You are on page 1of 1

Misy indraindray feo miritsoka Ao anaty ka mahasondriana Bitsibitsika iva fa manditsoka Ny ao am-po mihira fifaliana Misy koa mazna

sentosentom-po Tsy miloatra ka mahatorovana Mampamolivoly zany saina ao an-doha Ary mila ahafadiranovana Maro be tokoa reo fitsapna Miandry anao eny an-dlana ombna Atanjaho ny herin-tsaina Ary aza mitaraina Fa herezo ny dia Ho azonao izay antenaina Ny ho kivy na halaina Dia ataovinao ho sanatria Tonony: Romule Feony: Harry Arrangement: Harry

You might also like