You are on page 1of 20

NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA.

TSY AZO AMIDY


Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
LAHATENY HATAO AO AMIN’NY ISAN-KERITAONAN’NY Fianrantsoa. Tamin’ny fifaliana no nandraisana ny anjara
TOBY AMBOHIPINOA VANGAINDRANO nomenareo ary tamin’ny fifaliana no nanomanana azy araka
izay azo natao, ary amin’ny fifaliana koa izao no ijoroana eto
« Ny Fifohazana Manoloana ny Lalàna sy ny Fahasoavana »
anatrehanareo itondrana izany fisaorana izany sy anolorana
Rom. 6 :14
izay voaomana. Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’i
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien Jesosy. Ny Tompo anie hitahy antsika rehetra.

FITARIHANTENY Ny lohateny izay natolotra anay halahatra amin’izao tolakandro


Misaotra an’Andriamanitra Ray sy Zanaka Ary Fanahy Masina izao dia ny hoe « Ny Fifohazana Manoloana ny Lalàna sy ny
isika fa mbola nomeny indray izao fotoana izao ka afaka Fahasoavana ». Izany lohateny izany dia nankinina ao amin’ny
mihaona Aminy amin’ny alalan’izao isan-kerin-taona faha-77- Romana 6 :14.
n’ny Tobim-pifohazana eto Ambohipinoa izao. Tsapa ao
Tsy ny hahafantarantsika ny toerana tena tian’i Jesosy
anatin’izao fa to sy tanteraka amintsika ny tenin’Andriamanitra
hitoerantsika fifohazana manoloana ny lalàna sy ny
nampilazaina an’i Jeremia hoe « Fitiavana mandrakizay no
fahasoavana ihany no fikendrena ato anatin’izao lahateny izao
nitiavako anao ». Raha ny maha mpanota antsika dia mazava
fa ny hitoerantsika amin’izany toerana izany indrindra koa
izay ambaran’ny Soratra Masina fa «fahafatesana no tambin’ny
amin’ny andro rehetra iainantsika.
ota » kanefa noho ny famindrampon’Andriamanitra dia
mampaharitra ny fofonainy ato amintsika Izy. Noho izany dia Ireto teboka telo ireto no horesahintsika, ho enti-

misaotra Azy isika. Isaorana koa ny Komitin’ny Toby eto manatanteraka izao lahateny izao :

Ambohipinoa nahatsiaro anay izay any lavitra any. Tsy - Fanazavana ireo foto-kevidehibe horesahina mandritra
nataonareo ho olona hafa izahay na dia mbola sahirana ny lahateny, izay heverina ho karazana vala-pamaritana
mandrovi-pataloha any ambony dabilion’ny SALT any hitondrana ny fanazavana rehetra
1
NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA. TSY AZO AMIDY
Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
- Fitarihan-kevitra momba ny fifohazana manoloana ny fifandraisana isika, dia tiako ny misarika ny saintsika fa tsy dia
lalàna ny feo voarindra tsara mandrafitra ny voambola sy ny
- Famoaboasana ny amin’ny fifohazana manoloana ny fehezanteny ampiasaina no tena zava-dehibe amin’izany fa ny
fahasoavana hevitra tiana holazaina amin’ny alalan’izany teny izany. Izany
koa no ananantsika ny tenin’ny tanana (fampiasa amin’ny
Asaina ary isika ry havana hanatrika ny Tompo amin’ny
moana sy marenina), tsy misy feony ny voambolana
alalan’izao teniny halahatra eto izao !
ampiasainy kanefa mahalaza hevitra ihany. Indraindray koa
1. FANAZAVANA FOTO-KEVITRA aza ny voambolana (teny) ampiasaintsika mety tsy
Ry kristiana malala, misy fitenenana malagasy milaza hoe « ny hahatafampita ao antsain’ny mpihaino ny hevitra ao
teny tsy azo mampiazoazo ». Araka izay efa nilazana azy antsaintsika (mety ho maro ny anton’izany : voambolana iray
tamin’ny fitarihanteny izay nataoko teo, sy izay ananantsika ananan’ny olona samihafa sary samihafa ao antsaina,1 sary
azy ao amin’ny programa eny ampelan-tanantsika eny dia iray ao antsaina ananan’ny olona samihafa voambolana
lahateny no anjarantsika izao. Amin’izany dia teny no alahatra. samihafa).2 Araka izany dia mampiazoazo tokoa ny teny raha
Ny teny anefa dia tsy hafa fa rafitra iray izay ampiasaina tsy azo ny hevitra tiana hampitaina aminy. Noho izany,
amin’ny fifandraisan’ny olona (tahaka antsika izao, izaho horesahintsika amin’izao fizarana voalohany izao ny hevitra
miresaka aminareo ary aminn’ny alalan’ny teny no (sary ao antsaina) hiombonantsika amin’ireto voambolana
ifandraisako aminareo : izaho miteny, hianareo mihaino, ary
hianareo koa miteny dia izaho mihaino). Satria miresaka

