You are on page 1of 2

d*) Vavaka noho ny teny

- Ny Pastora :

Aoka isika hisaotra sy hivavaka

Ry Andriamanitra, Tompo ô ! Misaotra sy midera Anao izahay noho ny


soa rehetra raisinay Aminao. Omeonao hanina isan’androa izahay sy
fifaliana ary zava-tsoa rehetra : Efa nomenao anay ny Teninao Masina,
sady tezainao amin’ny fahoriana sy hazofijaliana izahay, mba hanananay
anjara amin’ny fanjakanao ety an-tany ary hiara-moninaAminao
mandrakizay…

- Ny Fiangonana mihira hoe :

Do dia D 3/4

: d.r m : – : l s  : – : f m : – : r d  : – d.r

: s,.s, d  : – : f.m r  : – : r d  : – : t, d  : – l,.l,

: m.f s  : – : d’ t  : – : l.s s  : – : f m  : – f.f

: d.d d : – : f, s, : – : l,.t, d  : – : s, l,  : – f.r

Hode- rai- na ny a- na- ra- nao Ry A-

m : – d r : – : t, d  : – : – – : –

l,  : – l, l, : – : s, s,  : – : – – : –

m : – m f : – : f m  : – : – – : –

d  : – l, r : – : s, d  : – : – – : –

ndri- a- ma- ni- tr’ô!

- Ny Pastora :

Ry Andriamanitra Mpamindra fo ô ! Mangataka Aminao amin’ny


anaran’i Jesosy Tompo izahay : Jereo amin’ny fahasoavanao ny
Fiangonana kristiana, ka arovy sy hamasino amin’ny fahamarinanao izy.
Aoka ny Teninao anie hotorina marina sy madio ary aoka hatao amin’ny
fitandremana araka ny Teninao ny Sakramenta. Omeo mpanompo
mahatoky izay marina sy tsara fitondrantena ny Fiangonanao.
Mampandehana mpiasa hamory ny vokatrao, ary vohay ny varavaram-
pinoana ho an’ny jentilisa rehetra sy ny Israely olonao. Tsarovy amin’ny
famindramponao koa ny fahavalon’ny Fiangonana. Ka omeo azy ny
fibebahana ho fiainana.

- Ny Fiangonana mihira hoe :

Do dia D 3/4

: m.f s : – : d’ t  : – : l s : – : f m : – d.r

: d.t, d  : – : d r  : – : t, d  : – : t, d  : – s,.t,

: s.f m  : – : m f  : – : f s  : – : s s  : – s.f

: d.r m : – : l, r  : – : r m : – : r d  : – m.r

Tompo be fa- ha- so- a- va- na, Mbahe-

m : – d r : – : r m  : – : – – : –

d  : – s, l, : – : s, s,  : – : – – : –

m : – m f : – : f m  : – : – – : –

d  : – d d : – : t, d  : – : – – : –

noy ny va- va- kay!

You might also like