You are on page 1of 24

1

2
Faly miarahaba antsika jiaby dray ny tenako
, hitantsika t@tapany voalohany manko ny
fanazavana mombany ny dikany sy fitodiky
ny karatra
Eto dray isika dia hanazava bebe kokoa ny
mikasika fomba famehezana azy sy ny
karazany tirage maro samihafa zay azo atao
fa alohan zay dia hanazava ny fifandraisan
karatra isika
Ny fifandraisan ireo karatra
Exercice 1

inona zao no dikan’io?

Rapelle kely : NY ROI DE PIQUE DIA LEHILAHY AMBONY NA


DOCTERA NA OLONA @ tribunal

Ny 8 de pique kosa dia milaza aretina

Ny fitodiky ny roi de Coeur dia any @ 8 de


pique
Ny dikan ireo karatra ireo zany:

3
Nohon’ny aretina mahazo dia tsy maintsy
hanatona doctera ny olona zay jerena sikidy
satria ny fitodiky ny roi de pique dia @ 8 de
pique
EXERCICE 2

RAPELLE KELY: 10 coeur = vie proffesionnel na vie


familial
Roi de carreau= olona TIA manao voyage na olona @
tany lavitra
Jereo ny fitodiky ny karatra
Ny roi de carreau dia mitodika @ 10 de cœur
Fanazavana : NY OLONA VOALAZA ETO DIA HANAO
VOYAGE MATETIKA NOHON’NY ASANY

Exercice 3

Rappelle:

4
Dame de Coeur= viavy fotsy fotsy azo
atokisana
As de pique mitsangana = proposition na
koa midika resaka tribunal
Roi de cœur = lelahy fotsy fotsy azo
atokisana
Jerena ny fitodiky ny karatra
Fanazavana= misy proposition ataon’ viavy
fotsifotsy io @ lelahy tiany io
Projet mikasika mariage izy io
Exercice 4

Ngamba efa tsy ataoko rappelle tsony satria


efa misy ny any @ partie 1 any
Fanazavana= misy hafaliana izay mifandray
@ vola satria ny 8 de Coeur eo akaikiny AS
DE TREFLE kanefa izany hafaliana zany dia
misy sacrifice kely takiny satria ny as de

5
trefle mivadika ary eo akaiky 10 de Coeur
izay milaza vie profetionnelle ny VALET de
Coeur dia tandidon’ilay olona jerena SIKIDY

IREO METHODS FIJERENA SIKIDY


@ KARATRA
Voalohany indrindra dia misy fomba atao @ ireo
karatra ireo alohan hampiasana azy
Entina mandro an dranomasina andro volana
miakatra izy ireo avy avela maina eo ambony
sahafa na lotsero eo amoron dranomasina @
fotoana io dia mitondra tantely atao anaty verre
plastique ary agarbattie anaky 3
Rehefa avy nisasana andranomasina ireo karatra
ireo ; atovy ambony sahafa avela maina @ iny
fotoana iny no amelomanao ny agarbattie sy
ametrahanao le tantely eo akaikiny karatra sady
miantso zanahary sy ny razana manao hataka ka
toy izao ny fanaovana azy

6
FOMBA FANAOVANA HATAKA
ALOHANY AMPIASANA NY
KARATRA
Ireto avy ny teny tenenina
Kwezy kwezy kwezy @ nao ndrianahary agnambo
nagnano zaka jiaby ao ny kintana ao ny volana ao ny
masoandro ka manambara ny zoron tany efatra , ny
lafy tany 8 ny vatako niany ty
Mitsiriritra ny andro meva maka bolana ; maka
masoandro
Mangataka hery sy hasina ny ambatako mikoezy @
narô jiaby agnabo tsisy soritana tsisy avahana indrindra
indrindra @ narô raiben’ny sikidy
KOZENA MAMAKIVATOHARANA ; KOZENA BABAMINO,
ANDRIANTEDRO , RASOLAKOLAKO, anaro razana
fanjakana jiaby tompiny sikidy ao anao
dramagnisokoarivo , DRIANDAHY, JIRIKY
,DRANIKEDRAZA , LAVA SANGA
Anarô jiaby zany na ny voatonona eto na tsy
voatonona
Mangataka nakah @ firazanana nakah , @ razako
ampoko dreny

