You are on page 1of 10

revio TSARA

SORATRA
Laharana 000 Febroary 2017
soratra.org tsarasoratra@gmail.com facebook.com/tsarasoratra

soratra.org tsarasoratra@gmail.com
facebook.com/tsarasoratra
Ny Tsenanny HaisoratraAminny Teny Malagasy

Betsaka ny MANKAFY HAISORATRA


Betsaka ny TENA MAHAY MANORATRA
matetika anefa dia
Tsy fantatry ny mpamaky ireny mpanoratra tena mahay ireny
ny mety ho antony
Tsy lavorary ny tsenanny haisoratra ka tsy mifanojo ny TOLOTRA
(avy aminny mpanoratra) sy ny TINADY (ny mpamaky)
noho izany
MILA EZAKA hampifanojo ny Tolotra sy ny Tinadinny Haisoratra
sy Hailaza aminny teny Malagasy

Mitondra ny anjara birikiny aminny fanitsiana izany tsifahalavorariana


izany Orinezaka TSARA SORATRA

soratra.org tsarasoratra@gmail.com
facebook.com/tsarasoratra
Azo atao hoe tratra ny tanjonny revio TSARA
SORATRA rehefa mazava fa sady (1) manolotra
asa soratra kanto sy voakaly ho anny mpankafy
izy, no (2) manolotra sehatra avo lenta sy be
mpamaky ho anny mpanoratra. () dia samy ho
afa-po na ny mpamaky na ny mpanoratra.
-- Mialy Ravelomanana, Tonia sy Tale Namorona ny Revio Tsara
Soratra, Oktobra 2016.

soratra.org tsarasoratra@gmail.com
facebook.com/tsarasoratra
Ny Orinezaka TSARA SORATRA
www.soratra.org revio TSARA SORATRA
nisokatra Oktobra 2016 nivoaka Febroary 2017

Takelaka anterineto Revio Literera miseho


misokatra mandavantaona indroa isan-taona
Ambatonamelankafatra Mampiranty ny tena kanto
mirakitra sy mitahiry aminny haisoratra aminny
teny Malagasy.
lahatsoratra voakaly sy
sorakalo mateza vakiana. Mampisongadina ny
fahaizanny mpanoratra
Ambohipihaonana ho an'ny sangany
mpamokatra sy ny mpanjifa Manome tosika sy sehatra
haisoratra malagasy hamirapiratanny mpanoratra
ankehitriny. vao misandratra
soratra.org tsarasoratra@gmail.com
facebook.com/tsarasoratra
revio TSARA SORATRA
Fifantenana ny lahatsoratra avoaka ao and-Revio

Misokatra mandavan-taona ny fandraisana ny asa soratra ho anny


rehetra te handray anjara ka maniry hampiranty ny asa sorany.
Apetraka ho azonny besinimaro vakiana ao aminny takelaka
www.soratra.org ny asa soratra voaray.
Avy aminireo no isafidiananny komity mpamaky ireo mendrika
asongadina ao anatinny revio TSARA SORATRA araky ny
masontsivana voafaritra mialoha mazava.

Ny Komity Mpamaky 2017


MIALY RAVELOMANANA - SOAMIELY ANDRIAMANANJARA MAMY
RAKOTONDRAIBE - MAINTY KELY - ANJOANINA RAMAROSON - NALISOA
RAVALITERA RIAMBOLA MITIA

soratra.org tsarasoratra@gmail.com
facebook.com/tsarasoratra
revio TSARA SORATRA
Laharana 000, Febroary 2017

Asa soratra voaray: mihoatra ny 60


napetraka ao www.soratra.org
Asa soratra noraiketina and-revio TSARA SORATRA: 17
Sombin-Tantara (6), Tononkalo (5), Riankalo (4), ary Fakafaka (2).
Mpanoratra 16 mampiranty ny endrika maroloko sy
tsimialonjafinny mpanao asa soratra malagasy
24 taona-84 taona, mielipatrana any Mahajanga ka hatrany Karolina
Atsimo, Etazonia
Ny mpanoratra notsongaina Febroary 2017
Esther Randriamamonjy, Soamiely Andriamananjara, Hemerson Andrianetrazafy, Mossieur Njo,
Mero Kosiky, Iriana Solevayn, Hanitrony, Rojo, Hoby Rasolofoarimasy, Volatiana Rahaga,
Tahirintsoa , Riva, Adrien Ratsimbahariso, Naivo, Mina Ilarion, Ny Maoza

soratra.org tsarasoratra@gmail.com
facebook.com/tsarasoratra
revio TSARA SORATRA
Laharana 000, Febroary 2017
Vidiny
7000 Ariary (boky taratasy, Faribolana Sandratra, Tahala
Rarihasina, Analakely)
7 Euros (boky taratasy, Lulu.com)
2.77 Euros (e-boky pdf, Lulu.com)
Endriny: Format A5 (148 x 210 mm), 77 pejy, miloko
ny fonony, mainty sy fotsy ny ao anatiny).
Kanto natolotr i Hemerson Andrianetrazafy no mandravaka
ny fonoatrika,
Dokasoratri Hajaina Andrianasolo no ao aminny fonoivoho.

soratra.org tsarasoratra@gmail.com
facebook.com/tsarasoratra
revio TSARA SORATRA
Tsara ho fantatra

Ny laharana manaraka: Laharana 001, Jona 2017.


Efa misokatra ny fandraisana ny asa soratra.
Izay voaangona aminny fivarotrana ny Revio
(miampy izay avy aminireo mpanohana malala-
tanana) dia arotsaka manontolo hikarakarana ny
Laharana manaraka.
Misokatra ary mitady fiaraha-miasa aminny olona
na fikambanana rehetra mitovy tadin-dokanga
aminy ny Revio.
soratra.org tsarasoratra@gmail.com
facebook.com/tsarasoratra
Maro hono ny valala fa ny ambolo no meva loko,
Betsaka ny kakazo fa tsisy mamy toy irony fary,
Na virakiny aza ny vorona, ny railovy no manga feo,
Be raha ny soratromby fa ny sada ihany no marevaka,
Midadasika ny tontolo, fa Gasikara no maha-ngaoma,
Ary bobaka ny Revio fa
hafa ihany ilay TSARA SORATRA

Soanampoinimialy
soratra.org tsarasoratra@gmail.com
facebook.com/tsarasoratra
revio TSARA
SORATRA
Laharana 000 Febroary 2017
soratra.org tsarasoratra@gmail.com facebook.com/tsarasoratra

soratra.org tsarasoratra@gmail.com
facebook.com/tsarasoratra

You might also like