1
Ohatra : mavozo (amin’ny olona avy aty antsimo atsinanana dia olona efa be taona no 2
Misy fitaovana fampiasa amin’ny sakafo, andraisana ny vary avy eo amin’ny toerana misy
tondroina amin’izany, fa amin’ny olona avy any avaratra dia olona matahotra no lazaina azy hampidirana azy ao ambava, sary iray ihany ny ao antsaina fa samy manana ny
amin’izany) ; asotry (amin’ny betsileo dia ny fotoana fiotazam-bary no tondroina voambolana ilazany azy ny olona. Ao ny manao azy hoe sotro, misy ny sasany manao azy
amin’izany, fa amin’ny antesaka dia ny vanin-taona mangatsiaka antsoiny koa hoe ririnina hoe koera, ao ny milaza azy hoe fiteko…
no tondroina amin’izany).
2
NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA. TSY AZO AMIDY
Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
fototra amin’ny lohatenintsika ireto : fifohazana, lalàna, tontolo izao momba ny fifohazana : ny fifohazana dia
fahasoavana. fiehetsiketsehana ara-panahy misoeho amin’ny toerana iray na
maromaro (mety mitatra) amin’ny fotoana iray na maromaro
1.1. NY FIFOHAZANA
(mety mitohy) manoloana tranga iray na maraomaro. Lazaina
Maro ny olona mamaritra ny fifohazana ho fialana amin’ny fa mikendry fanindraindrana na fampirantiana foto-kevitra iray
torimaso. Izany famaritana izany dia sarihin’ny olona avy (matetika foto-kevitra ara-pivavahana) ny fifohazana. Raha
amin’ny fahafantarana fa mifanohitra amin’ny mifoha ny dinihina tsara dia ilay hetsika (mouvement) no lazainy, ary
matory, noho izany dia mifanohitra amin’ny fifohazana koa ny izany ihany koa no lazain’ireo rakibolana efa nofintinintsika
torimaso. Ekena tokoa izany raha te hilaza isika hoe ny tany aloha teo. Fa izay ilazana fa lalindalina kokoa ity
sampana fifohazana dia mpamoha ny fiangonana raha sanatria fanazavana avy tamin’ireo rakipahalala ity dia izao : ilay
misy torimaso mahazo azy. Noho izany dia tokony ho ny famaritana azy ho ara-panahy (mouvement charismatique).
fifohazana no mifoha aloha vao ho afaka mamoha ny hafa izy. Raha hetsika fialana amin’ny torimaso fotsiny no ilazan’ireo
Ny hoe fifohazana dia adikan’ny hevitr’izao tontolo izao amin’ny rakibolana azy dia manindry kosa ny rakipahalalana fa ara-
teny tsotra hoe tsy fatoriana. Raha aravona ny hevitr’ireo panahy kokoa ilay hetsika. Fa ahoana anefa no ambaran’ny
rakibolana maro izay nanome fanazavana momba ity Soratra Masina ?
voambolana ity dia mifototra amin’ilay asa fialana na
Tsy resilahatra ity raiamandreny anankiray ity ny amin’ny
fahatairana amin’ny torimaso ny fanazavana rehetra. Ireo raki-
filazana fa fialana amin’ny torimaso no atao hoe fifohazana.
pahalalana sasany koa dia manohana izany ihany na dia
Izao no lazainy : « izay nentina natory ihany no entina mifoha ».
mandroso fanazavana lalindalina kokoa aza raha mitaha
Raha savasavana tsara ny heviny dia izao : tsy misy zavatra
amin’izany nomen’ny rakibolana. Izao indray no fomba azo
miova ny momba ny olona iray avy natory rehefa mifoha izy fa
amintinana ny fanazavana aroson’ireo rakipahalalan’izao
izay fisainany talohan’izy natory ihany no fisainany rehefa
3
NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA. TSY AZO AMIDY
Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
mifoha izy, izay akanjony talohan’izy natory ihany no alalan’i Ezekiela mpaminany. Tsy afaka namelona ny tenany
ankanjony rehefa mifoha, ny fiainany talohan’izy natory ihany izy ireo fa Andriamanitra no namelona azy.
no fiainany rehefa mifoha. Kanefa rehefa mijery ny fiainan’ireo
Olona miombona amin’Andriamanitra ao amin’i Jesosy Kristy
raimandrenim-pifohazana izay ananantsika ireo Tobilehibe
sy ny Hazofijaliany ny fifohazana : miombony amin’ny
efatra miray amin’ny FFPM isika dia mahita tsara fa tsy mba
fahafatesany sy ny fitsanganany tamin’ny maty, maty amin’ny
fialana amin’ny torimaso ihany, mba tsy ilazana hoe tsy mba
maha mpanota azy ary velona amin’ny maha
fialana amin’ny torimaso mihitsy, ny fifohazana fa
zanak’Andriamanitra azy. Izany olona izany no manolotra ny
« fitsanganana amin’ny maty » na fialana amin’ny fahafatesana
tenany ho fanatitra velona araka izay andidian’ny
ho amin’ny fiainana. Na i Dada Rainisoalambo, ny i Neny
Tenin’Andriamanitra ao amin’ny Romana 12. Ary tena izany
Ravelonjanahary, na i Dadatoa Rakotozandry Daniel, na i
tokoa, manolotra ny tenany ho fanatitra ho an’Andriamanitra
Mama Volahavana Germaine, dia samy olona
isanandro ny fifohazana. Maro ihany ireo hevitra mivoaka
natsangan’Andriamanitra tamin’ny maty avokoa. Ny
momba ny atao hoe fanatitra, fa rehefa hiresaka isika hoe
fahafatesana amin’izany dia tsy hafa fa ny fisarahan’ny olona
manolotra ny tenany ho fanatitra velona ho an’Andriamanitra
amin’Andriamanitra izay loharanon’ny fiainana. Ireo
ny fifohazana dia tsy hafa fa tahaka ny biby mitondra ny
raiamandreny ireo dia samy nalain’Andriamanitra avy tao
identité –n’ny mpanota iray atolotra eo
amin’ny fahafatesana nafindrany tao amin’ny fiainana
anatrehan’Andriamanitra avadika ho fofona manitra
(fiombonana Aminy).
fampitoniam-pahatezerana amin’ny alalan’ny afo eo ambony
Ny tantara momba ny taolana maina ao amin’ny Ezekiala 37 alitara. Noho ny amin’i Jesosy dia avidika ho fiainana
no fototra anorenan’ilay raimandreny anankiray efa nolazaiko ankasitrahan’Andriamanitra koa ny fiainan’ny olona lazaina fa
tery aloha ny fanazavany momba ny fifohazana. Ireo talona fifohazana.
maina ireo dia nomen’Andriamanitra aina vaovao tamin’ny
4
NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA. TSY AZO AMIDY
Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
Araka izany, ny maha fifohazana dia tsy mitanila amin’ny lafiny - Izay voatendry hotandremana sy arahina: lalàna eo
ara-panahy ihany fa manenika ny fianan’ny olona maha olona amin’ny rafi-pitsarana (Rom. 7:1)
azy manontolo. - Fitsipi-pifehezan-tena ho an’ny tsirairay (Rom. 7:23)
- Ireo boky dimy voalohany ao amin’ny Testamenta taloha
1.2. NY LALANA
(Genesisy, Eksodosy, Levitikosy, Nomery, Deoteronomia)
Ny lalàna dia fitsipika na amboaram-pitsipika manan-kery (Lio. 2:22)
rehefa avy novolavolaina sy nodinihina ary nolaniana ka - Ireo lalàm-pivavahana jodaisma izay noraisina avy
avoakan’ny andry manana ny fahefana hanao an’izany mba tamin’ny lalàn’I Mosesy ihany (Jao. 18:31)
hifehy ny olona rehetra monina na mandalo amina tanim- - Ny Soratra Masina Jiosy (ny Pentateoka, ny TT iray
pirenena iray. Manana ny heviny sy ny fanahiny ny lalàna. manontolo, Mat. 5:18)
Samy mandika izany araka izay hiheverany azy ny olona. Tsy
Raha hijery manokana ity voambolana ity ato amin’ity andininy
izay andikan’ny olona azy anefa no ambaran’ny lalàna fa ny
ity isika dia tsy hafa izay lazainy Paoly fa ny lalàn’i Mosesy izay
fanahy ao anatiny ihany sy izay sitrapon’ilay mpanome azy.
tonga lalam-pamonjena tao amin’ny fivavahana jiosy
Hita miverimberina im-betsaka ao amin’ny Soratra Masina koa (fitandremana ny didy, famorana, fanajana ny sabata,
ity voambolana hoe lalàna ity. Na ao amin’ny Testamenta fitandroana ny fahamasinana, fanaovana fanatitra, fikajiana
Taloha na ao amin’ny Testamenta vaovao dia miseho ny fahadiovana…) Io ilay lalàna resahina eto. Na izany anefa
mandrakariva ity voambolana ity. Ny telojiana koa dia samy dia Jesosy no tena manazava azy io amin’ny fahafenoany sy
manazava azy ity araka izay amaritany azy. Ireto misy hevitra amin’ny fahatanterahany. Teotra sy fomba fiainana tandrify ny
vitsivitsy avy amin’ny fandinihan’ny Teolojiana maro ny hevitra olona efa novonjen’Andriamanitra no ambara ao amin’ny lalàna
fonosin’ity voambolana hoe lalàna ity avy amin’ny araka an’i Jesosy: tsy hafa izany fa ny FITIAVANA: dia ny
fampiasan’ny Soratra Masina azy amin’ny hodidina samihafa : fitiavana an’Andriamanitra sy ny fitavana ny olona rehetra.
5
NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA. TSY AZO AMIDY
Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
Tamin’ny andron’ny TT dia fifehezana ny misy, tsy voafafan’ny faharatsian’ilay tiavina, tsy mba mety
vahoakan’Andriamanitra noho ny maha mpanota ny olona hiova ho fankahalàna velively, fa mitoetra ho fitiavana amin’ny
rehetra ny lalàna. Fa aty amin’ny TV kosa dia fomba fiainana fotoana rehetra.
vaovao omen’Andriamanitra ny olom-boavonjy ny lalàna.
Ity famelan-keloka ity koa dia fiheverana ho toy ny tsy misy ny
1.3. NY FAHASOAVANA fanoherantsika an’Andriamanitra aorian’ny fanambarany fa
voavela ny heloka. Izany fanambarana izany dia tsy avy aiza fa
Fitahiana, fahazoana zavatra tsara vokatry ny fanambinana,
avy amin’Andriamanitra vokatry ny fahafahampony amin’ny
fanomezana ambony indrindra avy amin’Andriamanitra ny
asa fisoronana nataon’i Jesosy teo amin’ny Hazofijaliana.
fahasoavana hoy ny olona sasany.
Famelan-keloka tsy nandraisantsika anjara, kanefa natolotra
Ny fiangonana dia mampianatra fa ny fahasoavana dia tsy hafa antsika amin’ny fahafenoany sy amin’ny fahatanterahany.
fa ilay toepon’Andriamanitra mitia, mamela heloka, ary Famelan-keloka tsy manisa in-telo tahaka ny an’ny Malagasy,
mamonjy ny olona amin’ny alalan’i Jesosy Kristy. Ity fitiavana na im-pito tahaka ny an’i Jiosy, fa famelan-keloka maharitra
izay itiavan’Andriamanitra ny olona ity dia ilay antsoina hoe mandrakizay izay mahatonga an’Andriamanitra hanadino ny
agape izay tsy mitady hafa tsy izay hahasoa ilay tiavina ihany, heloka efa navelany teo amintsika izany.3 Na izany anefa dia
tsy mijery ny faharatsiany sy ny tsy fahafahany mamaly izany, mitaky fiheken-kelona sy finoana ny famelan-kaloka amintsika
fa mitia tsy misy fepetra sy tsy misy satria avy amin’ilay tiavina. izany famelan-keloka omen’Andriamanitra izany. Izany no
Tsy hafa izany fa ny fizian’Andriamanitra mihitsy satria mahatonga ny boky Ohabolana milaza hoe « Izay manafina ny
Andriamanitra dia fitiavana. Ity fitiavana ity koa dia fitiavana fahotany tsy hambinina fa izay mitsotra ka mahafoy azy no
mitoetra fa tsy mandalo, araka ny voasoratra hoe « fitiavana hahazo famindrampo » (Oha. 28 :13) sy i Jaona manao hoe :
mandrakizay no nitiavako anao ». Tsy voahozongozon’ny zava- « Raha miaiky ny fahotantsika isika, Andriamanitra izay

