You are on page 1of 8

Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana

ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana


`
7-13 MEY fandrosoana ara-panahy mazana dia manaraka
hafainganam-pandeha miadana ihany, kanefa
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIA- `
mety ho haingana ery ny fahafoanany raha tsy
MANITRA  MARKA 7-8
mitandrin-tena tsy an-kijanona isika!
“Ento ny Hazo Fijalianao ary Manaraha Ahy
Mandrakariva” Marka 8:35-37
Marka 8:34 w08 15/10 25-26 § 3-4
Vonona Hanome Inona Ianao mba Hiainana
nwtsty: Fanazavana Mr 8:34
Mandrakizay?
aoka izy handa ny tenany: Na “aoka izy hamoy 3 Nametraka fanontaniana roa mampisaintsaina
ny zo rehetra ananany.” Midika izany hoe vono-
i Jesosy: “Inona tokoa moa no soa ho azon’ny
na handa tena tanteraka ilay olona na koa hoe
olona raha mahazo an’izao tontolo izao izy nefa
tsy izy intsony no tompon’ny tenany fa Andria-
very ny ainy? Fa inona tokoa moa no homen’ny
manitra. Mety tsara raha adika toy izao ilay
olona ho takalon’ny ainy?” (Marka 8:36, 37) Ma-
fehezanteny amin’ny teny grika: “Tsy maintsy
` zava ny valin’ilay fanontaniana voalohany. Tsy
manda ny sitrapony izy.” Mety ho tafiditra amin’
misy soa azon’ny olona raha mahazo an’izao
ilay zavatra tsy maintsy lavin’ilay olona ma-
tontolo izao izy nefa very ny ainy, satria tsy
ntsy ny faniriany, ny zavatra nonofinofisiny, na
afaka mifaly amin’ny fananany izy raha tsy velo-
izay mampiadana azy. (2Ko 5:14, 15) Nampiasa
na. Rehefa nipetraka ilay fanontaniana faharoa
matoanteny grika mitovy amin’io koa i Marka re-
hoe: “Fa inona tokoa moa no homen’ny olo-
hefa nitantara an’ilay zavatra notenenin’i Petera
na ho takalon’ny ainy?”, dia angamba tsaroan’
tamin’izy nanda an’i Jesosy.—Mr 14:30, 31, 72.
ny mpihaino ilay fiampangan’i Satana tamin’ny
w92 1/8 17 § 14 andron’i Joba hoe: “Izay rehetra ananan’ny olo-
Ahoana no Fihazakazakao ao Amin’ilay Haza- na dia homeny hiarovana ny ainy.” (Joba 2:4)
kazaka ho Amin’ny Fiainana? Mety ho marina izany ho an’ny tsy mpanompon’
14“Na iza na iza ta hanaraka ahy”, hoy i Jesosy i Jehovah. Mahavita manao ny tsy tokony hatao
Kristy tamin’ireo mpianatra sy ny hafa tafango- mihitsy ny olona mba hahavelona azy. Tsy toy
na, “dia aoka izy handa ny tenany (na hoe “tsy izany kosa ny Kristianina.
maintsy milaza hoe ‘Tsia’ amin’ny tenany izy”, 4 Fantatsika tsara ny antony nahatongavan’i Je-
Fandikan-tenin’i Charles B. Williams) ka handray sosy teto an-tany: Tsy hoe mba hahatonga
ny hazo fijaliany ary hanaraka ahy mandra- antsika ho salama sy hanan-karena ary ho ela
kariva.” (Marka 8:34, NW). Rehefa manaiky io velona amin’izao fiainana izao, fa mba hiaina-
fanasana io isika, dia tsy maintsy miomana mba ntsika mandrakizay ao amin’ny tontolo vaovao.
hanao izany “mandrakariva”, tsy hoe satria misy Ny fanantenana izany fiainana izany no sarobi-
maha-mendrika azy manokana ny fandavana ny `
dy amintsika. (Jaona 3:16) Mety ho izao ary no
tena, fa satria ny tsy fitandremana mihelina fahazoan’ny Kristianina an’ilay fanontanian’i Je-
kely fotsiny, ny fiatoana kely fotsiny eo amin’ny sosy voalohany: “Inona no soa azon’ny olona
tsy fahaiza-manavaka, dia mety handrava izay raha mahazo an’izao tontolo izao izy nefa afoiny
efa naorina rehetra, ary hahatandindomin-doza ny fanantenany hiaina mandrakizay?” Tsy misy
ny fahasoavantsika mandrakizay mihitsy aza. Ny soa azony mihitsy raha izany. (1 Jaona 2:15-17)
mwbr18.05-MG 1
Hanampy antsika hamaly an’ilay fanontaniana taovana sy zavatra mety haloto na tsy mety
faharoa ny fieritreretana hoe: ‘Vonona hamoy maloto? Ary inona ny fombafomba tsy maintsy
inona aho ankehitriny, mba ho azo antoka ny hatao raha te hadio indray?
hiainako ao amin’ny tontolo vaovao?’ Ny valin’ Hoy ny fahavalon’i Jesosy: “Nahoana ny mpia-
io fanontaniana io no ahitana eo amin’ny fiai- natrao no tsy manaraka ny fomban-drazana, fa
nantsika, raha latsa-paka ao am-pontsika ilay mihinana amin’ny tanana maloto?” (Mar. 7:5)