7
@ razako ampoko dray milaho hery milaho hasina @
narô jiaby koezy ai
Ireto ny karata ; tokaviky izy ty niany hahita zaka jiaby
miafina zay antonianay zanak’olombelo velona kai
atovy raha ho soa atovy raha ho tsara ; hahita ny zaka
jiaby na ny meva na ny tsy meva
Koezy ai koezy lafiky fandianarô zany
Ireo no zavatra tononina rehefa manao hataka eo
amoron dranomasina

IRETO ZAVATRA TOKONY HATAO


REHEFA HISIKIDY

Voalohany mila madio saina madio fo , tsy tokony hisy


zavatra handrebireby ny saina
Avy eo aparitaka ambony tany ny karatra rehetra fa
kosa mila tsy hita ny soratra ao ambadika ny karatra
Dia afangaro izy ireo @ Tanana ankavia et dans le sens
de l’aiguille d’une montre ka aminy fotoana iny dia
mamoha sikidy ianao zay sady tokavinao ilay sikidy
Maro ny fomba entina mamoha sikidy fa tsaratsara
kokoa izany fomba zany tsy atoroko eto satria tsara

8
raha avy @ fô madio ilay fitokavana zay ataon’ny olona
hisikidy
Rehefa vita zany dia anginina ny karatra rehetra de
passina de coupena @ main gauche na tanana ankavia
Avy eo vita zany afaka misafidy methode de tirage eto
manaraka eto ianao

METHODE DE TIRAGE
Ity methode ity no antsoina hoe ETOILE DU BERGER
miala tsiny @ le teny vahiny zay ampiasaina eto

9
otran’io zany ny filaharany karatra
fantako fa misy tsy mahazo teny vahiny
ato ka ezahiko adika @ teny gasy zay
voalaza @ sary eto
Ny karatra voalohany io dia mikasika ireo
fanampiana mety hanampy anao @ zavatra
antsafanao
Ny faharoa carte numero 2 zany dia
mamaritra ny situation favorable sa tsia

10
Ny carte numero 3 dia mamaritra ny
surprise zay mety hitranga mandritra ny
fotoana io
Ny carte numero 4 dia milaza ny fomba
famahana ny olana
Ny carte 5 dia milaza ilay olana
Ary ny carte faha enina dia milaza ny
RESULTAT
Ny carte eo afovoany dia arbitraire afaka
apetaka afaka tsy apetaka miankina @ nao
ihany

11
TIRAGE DES 12 carte

Ity tirage ity dia otran ny fanao ihany rehefa


voapassy ny karatra dia misafidy 12 @ ireny
fa atao 1 par 1 no maka azy otran izany koa
ny teo ambony fa ialako tsiny fa tsy
voalazako
Rehefa mamaky ny karatra otran izao dia
tsara kokoa raha avy ankavia
mihankavanana no mamaky azy
Afaka vakina mintsangana ihany koa izy io
izany hoe 1 5 9 par exemple izany eo

12
rehefa vakina mintsangana dia avy ambony
midina mankany ambany
Mety maro ny karazana methode de tirage zay hitanaro any fa ireto no azo atolotra ary
tena efa nahitana porofo mivaingana fa tena mahomby

FOMBA FAMEHEZANA NY KARATRA


ARY NY FOMBA FANAOVANA ODY
AMINY
Ireto avy ny zavatra ilaina rehefa hamehy sady
hanao fanafody @ karatra
Tany malandy , famahitra ankanga, kiso
Rehefa hitanao fa tsara ireo karatra nao ka
tianao afehy dia atambaro ireny karatra ireny
avy eo kikiso ny sisiny ary tatazo ny potika carton
voakiky asio tany malandy iny avy eo asio
famahitra anganka ; tantely kely
Afaka androana na sotroana zay mety @ nao
ihany
Izay no azo natolotra anareo androany ka mirary
soa hatrany hatrany aho misaotra

13
roi ny roi de pique dia midika
de pique

pique
de pique

coeur
de coeur droit

ny roi
roide
de pique
pique pique

noho izany dia fahasitranan'ny olona anaky iray ilay consultant zany izany hoe ilay olona mijery
karatra

14
hafaliana tsy feno
marihiko eto ihany koa ireo dikany
de carreau izay milaza deplacement na dia karatra sasany izay tsy voalaza etsy t@
partie 1
pique
pique

ny 10 DE carreau
carreau

15
16
trefle
dame carreau

trefle
trefle

carreau

17
hafaliana tsy feno

vallet

18
10 DE CARREAU MILAZA NY DIA

19
de trefle renverser: fa fandresana mila fiafiana kely
trefle

roi de pique
ace de pique

trefle
pique trefle
pique

20
vallet

21
22
23

You might also like