3
Tantaran’ilay Pretra tany Philippine.
6
NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA. TSY AZO AMIDY
Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
mahatoky sy marina dia mamela ny fahotantsika sy manadio hohanin’izay menarana izany, izay tsy iza fa ny devoly, amin’ny
antsika ho afaka amin’ny tsi-fahamarinana rehetra » (1 Jao. andro rehetra iainany. Ny vovontany dia tsy hafa fa ilay vovoka
1 :9). Ny toe-pon’Andriamanitra miantso antsika mpanota lazain’i Joba io ihany : entina ilazana ny fahafatesana. Ny
hanatona Azy ihany anefa no andraisantsika izany famelan- fahafatesana no hohaniny na ahitany sitraka sy fifaliana eo
keloka izany na dia eo ireo lazaina hoe faheken-keloka sy amin’ny androm-piainany rehetra. Ny fahafatesana (ny
fionoana ato amintsika ireo satria ireo dia mbola ny asan’ny fahafatesan’ny olona) no mampitombo ny fifaliany. Rehefa
Fanahy Masina ihany koa no ananantsika azy. Araka izany dia nasehon’i Jesosy tamin’ny nitsanganany tamin’ny maty fa tsy
Andriamanitra irery ihany no loharanon’izany. Hoy Izy ao mahazona Azy izany, ary tsy hahazona ny olona izany
amin’ny Isaia 1 : 18 hoe « Avia ary hifandahatra isika, na dia miombona amin’i Jesosy (fifohazana) ihany koa dia tsy misy na
tahaka ny jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy tahaka ny oram- inona na inona intsony hahitan’ilay ratsy fifaliana. Tsy
panala, na dia mangatrakatraka tahala ny sily aza dia ho hatahotra azy noho ny fahafatesana intsony ny olona
tahaka ny volon’ondry fotsy. miombona ami ‘i Jesosy satria matoky fa mandresy miaraka
amin’i Jesosy koa. Fandresena ny fahafatesana izay lazain’i
Ny famonjena izay amonjen’Andriamanitra ny olona amin’ny
Paoly ho fahavalo farany no famonjena omen’Andriamanitra ny
fahasoavana dia ao amin’ny Hajofijalian’i Jesosy Kristy no
olona noho izany toe-pony mamonjy izany. Tsy famonjena
ivony. Araka izany dia fandresena ny fahafatesana izay
amin’ny lafiny ara-panahy ihany anefa fa famonjena amin’ny
tambin’ny ota no nataony fa tsy fanafahana ny olona hiala ao
lafiny maha olona manontolo, tsy ny fiainana any an-danitra
amin’ny fahafatesana ihany. I Joba dia dia mahalala tsara
ihany no raisina noho izany famonjena izany fa
izany raha nilaza hoe « Kanefa raha izaho dia fantatro fa velona
fahatomomban’ny fiainana manontolo mihitsy : manomboka
ny mpanavotra ahy, ary hitsangana any ampary eo ambonin’ny
eto antany. Amin’izany, ny fahasoavana, dia tsy mitaona ny
vovoka Izy » (Job. 19 :25). Rehefa nanozona ny menarana
olona hiandrandra ny lanitra ka hanadino na tsy hiraharaha
Andriamanitra ao amin’ny Genesisy 3 dia nilaza fa vovotany no
7
NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA. TSY AZO AMIDY
Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
ny fiainany eto antany, fa mitarika azy hahita ny ambanin’ny lalàna hianareo fa ambanin’ny fahasoavana ». Dia
asan’Andriamanitra amin’ny fianany eto an-tany ary mahagaga tokoa ny fitarihan’ny Fanahy Masina fa rehefa
hahatsapa koa fa tsy zavatra andrasana ny fiainana nandahatra ny programa ny komity dia namolavola ity
mandrakizay fa efa voray sahady eto an-tany ; ary tsy toerana lohateny ity hoe : « Ny Fifohazana Manoloana ny Lalàna sy ny
any ambony any ny lanitra fa amin’ny toerana rehetra Fahasoavana ». Misy fanontaniana tonga ao an-tsaina
anatrehan’Andriamanitra ny olona amin’ny fahasoavany, na manoloana izany : raha eo amin’ny toerana anankiray ny
eto an-tany izany na any an-danitra. lalàna, aiza ho aizan’izany no toeran’ny Fifohazana ? Io
fanontaniana io no hovaliana ato amin’ity fizarana faharoa ity.
Toepon’Andriamanitra mitia tsy misy fepetra ary mandrakizay,
mamela heloka tsy manisa ary tsy mitadidy fa manafoana izay Tsy avy hatrany dia hovaliantsika anefa io fanontaniana io, fa
heloka navela, ary mamonjy ny olona rehetra amin’ny maha mialoha ny hamaliantsika azy dia hampifanatrehintsika ny
olona azy manontolo ny fahasoavana.4 Izany fitiavana sy lalàna sy ny fifohazana. Ka amin’ny voalohany dia hipetraka eo
famelan-keloka ary famonjena izany dia raisintsika amin’ny amin’ny toeran’ny lalàna isika hamantatra hoe « inona marina
alalan’ny fiasam-pahasoavana (Tenin’Andriamanitra sy kay ity lalàna ity eo anatrehan’ny fifohazana ? »
Sakramenta). Aorian’izany dia hiditra ao anatin’ny fifohazana indray isika ka
hamantatra hoe « inona izany fifohazana izany eo
2. NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALANA
anatrehan’ny lalàna ? » Reha fantatsika tsara izany dia
Ry havana malala ao amin’ny Tompo, tao amin’ny Romana 6 : hivoaka hoazy eo ny valin’ny fanontaniana efa napetrantsika
14 no nanankinan’ny mpandahatra ity lahateny ity. Izao no ho amin’ity fizarana faharoa ity hoe : « raha eo amin’ny
voasoratra ao : « Fa ny ota tsy hanankery aminareo, fa tsy mba

