tsy afa mikofoka toin’ny hazo izy

Eny rehefa tena efa avo lenta ianao vitanao


hatramin’ny manova maso sy ny fijeriny ilay
olona hahia izay teneninaoaminy

Sns manasa anao izaho hamaky ny boky vahiny


« la voix de l’inconsient »
Ary ny famaranana azy dia ny famohazana tambo isaina taminy.
misy ohabolana vahiny maao hoe « aide toi et le
7. NY REVEIL NA NY FAMOHAZANA
ciel t’aidera » marina loatra izany. Raha tsy
Eto no matetika tsinotsiniavina fa eto ny tena manampy ny tenanao ianao, aiza no hanampian’
hatahoran’ny olona hoe tsy hiverina ny sainy koa Andriamanitra anao ? amboaro ny tenanao,
aza tsinotsinivina fa fohazo ara-dalàna izy karakarao, hasoavy, ataovy izay hahatsara sy
hahamendrika azy kokoa nohon’izay lasa izay ,
Inona ny atao hoe famohazana aradalana ?
toy ny zavtra tsara tarehy amidy, fotoana
Koa satria natombokao tamin’ny « compte à fivoarana ihany koa izao ka asondroty aloha ny
rebour » dia fohazo amin’izany ihany koa ! tenanao, mazoto mijery fitaratra anitsinao ny tsy
mety eny amin’ny vatanao rehefa mivoaka, fadio
nefa ny manao haingon’adala mba tsy hisian’ny
KADOA AVY ATY AMIN’NY DADABE NOELY fihomehezan’ny olona.
Raha mahasoa olona maro eto ambonin’ny tany Tsy ilaina ny mividy ravidamba sarobidy, tsy
ny hypnaotisma di ahoana kosa no tsy hahasoa mila mirava firavaka sarobidy ianao vao
anao ? mahazaka fantaro raha mahazaka sipa
HYPNAOTISMA EO AMIN’NY FITIAVANA amin’izany dia ny volanao aderanao no ilainy fa
tsy ianao velively, ohatran’ny alika asehoseho
Izaho manoratra dia sahy milaza fa nahita soa
hena iany io koa asakasakao. Amboaro ny
tamin’ny hypnaotisma ary fahasoavana tsy
fihetsika ho maontina ny fitafy arakin’ny tokony
hoizy fa tsimisy fitiavana tsy voasokatriny maso !
tsy misy fo sy fitiavana tsy voasokatriny ny
herin’ny maso koa, atanjaho ny herin-tsaina
hahay mandrirotra sy mitadidy, ka raha alina
alohan’ny ataory amin’ny 8 ora na 9 ora alina iny
HAFATRA FARANY TIANA HOZARAINA
ataovy sary antsaina sy aneritreritra ilay olona
tianao mandritran’ny 15 minitra raha kely ka Eo amin’ny fiainana dia manana tanjona, fa ny
hatramin’ny 30 minitra aseseo eo am 10 katram tanjona no handrefena ny lalana hataonao
Tapabolana eo iny dia hitanao fa hitadidy sy amin’ny fiainanao
hanantona anao ilay olona tianao dia anjaranao Aza morakivy manana faharetana vitan’ny hafa
ny manohy ny fomba hiarahanao aminy e ! ve tsy hovitanao ?

Mahaiza manao safidy amin’ny fiainana mba tsy


hanenenana

Ary tandrovy ny tenanao fa manankasina ka aza


ampikasihina zavatra maloto sy manaotao
foana !

Farany manana fahavononana foana aminizay


atao
« TU ES LE MAITRE DE TAVIE »

You might also like