You are on page 1of 14

Fizahan takelaka:

#RITUEL VOLA TRIPLE(777)

#Rituel vola be

#Rituel misariva vola beh

#Fomba atao ampitombo ny vola


miditra.

#Fomba fampitomboana vola


(amparahatoka)

#sorabe ahitana vola malaky

#Recette ahitana vola anatin indray


andro

#Raha mila vola maika ianao ataovy


ity

#Fomba(rituel)mamafa trosa

#Fisarihana vola mahery vaika.


#FISITOMAMBOLA VOLA 777
Maro no nangataka ka indro omena
anao ity fomba iray ity
Zavatra Ilaina :
Vola 777
Andremby kely
Fitaratra kely
Ampiaraho ireo dia ataovy anaty
poketra fitaoram-bola dia ho hitanao
fa hisintona namana io vola io.
Mahagaga ary tena mahomby
Efa vita fanandramana fa anjaranao
sisa
Mankasitraka...
#RITUEL VOLA

ZAVATRA ILAINA

- Vola izay lehibe indrindra any


aminao iray (20000, 10000,...)
- Sira @ bocal
- Rano 1 vera
- Labozia 1
- Afokasoka 1
- Teny averina:
"AMIN'NY HERIN'NY RANO, AFO ARY
NY TANO NO ANAOVAKO IZAO
FANGATAHANA IZAO:"IZAHO DIA
MILA VOLA ...(Farito tsara hoe
otrinona no ilainao?) IZAY
HANAOVAKO... (Farito hoe atao inona
ilay vola ilainao). AO ANATIN'NY ...
(Fe-potoana firy andro, volana na
taona). HO TANTERAKA TOKOA ANIE
IZANY FANIRIAKO IZANY"

FAMPIASANA AZY
- Arehitra ny Labozia
- Raisina ilay Rano ary ahevaheva eo
ambony Labozia + Atao ilay VAVAKA
#RITUEL MISARIKA VOLA AVY
HATRANY
Mirahaba ny namana sy ny groupe
!!
Ity rituel zaraiko ity vao
ampiasainao tonga dia ho hitanao avy
hatrany ny vokatra.
Raha tiana hivaly vetivety moa lay
izy dia ampiarahina amin ny élément
mifanaraka amin ny vintanao sy ny
isa manambina anao ary amin ny
andro manambina anao no anaovana
azy fa azo antoka ny ahitanao vokatra
:
Maka vaingan- tsira madio tsara dia
sira mamy mena fonosina anaty
lamba miloko maitso dia asiana
soratra @ taratasy hoe : " Misaotra
Archange Barachiel fa azoko ny vola
2 tapitrisa Ariary ohatra. Afatotra
tsara ao anaty lamba maitso dia
fonosina sachet mainty dia apetraka
ao anaty fitoeram_bola.
Avelao hiasa ny Univers fa aza
m1anisy ahiahy dia ho hitanao tsy ho
ela eo ny vokany.
#Miarahaba antsika rehetra ὤ
fisitom bola.

ἰ Vola miditra € $ ὤ

Fomba tsotra nefa tena mahohy


tokoa ὤ eo fisitomana vola vola .
Tôy izao Ary no atao :
Raiso ilay vola niditra , mety jiaby
rehefa vola rah misy vola triple
numéro ao Dia mety tsara .ὤ
ὠRaiso ny fitoeram_bola sy ilay vola
ka Mijoro eo anoloany ny fitaratra
ὄMaka fifantohana tsara Dia tifiro
ranomanitra in-3 ilay vola Ary
ampidiro ao anaty fitoerambola ὤ
Izay Dia tsy hotapaka vola izany anao

ὠ Mirary soa antsika jiaby ὤὤὤ

NB: tsara ra mano purification ny


tanana aloh ny anao azy ὤ
koseo tananao ny ravina baselic
mbola maintso Ary kobano @ rano
nasina siravaingany iray tanana aveo