4
Avahana tsara amin’ny fitahiana izay zavatra momba ity fiainana eto antany ity
omen’Andriamanitra izay matahotra azy.
8
NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA. TSY AZO AMIDY
Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
toerana anankiray ny lalàna, aiza ho aizan’izany no an’izany izy satria mihevitra izy ireo fa misy ireo lalàna izay
toeran’ny Fifohazana ? » tsimaintsy tandremany ary rehefa mahatandrina izany izy dia
voavonjy. Tahaka izany ve no fahitantsika fifohazana ny
2.1. NY LALANA EO ANATREHAN’NY FIFOHAZANA :
lalàna ? Ataoko angamba fa tsia, fa ahoana ary ?
MITAIZA (Gal. 3 :24), MAMPIANATRA (Rom. 3 :20, Rom.
7 :7) Lehilahy anankiray izay niray tamin’izany fiheveran’ny Jiosy ny
lalàna izany ary dia tena nitopoteny fatratra tamin’ny
Inona tokoa moa ity lalàna ity eo anatrehan’ny fifohazana ?
fahamarinan’izany no mitondra ny fomba fijerin’ny fifohazana
Raha ny fifohazana no manatrika ny lalàna dia ahoana no
ny lalàna rehefa nahita ny fahadisoam-pijerin’ny jiosy izy :
fahitany azy, inona no hitany ?
Paoly apostoly. Adihevitra be tsy vita tany amin’ny toerana
Azo apetraka izany fanontaniana izany satria mety ho samihafa nanaova misiona fa nitohy hatrany Jerosalema ny an’i Jaona
ny fahitan’ny olona samihafa ny zavatra iray. Izany dia sy Paoly ny amin’io resaka lalàna io. Ny andaniny miresaka hoe
miankina amin’ilay mpijery sy ny fomba ijereny ilay zavatra. tokony hoterena hanaraka ny lalàna (famorana, sabata,
Tsy handray zavatra hafa isika raha hanao ohatra hanazavana fanadiovana…) ny jentilisa tonga kristiana mba ho voavonjy izy,
izany fa ity resaka lalàna ity ihany dia ampy hanazavana azy. ny ankilany manamafy fa efa voanvonjy izy ireo ka tsy azo
Ny Zanak’Isaraely dia nahita ny lalàna ho zavatra takian’i terena amin’izany fitandremana ny lalàna ho famonjena izany.
Jehovah Andriamanitra hatan’izy ireo mba hamonjena azy ireo. Nandeha ny adihevitra, inona ihany no tena marina ? Efa niela
Hoy ny Ohabolana 7 :2 « Tandremo ny didiko dia ho velona tany amin’ny fiangonana sasany tany ivelan’i Jerosalema koa
ianao ». Lalam-pamonjena no niheveran’izy ireo ny lalàna. io adihevitra io ary nampizarazara ny fiangonana sasany (izaho
Izany koa no nahatonga an’ilay lehilahy anankiray nanontany an’i Paoly, izaho an’i Kefasy…).
an’i Jesosy indray mandeha hoe « Mampianatra ô, inona no
hataoko handovako fiainana mandrakizay ? ». Nanontany

