You are on page 1of 3

Fanahy (kolontsaina malagasy)

Aller à la navigationAller à la recherche


Ny fanahy, araka ny kolontsaina malagasy, dia zavatra ao amin' ny olombelona izay
entiny manahy ny amin' ny tenany, mampahatsiaro tena azy, mampiavaka ny olona
amin' ny biby. Ny hoe manahy dia midika hoe "manana eritreritra be momba ny
zavatra iray sy tsy mety mitony saina noho izany".

Ohabolana momba ny fanahy[hanova | hanova ny fango]


 Aleo kely fanahy sitrak' olona, toy izay be fanahy maty foana.
 Aleo ny andriana lozabe toy izay andriana malemy fanahy.
 Aleo ratsy tarehy ka tsara fanahy, toy izay tsara tarehy ka ratsy fanahy.
 Ao ny be fanahy maty foana; ao ny kely fanahy sitrak’ olona; ao ny tsy
tiana, fa manana; ao ny hala, fa malahelo.
 Ary vatana fa tsy ary fanahy.
 Aza mikoba-drano marivo, ka mahavery fanahy ny tsikovoka.
 Aza misatry fanahy am-pandosirana, fa ny tena ihany no ho trany.
 Boka nandray tanana: ny fanahy misy ihany, fa ny tanan-kandray no tsy
misy.
 Ny fanahy no maha olona.
 Fanompoan' ankotralahy, ka ny marary manao izay ho vitany, ary ny tsara
fanahy mamono masoandro.
 Fotsifotsy fanahy toa takatra ka ny tain-kary avy no anaovan-trano
 Fo tsy voalefitra, mitondra nenina, fanahy tsy voatsindry, mitondra loza.
 Ny malemy fanahy tratra am-parany.
 Manao fanahin-tsokina: raha mahazo zavatra dia mivonkina.
 Mitoto vary diavolana, ka maka fanahy ny akoho.
 Ny hery tsy mahaleo ny fanahy.
 Ny mpanjaka lozabe, mahatahotra; malemy fanahy, mahamenatra.
 Ny tarehy ratsy no tsy azo ovana, fa ny fanahy ratsy azo ovana.
 Ny zaza fito tsy mahafehy trano: fa ny fanahy fito no mahafehy trano.
 Sadikan’ ny fanahy ny tena: ny manao azy ihany no hodidininy.
 Sobika rindra notampenan-kerana: ny azy fanahy iniany.

 Valala voatango, ka very fanahy mbola velona.


 Voalavo mandositra andro: mahin' ny fanahy ratsy natao halina.
 Voalavo mihazakazaka alina: tsy ny lalana no mahamaika, fa ny fanahy
ratsy atao andro lava no mahamaody.

Voalavo anaty siny, boribory ny lanitra


     hery

Ny takatra no nahavita trano ka ny vorondolo no mibohy


     hery

Lomanom-boka ka tafita vao rendrika


     hery
Fohy fa henjana tahaka ny rambon'omby tapaka
     hery

Akoho mitsiri-bilany, mijery ny fasana ilevenany


     hery

Matavy miady, ny mamely tsemboka, ny asiana tsemboka


     hery

Miankanjo vahoaka raha lohataona fa mihanja-pasika fahavaratra ohatra ny moron-


dranomasin' Amborovy
     hery

Matsabory ambany tanàna, ndray tsy higiahigny fa hanasana vity


     hery

Matsabory feno tatamo, madio fa tsy mazava


     hery

Vady tsy vita fômba ka raha tromban'Amboa, avy tsy kahiana


     hery

Lokin'ny vady tiana, manta mahatana am-bôtraka, magôdra môra ateligny


     hery

Tampotampoham-pahasoavana ka mibaby kisoa mita rano


     hery

Ny teny tsara mahamora harena


     hery

Ny teny toy ny zipon'ny tovovavy : lava mamafa lalana, fohy mampitanjaka ny


tompony.
     hery

Mitady ny maimbo ka misaron-doha mangery


     hery

Manao vain-drahalahy tsy mba maharary.


     hery

Tsy miady tsy miady ny kobay ankelika ihany.


     hery

Na fy aza ny amalona ny lela tsy atao jono.


     hery

Sotro ranon'akoho izay kely azo no andrandraina.


     hery

Sotro ranon' alika farany vao misy ventiny.


     hery
William Ratrema, in Riba sy Literatiora : " Noho harerin'ny ntaolo fa ny mpoiran'ny hasina ny Razana , dia mazafa
fa arakaraka ny hasina nananan' ny Razana fahavelona. "
 
Eleza Freda ,in ako sy feo:"Izao mino fa mibohay ny hiraisan'ny fanahy na aty na any ankatra dia hifampitsinza
ihany."
 
Caleb Razafimino, in faneva:"Fitiavana no tokony ho noharany niteraka ny fivaoahana tamin'ny, Razana tamin'ny
merina ,fa tsy mba tahotra loatra.

You might also like