You are on page 1of 9

INFECTION A

HERPES SIMPLEX
VIRUS
NY MOMBAMOMBA AZY

 MISY KARAZANY ROA: HSV1(orale)-HSV2(genito-


anale)
 FIFINDRANY: FIFAMPIKASOHANA EO @
HODITRA SAMY HODITRA ( cutanéo-
muqueuse):fifanorohana, firaisana ara-nofo,
fiterahana
 @ voalohany dia mety tsy hiseho ny
trangan’aretina nefa ny tsimokaretina dia voatahiry
ao @ ilay olona(mitombo isa ao @ganglions
sensitifs-n’ny nerfs craniens sy rachidiens)
 Recurrence: miverimberina ny
trangan’aretina rehefa misy ny: rari-tsaina,
fihenan’ny hery fiarovana, masoandro...
( migration des virus vers la peau)
GINGIVO-STOMATITE ULCERATIONS
PERI-ANALES
HERPES PERI-OCULAIRE HERPES DIGITAL
FOMBA FISEHONY

HSV1:RATRAN’NY AKANJO-NIFY SY NY ATY


VAVA:tsy mahahinana sakafo,fery eo @ aty
vava sy ny molotra(MIPOA-DRANO), saoka;
mafana tena, misy tarimo, raha mihombo
nyaretina dia mety hisy mikraoba hafa hiditra
toy ny Candida, fahasitranana miandalana ao
anatin’ny 15 andro
FERY @ MASO, ENCEPHALITE
HERPETIQUE(ati-doha), ARETI—
TENDA,panaris herpetique(index++++),
HSV2:Herpes genital et anal:mavaivay,
maharary, mangidihidy,mafana tena ,misy
tarimo
NY FAHASAROTANY

 VEHIVAVY BEVOHOKA(hepatite herpetique:


ARETIN’ATY)
 OLONA TSY MISY HERY FIAROVANA:VIH,...:
NY FISOROHANA

 AMPITOMBOANA NY HERY FIAROVANA


 TSY MANOROKA OLONA MISY
TRANGAN’ARETINA
 MISOTRO RANO BETSAKA
 MANANTONA MPITSABO

You might also like