9
NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA. TSY AZO AMIDY
Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
Fiangonana roa no namotsian’ny Paoly ny fijery kristiana (fijery pivavahana amininy izay lasa nanavesatra ny olona. Io antony
fifohazana) ny amin’ny lalàna : fiangonana tany Galatia sy ny io no nahatonga an’i Paoly nisafidy ireo fiangonana reo ireo
fiangonana tany Roma. Misy antony lehibe no nahatonga an’i anambarana ny tena fanahin’ny lalàna sy ny fomba tokony
Paoly nisafidy an’io fiangonana roa io hanambaran’ny izany hijeren’ny tena kristiana azy, izay fijery tokony hijerentsika
fijery izany. Nambara tao Galatia izany satria taorian’ny fifohazana azy ihany koa. Inona ary izy ireo.
nitorian’i Paoly ny Filazantsara marina sy madio tany (ny
Izao no nambaran’i Paoly tao Galatia : « Koa ny lalàna dia
fahasoavan’Andriamanitra ao amin’ny Jesosy Kristy sy ny
mpitaiza antsika ho amin’i Kristy, mba hohamarinina amin’ny
Hazofijaliany ireny ihany no amonjena ny olona, ary
fionana isika ». Ity voambolana hoe mpitaiza ity dia nampisaina
asan’Andriamanitra ny famonjena fa tsy asan’ny olona), dia
tamin’ny vanim-potoana greko-romana anondroana ny andevo
nisy ireo olona sasany koa nitory zavatra hafa tao ka
izay mikarakara sy mampianatra ny zanaky ny tompony
nampianatra fa ny fitandremana ny lalàna no mahavonjy ny
mandrampahatonga taona ilay zaza (manatitra azy anya m-
olona. Ireny olona ireny no nolazain’i Paoly fa mampitabataby
pianarana sy maka azy, ka eny an-dalana dia miresaka
ny Galatiana ka namadika azy ireo hiala tamin’ny Filazantsara
amin’ny sy manontany azy ny zavatra nianarana, misy amin’izy
marina. Nambarany tao Roma koa izany satria Roma dia
ireny manam-pahaizana ka mampianatra ilay zanaky ny
tanàna lehibe efa nanana sivilizasiona matanjaka, nahitana
tompony no asany). Izy ireny no tondroina amin’ny voambolana
ireo fianarana firehan-kevitra maro samihafa izay manohitra
mahazatra antsika hoe « Pedagogue ». Zava-dehibe loatra no
ny Fomzantsaran’i Jesosy Kristy, nanana ny lalàm-panjakana
nisafidianan’i Paoly izany vombalona izany raha nilaza ny
(izay mifanohitra amin’ny sitrapon’Andriamanitra) efa vopetaka
amin’ny lalàna tamin’ireto Galatiana ireto izy. Ny antony dia
tsara ao antsain’ny olona na kristiana na jentilisa, ary
ity : tsy mba andevo intsony izy ireo fa efa olona afaka (satria
indrindra nahitana ireo karazan’Andriamanitra maro samihafa
efa tonga Kristiana). Noho izany dia tokony hanompo
izay nivavahana ary izy ireny dia samy nanana ny lalàm-
an’Andriamanitra amin’ny fahafahana tahaka ny zanaka
10
NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA. TSY AZO AMIDY
Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
manao ny sitrapon’ny rainy amin’ny fahalalana sy sy fitiavana Nomen’Andriamanitra hanompo antsika amin’ny alalan’ny
izy ireo. Tsy izany anefa ny zava-nisy tao noho ny fidiran’ny fitarihany antsika avy ao amin’ny fahafatesana ho ao amin’ny
olona nampianatra zavatra mifanohitra tamin’ny Filazantsara fiainana ao amin’i Jesosy Kristy ny lalàna mba
notorin’i Paoly fa lasa nanompo ny lalàna izy ireo mba ho hohamarinin’Andriamanitra amin’ny finoana an’izany Jesosy
voanvonjy, tsy hafa izany fa tahaka ny nataon’ny jiosy ihany. izany isika. Amin’izany ny fiona dia tsy hafa fa izay lazain’ny
Izany no mahatonga an’i Paoly mandro azy ireo ho adala ao Hebreo 11 : 1 hoe « fahatokiana ny amin’ny zavatra antenaina,
amin’ny Galatiana 3 :1. Adala izy ireo satria izao no antony : fanehoana ny zavatra tsy hita ». Tahaka ny zazakely tsy
izy ireo olona efa nafahan’Andriamanitra, tonga olona afaka izy mahalala na inona na inona isika tantanan’ny andevo any
ireo fa tsy andevo koa. Ny lalàna izay tondroin’i Paoly ho andevo amin’ny lalana izay tsy fantantsika akory ho any amin’i Jesosy.
tokony hanompo azy ireo ireo indray no lasa notompoiny. Noho Mandeha fotsiny isika satria tarihiny ary matoky sy manantena
izany dia omen’i Paoly azy ny fijery marina tokony hijerana ny isika fa ho tonga any na dia mbola tsy hitantsika aza izany.
lalàna. Omena antsika koa izany fa ny lalàna fia tokony Izany fahatokiana sy fanatenana izany no anamarinana
hanompoantsika amin’ny alalan’ny fitarihany antsika antsika (izany no ilay finoana). Araka izany dia
mandrakariva ho amin’i Kristy. Ary io voambolana kely « ho » io natolotr’Andriamanitra hanompo antsika amin’ny alalan’ny
dia zava-dehibe ao antin’izany satria manambara fizorana io : fitarihana antsika ho ao amin’i Kristy ny lalàna fa tsy natao ho
avy amin’ny toerana iray ho anya o amin’ny toerana iray, avy tandremana hahavoavonjy.
ao amin’ny fahajentilisina ho ao amin’i Jesosy, avy ao amin’ny
Izao indray no nolazainy tamin’ny fiangonana tany Roma : « fa
fahafaresana ho ao amin’ny fiainana. Mitantana antsika
ny lalàna no ahazoana ny fahalalana marina ny amin’ny ota »
amin’izany lalana izany ny lalàna. Mety misy ihany ny hiahiahy
(Rom. 3 :20). Mitohy ihany ny tantara eto. Avy any amin’ny
hoe lalam-pamonjena ihany izany. Tsarovy fa misy tohiny io :
fahafatesana isika, mitantana antsika eny andalana ho ao any
« mba hohamarinina amin’ny fionana isika ».
amin’ny fiainana ao amin’i Kristy ny ilay mpitaiza (dia ny lalàna
11
NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA. TSY AZO AMIDY
Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
izana). Manaiky ny hotarihiny isika ary manantena fa ho tonga amin’iry toerana iry no handehanany ary ity lalana ity no
any amin’izany toerana izany. Arakaraka izany fanekentsika ho hahatongavany eny, dia hiady amin’ilay mpitaiza azy izy ary
tarihiny sy ny fanantenantsika ny ho tonga any amin’i Kristy hiala amin’ny lalana efa itarihana azy. Tahaka izany koa isika,
amin’ny alalan’ny fitarihany izany (finoana) dia miroso sy arakaraky ny androsoantsika manatona an’i Kristy no
mihamanakaiky an’i Kristy isanandro isika mandritra ny dia. itomboan’ny fahafahantsika hisafidy koa. Ka raha tsy masaka
Amin’izany firosoana izany dia tsy miala ny lalàna, fa eo ihany. ao antsaintsika fa ery amin’i Kristy no misy ilay fiainana
Ary arakaraka ny hanakaikezantsika an’i Kristy no ahitantsika handehanana ary ity no lalana ahatongavana eny dia
azy, ary arakaraka izay ahitantsika azy mihamazava koa no hanomboka hiady amin’ny lalàna isika ka hampanjaka ny
ahitantsika ireo lalana hafa mivily ny fizorana mankany amin’i safidintsika. Kanefa dia mirona mankany amin’ny
Kristy. Asehon’ny lalàna antsika hoe iry Kristy izay fahaverezana mandrakariva ny safidin’ny olona raha tsy miasa
handehanana, ary ity no lalana hahatongavana eny. Ny ao Andriamanitra. Amin’izany dia hanao izay tiany hatao ihany
fahafantarantsika izany no mampitombo ny fahalalantsika koa izy ary tsy hahafantatra hoe fahotana ity ataoko ity, hizotra
fa ireto lalana hafa ireto dia tsy mitondra ho any amin’i Krity, amin’ny lalana safidiny ihany izy nefa tsy hahalala hoe
ary izany no atao hoe ota. Raha tsy nanao ny asany (mitondra mitondra mankaiza ity. Manana izay heveriny ho fahotana ny
antsika ho ao amin’i Kristy) ny lalàna dia tahaka ny olona olona ary manana ny fomba hamaritany sy andrefesany azy
mandeha an-jambany ihany isika, ka na izy na tsy izy no (izany no mahatonga ny karazana sazy samihafa amin’ny
andehanantsika dia tsy fantantsika akory izany. Ary ny azo karazana ota samihafa koa). Kanefa ireny fahalalana ireny dia
antoka dia tsy ho tonga any isika. Ny antony dia ity : arakaraka tsy feno, fa amin’ny alalan’ny lalàna no mahafeno sy
ny fitomboan’ilay zaza tatantan’ilay mpitaiza azy no ananany mahatanteraka ny fahafantarantsika ny atao hoe ota.
safidy sy hiheverany fa tsy mila tantanana sy aterina intsony Mahafantatra ny fahotana ihany isika amin’ireo zava-misy eo
izy fa efa mahaleotena. Ka raha tsy masaka ao antsiny hoe amin’ny fiarahamonina manodidina antsika. Fa tsy mahalala