#NY FOMBA FAMPITOMBOANA
VOLA AO ANATY AMPARAHATOKA
Miarahaba anareo namana tsara sy
mahomby izay manaraka ny fizarana
izay ataoko !
Anome anareo lesona kely mikasika
ny tsiambaratelon'ny Amparahatoka
aho na le secret de subconscient
androany :
Raha toa ka visuel ianao na ny maso
no malaky mandray dia asio fitaratra
manodidina ny fitoeram_bolanao dia
ho hitanao fa hitombo tsikelikely ny
fidiram_bolanao raha tsy tapahinao
vola mihitsy ao anatin'ilay
fitoeram_bola !
INONA NO ANTONY ?
Isika rehefa mizara rituel dia manome
fanazavana sy manaporofo fa tsy
izay rituel rehetra akory dia ho
uavokoa :
Aza adino fa eo @ tontolon'ny
Amparahatoka na ny subconscient
dia mitovy ny fandraisany ny sary na
io vola mivantana na sary ao anaty
fitaratra !
#VOLA MALAKY
Ity mis rituel atao raha iny mila vola
maika iny.fa deux jours avan n
anaovana azy tsy mihinana kisoa
mihintsy fa tsy mety
Sorato araka ny @sary io sorabe io
ary ataovy @papier velin madio tsara
dia sorato avy any akavanana
miankavia fa raha atonao miankavia
miankavanana io dia tsy
mety,manarak'izany dia sorato ao
anatin'io
losange lely io ny somme vola
ilainao,vita izay dia mangala garbathy
sy labozia fotsy roa, dia embohy
eo amboninn'ny garbathy io sorabe io
no sady manao ity teny ity teny ao
@ohabolana 8:-18 ty we "Ary
ato amiko ny harena
amamboninahitra sy ny soa mateza
amampahamarinana"
-avereno in8 ,na in80,na 800 na
8000,sns ....
Nb:arakaraka ny somme angatahinao
ny amerimberenanao io teny ao
anaty baiboly io fa ataovy valeur
#Recette azona vola malaky antiny
Andro iray azo atao isanandro

.Raha tehanana vola ampaosy


mandritra ny tontolo andro: Ny
maraina be eo ampifohazana iny;
maka stylo iray izay anaovanao
fangatahana; manaova fangatahana
amin'ilay stylo hoe " manana vola aho
hiatrehako ny fiandohan'ny tontolo
andro".
------Rehefa vita izay dia soraty amin'ny
tananao amin'iny stylo iny io signe
amin'ny sary io.
------Mbola tsy tapitra ny tontolo andro
hahazo vola tsy fantampiaviana
ianao.Afaka ataonao isan'andro izay
mahamety azy anao, tsara kokoa efa
manana stylo spécial ho an'iny foana
ianao ary pyrifiéo matetika alohan'ny
hampiasana azy
#MISY VOLA ILANAO MAIKA VE ?
Miarahaba tompoko .
Raha misy vola ilainao maika dia azo
atao tsara ny mampiasa ny loi de
l'attraction angatahana vola @
Univers .
Mila manana Carnet de poche aloha
dia stylo maitso .
Sorato ao lay vola tadiavinao sy ny
fotoana ilanao lay vola atao Mazava
tsara .
Tsinjarao @ antsipirihany ao anaty
carnet mihitsy ilay ampiasainao lay
vola .
Iny carnet iny dia ataonao am_ paosy
tsy miala aminao mihitsy fa vakina
foana Isaky ny misy fotoana
malalaka .
_ Maraina vao mifoha manaova
visualisation maka sary an_ tsaina
efa nahazo lay vola dia mampiasa
azy .
_Hariva alohan'ny hatory dia
mamorona affirmation positive iray
mifandraika @ lay vola tadiavina
averimberina an_ tsaina na ambava .
#RITUEL MAMAFA TROSA
Miarahaba tompoko
Maro dia maro ianareo no miditra
miresaka aminay mikasika ny fomba
hitazomana vola sy ny famafana
trosa. . Mitombina ve izany rituel
famafana trosa izany hoy ny sasany ?

Eny avy hatrany ny valiny mitombina


fa misy ny trosa kely fafaina @ itony
Rituel itony ary ireo trosa efa
lehibebe misy groupe fermé vao0
nosokafanay izay miresaka Rituel
arabola ranofotsiny sy famafana
trosa . Mila miditra hafatra miafina
raha hiditra @ lay groupe ary raha
tena goavana ilay trosa dia izay vao
miresaka aminay dia misy ny
mandray antanana anao ny équipe
nay .
AHOANA NO HAMAFANA TROSA ?
Ny famafana trosa tsara indrindra dia
ny fampitomboana ny vola miditra
dia ahena ny fandaniam_ poana .
Mividiana mananasy ( ananas ) iray
dia teteo borobory .
#RITUELLES SARIBOLA

Maro ianao no nangataka azy ka inty


ary

▶ ZAVATRA ILAINA

⛔ Vola vy tsisy rirany

⛔ Vola roanjato sy arivo

111 VOLA VY TSY MISY RIRANY

Atao anaty portefeuille, na ireo mety


ho fitoerambolanao rehetra Dia tsy
sarahana aminao mihintsy

Alohan'i apidirana azy Dia mitsitsika


na mangataka hoe :

{ MAMY AMIN'I FIDIRAMBOLA AHO


}

Ὄ VOLA ROANJATO SY ARIVO KOSA

You might also like