You are on page 1of 1

1- Fidiran’ny container eny amin’ny vavahady ilany.

Raisina ny mombamomba azy ny camion sy ny


remorque raha misy sy ny mpamily. Raha misy plomb dia raisina. Matoa tsy misy plomb dia vide
izay ilay camion. Ny Enac indraindray no misy cas hoe misy entana indraindray. Raha ny an’ny
Ambatovy kosa no tsy misy plomb fa saingy misy entana, dia manao tatitra ny guarde.

Upon Entrance/exit of containers, the Guard shall log the plate number of the truck, the seal(s)
on the locked container and on the trailer if any along with the name and ID Badge of the driver.
If any Ambatovy container has no seal, the Security shall call the SCR and record the details of
the truck and the driver in the log book.

The Security guard shall verify the Gate pass of the Ambatovy containers. The gate pass shall be
strictly invalid in case of any difference of the material and the pass, and the Security guard shall
call the SCR.

2- Fivoahan’ny container eny amin’ny vavahady voalohany. Raisina ny mombamomba ny camion


sy ny remorque misy mpamily. Raha misy plomb dia raisina. Matoa tsy misy plomb dia vide izay
ilay camion. Ny Enac indraindray no misy cas hoe misy entana indraindray. Raha ny an’ny
Ambatovy kosa no tsy misy plomb fa saingy misy entana, dia manao tatitra ny guarde.

Upon exit of containers, the Guard shall log the plate number of the truck, the seal(s) on the
locked container(s) and on the trailer if any, along with the name and ID Badge of the driver.

Mizara roa :
EXPORT (Mena fotsy manga : plomb telo miara-mipetaka) / Mandeha any @ port
IMPORT (plomb fotsifotsy) : Miditra anaty site na Ambatovy na Moramanga
Hita eo amin’ny plomb na import na export.

- Mijery hoe aradalana tsara ny fitohizan’ny camion sy ny remorque


- Raha vao misy tsy fitoviana na kely aza ny BL sy ny numero n’ny container dia tsy azo avoaka
- Tsy maintsy midina sur terrain manao passassion (Entan’ny Ambatovy ihany)
- Lisita avy any amin’ny LPT raha misy tsy fitoviana dia miaviser control.

You might also like