12
NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA. TSY AZO AMIDY
Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
ny atao hoe ota isika raha tsy ny lalàna no mampahafantatra ota aho raha tsy tamin’ny lalàna » (Rom. 7 :7). Araka izany, ny
antsika izany. Zavatra samihafa tokoa manko ny fahotana sy lalàna dia manolotra fahalalana feno sy tanteraka ny
ny ota. Ny hoe ota dia tsy hafa fa ny natiorantsika maha fifohazana ny amin’ny atao hoe ota.
mpanota antsika (ny maha isika antsika), ary tsy misy
Raha aravony ny amin’ny toeran’ny lalàna eo anatrehan’ny
mampianatra izany afa-tsy ny lalàn’Andriamanitra ihany. Fa
fifohazana dia azo lazaina ho toy izao : manompo ny fifohazana
ny fahotana kosa dia ny zava-dratsy ataontsika izay
ny lalàna amin’ny alalan’ny fitarihany azy ho ao amin’ny Kristy
vokatrin’ny faharantsiantsika. Azon’ny fitsipim-
ka eny andalana dia ampahafantariny azy marina ny atao hoe
piarahamonin’izao tontolo izao atao ihany ny
ota.
mampahafantatra antsika izany. Fantatry ny malagasy tsy
manana ny lalàn’Andriamanitra ihany fa tsy azony atao ny 2.2. NY FIFOHAZANA EO ANATREHAN’NY LALANA :

mamono olona satria ny lalàm-panjakana malagasy dia MITARATRA, MAMPIORINA (Rom. 3 :31), MANKATO

mampahafantatra azy fa tsy mety izany, ary ny soatoavina Mpanota avokoa ny olona rehetra ary tsy misy manana ny
malagasy koa dia mampianatra azy mazava fa « lahitokana sy fahamarinan’Andriamanitra izy na dia iray akory aza. Mazava
sarobidy ny aina ». Ka na tsy manana ny lalàn’Andriamanitra izany araka ny fampianaran’ny fiangonantsika dia tsy vitan’ny
aza izy dia fantany fa tsy mety ny mamono olona. Ireo lalàm- hoe manota isanandro ihany ny olona fa nandova ota sy heloka
panjakana sy soatoavina ireo anefa dia tsy mba koa. Noho izany dia tsy misy afa-bela fa mpanota avokoa isika
mampahafantatra azy velively hoe tsy zava-mitranga ety rehetra na ny efa manana ny lalàna na ny tsy manana. Tsy ny
ivelan’ny olona araka izay ahitany azy ny famonoana olona fa fananana na ny tsy fananana ny lalàna no maha mpanota na
vokatry ny fahafatesana ao anatiny ihany. Ny tsy maha mpanota ny olona, fa na mahalala na tsy mahalala
lalàn’Andriamanitra ihany no mampianatra azy izany. Izany ny lalàna izy dia mpanota ihany. Izany no mahatonga an’i Paoly
zavatra izany no hazavain’i Paoly hoe : « Kanefa tsy nahalala ny ao amin’ny Romana 2 :12 milaza hoe « Fa izay nanota tsy

13
NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA. TSY AZO AMIDY
Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
nanana ny lalàna dia ho very tsy manana ny lalàna, fa izay ho mpanota ny fifohazana noho ny asan’ny lalàna. Ary rehefa
nanota nanana ny lalàna kosa dia hotsaraina araka ny lalàna ». mangetaheta fanadiovana sy famelan-keloka izy dia tarihin’ny
lalàna ao amin’ny toerana misy izany dia tsy aiza fa ao amin’i
Ny olona mandeha tsy manana ny lalàna dia mitondra ny
Jesosy Kristy irery ihany. Mety ho kivy izy eny andalana ary
fahotany eny ihany izy fa tsy fantany hoe mpanota izy. Izany
mety ho reraka. Kanefa ny Jesosy no mampahery azy ka milaza
dia azo oharina amin’ny olona mivoaka ny tranony miaraka
amin’ny hoe « Mankanesa ety amiko hianareo izay miasa
amin’ny tarehy maloto. Milamina ihany ny sainy satria tsy
fatratra sy mavesatra entana fa Izaho hanome anareo
hitany hoe maloto ny tarehiny. Tsy manana olana olana akory
fitsaharana ». Araka izany dia tahaka ny olona mijery fitaratra
na mifankahita amin’iza na iza amin’ny toerana na aiza na aoza
mamantatra ny tenany ny fifohazana eo anatrehan’ny lalàna
alehany satria milamina ny sainy, tsy fantany fa maloto ny
ary rehefa mhafantatra ny tenany fa mpanota izy dia
tarehiny. Fa rehefa mijery ny tarehiny eo amin’ny fitaratra izy
hangetaheta famonjena.
dia hahita amin’izay fa kay maloto ny tarehiny, halahelo sy ho
menatra izy ary handeha hitady rano hanadiovany azy. Tahaka Amin’izany izy mangetaheta famonjena izany indriindra koa no
izany ny olona izay tsy manana ny lalàna, mandeha eny mahamarina ny tenin’i Paoly Apostoly ao amin’ny Romana
amin’izany alehany eny azy izy, milamina tsara ny saina, tsy 3 :31 hoe « Koa mahafoana ny lalàna amin’ny finoana va isika ?
manana ahiahy sy tahotra izy, tsy menatra izy. Fa manomboka Sanatria izay, fa mampiorina tsara ny lalàna isika ». Manao
amin’ny ananany ny lalàna dia menatra izy ary mitomany ny ahona izany hoe isika mampiorina ny lalàna izany ?
tenany satria hitany manoloana izany lalàna izany fa ka izy ity
2.3. NY TOERAN’NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY
olona mpanota ary iharan’ny fahatezeran’Andriamanitra.
LALANA
Manomboka eo dia hitady fanadiovna izy. Izany fihetsika izany
no antsoin’i Lotera hoe « nenina sy fibebahana ». Mitaona ny Raha jerena avy amin’ny fampifanatrehana ny fifohazana sy ny

olona ho amin’izany ny lalàna. Mahita sy manaiky ny tenany lalàna izay efa nataontsika teo dia fantatra fa marina izay

14
NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA. TSY AZO AMIDY
Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
lazain’i Paoly hoe tsy ambanin’ny lalàna isika. Manazava izany toerana tokony hisy azy ny fifohazana manoloana ny
izy rehefa manohy mamaky ny andininy faha 16 isika dia fahasoavana. Izany toerana izany dia iombonany amin’izy samy
mahita fa misy fanazavana misimisy nomen’i Paoly ao. Ny fifohazana ary iavahany amin’ny hafa tsy fifohazana. Ao
voambolana hoe manompo no nampiasainy ao ; fa ny anatin’izao fizarana izao no no hamaliantsika ny fanontaniana
mpanompo dia ambanin’ny tompony. Koa raha ambanin’ny hoe : aiza ho aizan’ny misy ny fahasoavana no toeran’ny
lalàna isika dia mazava haozy fa mpanompon’ny lalàna ihany fifohazana ?
koa. Tsy izany anefa no marina, tsy mpanompon’ny lalàna isika
Tahaka izay efa natao tao amin’ny fizarana faharoa ihany dia
fa mpanompon’i Kristy. Na izany anefa dia tsy afaka ny hanana
hampifanatrehintsika indray aloha ny fahasoavana sy ny
fahamarinana eo anatrehan’ny lalàna isika na dia tsy
fifohazana. Araka izany ary, mialoha ny hamaliantsika io
mpanompon’ny lalàna aza. Kanefa hamarinin’Andriamanitra
fanontaniana momba ny toeran’ny fifohazana raha mitaha
isika rehefa mankato ny lalàna. I Paoly apostoly ihany no
amin’ny fahasoavana io dia ny famaliana ireto fanontaniana
milaza ao amin’ny Romana 2 :13 hoe : « fa tsy ny mpandre ny
roa ireto no hisarihana ny saintsika : « inona tokoa moa ity
lalàna no marina eo anatrehan’Andriamanitra fa ny mpankto
fahasoavana ity eo anatrehan’ny fifohazana ? », ary
ny lalàna no hohamarinina ».
« inona koa izany fifohazana izany eo anatrehan’ny
3. NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY FAHASOAVANA fahasoavana ? ».

Ry havana, rehefa mihevitra ny tenantsika ho fifohazana isika 3.1. NY FAHASOAVANA EO ANATREHAN’NY


dia tokony hitoetra eo amin’ny toeran’ny fifohazana ary hiaina FIFOHAZANA
amin’ny fiainan’ny fifohazana. Manoloana ny zavatra rehetra
Amin’ny maha toe-pon’Andriamanitra ny fahasoavana dia
manodidina azy dia misy ny toe-piainana tandrify, misy ny
tonga vala-pamaritana iray iainan’ny fifohazana izany satria ao
fiainana sy ny fiheverana tandrify. Amin’izany dia manana ny
izy no mitombiny ny maha fifohazana azy, fa raha ivelan’izany

15
NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA. TSY AZO AMIDY
Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
dia tsy mba fifohazana izy. Araka izany, ny fahasoava dia tonga amin’ny lalàna dia tafasaraka amin’i Kristy, ary efa lavo niala
toe-piainan’ny fifohazana satria amin’izany izy no tamin’ny fahasoavana » (Gal.5 :4).
atrehin’Andriamanitra amin’ny fitiavany ka miaina amin’ny
Lalam-pamonjena marina amonjen’Andriamanitra ny olona
famindrampon’Andriamanitra. I Paoly Apostoly ihany no milaza
nofohaziny ny fahasoavana araka ny voasoratra hoe
ao amin’ny Romana 5 :2 fa tamin’ny alalan’i Jesosy koa no efa
« fahasoavana no namonjena anareo » (Efe. 2 :5). Ary izany dia
nahazoantsika fanatonana amin’ny finoana ho amin’izao
tsy vokatry ny ataon’ny olona fa fanomezana avy
fahasoavana itoerantsika izao. Araka izany dia toeram-
amin’Andriamanitra. Raha lazaina fa fahasoavana no
ponenan’ny fifohazana ny fahasoavana. Manala ny maha
amonjen’Andriamanitra antsika amin’ny finoana (Efe. 2 :8) dia
fifohazana ny olona ny fananany toerana hafa ivelan’izay misy
marina tokoa raha fahasoavana satria na izany finoana ao
ny fahasoavan’Andriamanitra. Tsy aiza izany toerana izany fa
amin’tsika izany dia tsy mba misy ezaka ataontsika no
amin’izay rehetra anantenana famonjena tsy avy amin’ny
ananatsika azy fa asan’Andriamanitra ao amin’ny Fanahy
asan’ny olona fa avy amin’ny asan’Andriamanitra tamin’ny
Masina irery ihany araka ny voasoratra hoe « koa ny finoana
alalan’i Jesosy Kristy izay voahombo tamin’ny Hazofijaliana ka
dia avy amin’ny toriteny, ary ny toriteny kosa avy amin’ny
nitsangana tamin’ny maty. Fa ny olona tafasaraka amin’izany
tenin’i Kristy » (Rom. 10 :17). Noho izany dia famonjena ho
toe-piainana tsy mahavonjy tena fa manaiky
antsika fifohazana ny fahasoavana.
hovonjen’Andriamanitra izany dia niala tao amin’ny
fahasoavana izy ka niditra amina toeram-ponenana hafa izay 3.2. NY FIFOHAZANA EO ANATREHAN’NY

tsy atrehin’Andriamanitra amin’ny fitiavany fa atrehiny FAHASOAVANA

amin’ny fahatezerany. Fa izao no lazain’ny Tahaka ny olona anakiray manatsotra tanana handray zavatra
Tenin’Andriamanitra : « Na iza na iza mitady hohamarinina sarobisy tsy ananany ary tsy azony amin’ny alalan’izay
ananany sy ny ezaka ataony ny fifohazana manoloana ny

16
NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA. TSY AZO AMIDY
Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
fahasoavana. Zava-baovao atolotra azy ho fiainany ny 3.3. NY TOERAN’NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY
fahasoavana. Toe-po vaovao ary mifanohitra amin’izay FAHASOAVANA
ananany izany. Araka izany dia persona iharana ny fifohazana
Raha tarfina amin’ny fanazavana tery aloha ny valin’ny
eo anatrehan’ny fahasoavana. Mandray izany fanomezana izy
fanontaniana hoe aiza no toeran’ny fifohazana manoloany ny
ary miaina amin’izany noraisiny. Izany kisarisary izany no
fahasoavana dia izao no valinteny azo omena : ny fifohazana
ananantsika ny andian-teny hoe fanomezam-pahasoavana izay
dia ao anatin’ny fahasoavana ary ny fahasoavana dia ao
ilazana ny tolotra ataon’Andriamanitra ho an’ny fifohazana
anatin’ny fifohazana. Amin’ny maha toe-pianana vaovao
mba ho entiny manompo an’Andriamanitra sy ny
ampidiran’Andriamanitra ny fifohazana ny fahasoavana dia ao
fiangonan’Andriamanitra. Izany koa no ahafantsika milaza fa
anatin’izany izy no miaina. Ary amin’ny maha toe-
eo anatrehan’ny fahasoavana, ny fifohazana dia mpandray,
pon’Andriamanitra ampidiriny ao am-pon’ny fifohazana ny
mpiaina, ary mpizara koa. Filaharana tsy azo afamadika ireo fa
fahasoavana dia ao anatin’ny fifohazana no ahitana azy ary
tsimaintsy mandray fahasoavana izy vao afaka miaina amin’ny
amin’ny alalan’ny fanompoana ataony no ahitana azy.
fahasoavana, ary tsimaintsy miaina amin’izany fahasoavana
noraisiny izany izy vao afaka mizara. Noho izany, eo FEHINTENY
anatrehan’ny fahasoavana dia io asa telo io no mamaritra ny Voalaza teo fa :
maha izy azy ny fifohazana : mandray fahasoavana amin’ny
- Toepon’Andriamanitra mitia mamela heloka ry
fahafenoany sy ny fahatanterahany, miaina amin’izany
mamindrafo amin’ny olona mpanota, ny olona rehetra sy
amin’ny fahafenoany sy ny fahatanterahany, ary mizara izany
ny olona manontolo ny fahasoavana, ary toe-piainana
amin’ny fahafenoany sy ny fahatanterahany.
vaovao ampidiran’Andriamanitra ny olona efa
niharan’izany toepon’Andriamanitra antsoina hoe
fahasoavana izany ny lalàna. Noho izany, ny fifohazana
17
NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA. TSY AZO AMIDY
Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
dia tsy izy fa ny olona efa nanehoan’Andriamanitra izany Tenin’Andriamanitra ny fony sy ny feon’ny fieritreretany
toe-pony izany ary miainana amin’ilay toe-piainana fa tsy ambanin’ny lalàna izy fa ambanin’ny fahasoavana.
vaovao ambaran’ny lalàna. - Eo anatrehan’ny fahasoavana, ny fifohazana dia tanana
- Ny fifohazana manoloana ny lalàna dia tsy mba mandray izay atolotr’Andriamanitra, fo mitempo miaina
mpanompo fa olona afaka manaiky izany lalàna zany ho amin’izay natolotr’Andriamanitra ka noraisiny, ary
fomba fiainana manokana ho an’ny olona efa voavonjy. tanana mizara izay efa niainany araka izay
Noho izany dia mandinika ny tenany mandrakarvy izy eo natolot’Andriamanitra azy. Tsy mba mpanararaotra ny
antrehan’ny lalàna ary tsy mba manafoana ny lalaàna fahasoavan’Andriamanitra tahaka ny ataon’ny sasany
tahaka ny ataon’ny olona adala izy fa mampiorina tsara izay minia manao ratsy satria ambany fahasoavana ny
ny lalàna. Tsy mba mampiasa ny fahasoavana ho fifohazana. Misy olona sasny mampiasa diso ny tenin’i
fanakonana ny ratsy atao ny fifohazana. Misy ireo olona Lotera hoe « sahia manota itomboan’ny fahasoavana »,
milaza ny tenany ho fifohazana, manao izao zava-dratsy dia hoy ny fifohazana sandoka, tsy misy dikany ny lalàna
rehetra izao, ary dia mahafantatra ao ampony ihany fa fa efa tongan y fahasoavana, ary tsy misy ilàna ny
raran’Andriamanitra ao amin’ny lalàna izany zavatra fahasoavana raha tsy misy ny mpanota, koa dia sahia
ataony izany, kanefa dia ataony antsitrapo ihany izany, manota itomboan’ny fahasoavana. Izany ve no antony
ary ampanginin’ny amin’ny alalan’ny nilazan’i Lotera an’io teny io ?5 Ny
fahasoavan’Andriamanitra dia tsy mitaona anao hanota

5
Tamin’ny fiangonana katolika tamin’ny andron’i Lotera (andro antenantenany) dia nisy ny amin’ny famonjen’Andriamanitra ny mpanota amin’ny finoana (famonjena noho ny
fampianarana fa ny fanoherana ny tenin’ny papa izay tonga fampianaran’ny fiangonana dia fahasoavana) ireo tenin’ny papa tonga fampianaran’ny fiangonana ireo (mametraka ny
fahotana ; izany hoe ny manohitra ny tenin’ny papa dia manota satria tsy mety diso ny papa. famonjena ho tsy vitan’Andriamanitra samirery fa andraisnan’ny olona anjara amin’ny
I Lotera dia notenenin’ny namany hoe manota satria nanohitra ny papa izy tamin’ireo alalan’ny asa tsara sy ny fitandremana lalàna sy didy maro samihafa). Noho izany dia
fampianarana nataony izay nitarika nankany amin’ny reformasiona. Manoloana ny namany amporisihin’i Lotera ny namany mba hahasahy hanohitra izany fampiaran-diso izany mba
izay niteny azy ho manota (manohitra ny papa) io mihitsy no nitenenany hoe « sahia manota hivoahan’ny fampianarana marina.
hitomboan’ny fahasoavana ». Ny antony dia ity. Manohitra ny fampianaran’ny SM ny
18
NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA. TSY AZO AMIDY
Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
fa maniraka anao hiaina araka izay toe-piainana Aoka samy handinin-tena ry havana. Mitsangana ry fifohazana
tian’Andriamanitra iainana ambarany aminao ao fa fotoana izao, ambany ny fahasoavan’Andriamanitra ianao fa
amin’ny lalàna. tsy mpanompon’ny lalàna, tsy mahafoana ny lalàna anefa
ianao fa vaomaika mampiorina azy amin’ny alalan’ny fiainana
Tsy foana eo amin’ny fiainan’ny fifohazana ny lalàna na dia
amin’izany satria toe-piainana tian’Andriamanitra ho fiainanao
tonga ao amin’ny fifamatorana amin’ny fahasoavana izy. Na dia
no ambaran’ny lalàna ;
milaza i Paoly hoe tsy ambanin’ny lalàna isika dia tsy mba
fanafoanana ny asan’ny lalàna eo amin’ny fiainantsika izany fa Aiza ary no toeran’ny fifohazana manoloana ny lalàna sy ny
fanambarana fa tsy mpanompon’ny lalàna iska fifohazana. Tsy fahasoavana ?
mahafoana ny lalàna isika fa mampiorina tsara azy hoy i Paoly
Ao amin’i Kristy no toeran’ny Fifohazana manoloana ny lalàna
apostoly. Araka izany dia tsy mba isan’ny fifohazana ny olona
sy ny fahasoavana.
mihevitra fa tsy ilaina intsony ny lalana satria efa voavonjy.
Fahasoavana no amonjena antsika ary tonga fiainantsika
izany. Tafiditra ao anatin’izany fiainam-pahasoavana iainan’ny JESOSY IRENY IHANY
fifohazana izany ny fankatoavana ny lalàna. Tsy mahafoana ny
lalàna ny fiainana ao ambany fahasoavana fa vaomaika
manamafy oriny azy. Araka izany dia mitaona ny fifohazana
hankato ny lalàna ny fahasoavana ary maneho amin’ny
fifohazana ny hasarobidin’ny fahasoavana ny lalàna.

Misy fifohazana ry ve eto ? Efa efa olom-boavonjy ve ny


fifohazana eto dia tsy fehezin’ny lalàn’Andriamanitra intsony ?

19
NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALÀNA SY NY FAHASOAVANA. TSY AZO AMIDY
Lahateny natao tao amin’ny Isan-keritaona faha-77 –n’ny Tobim-pifohazana Ambohipinoa Vangaindrano.
Mpandahatra : Pastora FANOMEZANTSOA Vivien
FANOROAM-PEJY 3.2. NY FIFOHAZANA EO ANATREHAN’NY
FAHASOAVANA .................................................................................. 16
FITARIHANTENY ...................................................................................... 1
3.3. NY TOERAN’NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY
1. FANAZAVANA FOTO-KEVITRA ................................................. 2
FAHASOAVANA .................................................................................. 17
1.1. NY FIFOHAZANA .................................................................... 3
FEHINTENY ............................................................................................. 17
1.2. NY LALANA .............................................................................. 5

1.3. NY FAHASOAVANA ............................................................... 6

2. NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY LALANA ....................... 8

2.1. NY LALANA EO ANATREHAN’NY FIFOHAZANA :


MITAIZA (Gal. 3 :24), MAMPIANATRA (Rom. 3 :20, Rom.
7 :7) 9

2.2. NY FIFOHAZANA EO ANATREHAN’NY LALANA :


MITARATRA, MAMPIORINA (Rom. 3 :31), MANKATO ............ 13

2.3. NY TOERAN’NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY


LALANA.................................................................................................. 14

3. NY FIFOHAZANA MANOLOANA NY FAHASOAVANA ...... 15

3.1. NY FAHASOAVANA EO ANATREHAN’NY


FIFOHAZANA ....................................................................................... 15

20

You might also like