fanantenana.—Ampitahao amin’ny Jaona 12:25 Tsy te hilaza ry zareo hoe mahasalama ny ma-
Marka 8:38 nasa tanana alohan’ny hisakafo. Tiany harahin’
ny mpianatr’i Jesosy fotsiny ilay fombafomba
jy 143 § 3 hoe tsy maintsy tondrahana rano ny tanana vao
Iza ny Zanak’olona? misakafo. Nilaza koa ilay boky fa nofaritan’izy
Tsy maintsy mahafoy tena sy be herim-po tokoa ireo hatramin’ny hoe “inona no fitaovana ano-
ny mpanara-dia an’i Jesosy raha te ho mendri- ndrahana an’ilay rano, inona no rano mety, iza
ka ny fankasitrahany. Nilaza i Jesosy hoe: “Na no tokony hanondraka an’ilay izy, ary hatraiza
iza na iza menatra noho ny amiko sy ny teni- no tondrahana sy atsoboka ao anaty rano.”
ko, eto amin’ity taranaka mpanitsakitsa-bady sy
Hoy i Jesosy tamin’ireny mpitondra fivavaha-
mpanota ity, dia ho menatra noho ny aminy koa
na ireny: “Marina ny naminanian’i Isaia momba
ny Zanak’olona rehefa tonga amin’ny voninahi-
anareo mpihatsaravelatsihy, araka ny voasora-
try ny Rainy izy, miaraka amin’ny anjely masina.”
tra hoe: ‘Manaja ahy an-tendro-molotra fotsiny
(Marka 8:38) “Hamaly ny tsirairay araka ny fi-
ity vahoaka ity, fa ny fony kosa lavitra ahy
tondran-tenany avy” tokoa i Jesosy rehefa ho
[Jehovah]. Koa very maina ny mbola ivava-
tonga.—Matio 16:27.
hany foana amiko, satria didin’olombelona no
Andao Hikaroka Harena Miafina ampianariny.’ Ataonareo tsinontsinona ny didin’
Andriamanitra fa ny fomban-drazana no ifikira-
Marka 7:5-8
nareo.”—Mar. 7:6-8.
w16.08 30 § 1-4
Fanontanian’ny Mpamaky Marka 7:32-35
Nahoana no sarotiny be tamin’ilay hoe mana- w00 15/2 17-18 § 9-11
sa tanana ny fahavalon’i Jesosy? Manana “ny Sain’i Kristy” ve Ianao?
ˇ Anisan’ireo antony maro nanakianan’ny faha- 9 Marenina ilay lehilahy ary zara raha nahay nite-
valon’i Jesosy azy sy ny mpianany izany. Nilaza ny. Nety ho tsapan’i Jesosy fa hendratrendratra
`
ny Lalan’i Mosesy hoe maloto ny olona iray na sakodiavatra io lehilahy io. Nanao zavatra so-
raha misy tsiranoka mivoaka avy aminy, na boka mary tsy nahazatra i Jesosy tamin’izay fotoana
izy, na nikasika fatin’olona na fatim-biby. Voala- izay. Nentiny niala avy teo amin’ny vahoaka ilay
za tao koa izay tokony hatao raha te hadio lehilahy, ho any amin’ny toerana mitokana iray.
indray ilay olona. Nila nanao sorona izy, na nisa- Avy eo, dia nanao baiko moana i Jesosy mba
sa, na nofafazana rano.—Lev., toko 11-15; Nom., hampahafantarany tamin’ilay lehilahy ny zavatra
toko 19. nadiva hataony. “Nangarona ny sofiny tamin’ny
`
Nampian’ny mpitondra fivavahana jiosy anefa rantsan-tanany [Izy], dia nandrora ka nanendry
` ny lelany.” (Marka 7:33). Niandrandra ny lanitra
ireo lalana ireo. Misy boky milaza hoe namo-
rona fitsipika momba an’ireto izy ireo: Inona i Jesosy, ary nisento tamim-pahatsorana, nony
no mandoto ny olona? Ahoana avy no mety avy eo. Izany fihetsika nasehony izany dia nilaza
hahatonga azy handoto olon-kafa? Inona ny fi- tamin’ilay lehilahy hoe: ‘Avy amin’ny herin’Andri-
mwbr18.05-MG 2
amanitra izay zavatra madiva hataoko aminao.’ verana ny hafa toy izany isika, dia asehontsika
Hoy i Jesosy tamin’ny farany: “Maladia.” (Marka fa manana ny sain’i Kristy ny tenantsika.
7:34). Tamin’izay, dia nalady indray ny sofin’ilay
`
lehilahy, ary afaka niteny ara-dalana izy.
Famakiana Baiboly
10
Marka 7:1-15
Endrey izany fiheverana nasehon’i Jesosy
tamin’ny hafa! Nahay nahatakatra ny fihetse-
ham-pon’izy ireo izy, ary io fiheverana feno
14-20 MEY
fangoraham-po io kosa dia nanosika azy ha- HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIA-
nao zavatra tamin’ny fomba tsy nandratra ny MANITRA  MARKA 9-10
fihetseham-pon’izy ireo. Amin’ny maha Kristia- “Nanatanjaka ny Finoan’izy Ireo Ilay Fahi-
nina antsika, dia maneho fahendrena isika raha tana”
mamboly sy maneho ny sain’i Kristy amin’io Marka 9:1
lafiny io. Mananatra antsika toy izao ny Baibo-
ly: “Miraisa saina hianareo rehetra, ka miaraha w05 15/1 12 § 9-10
ory, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy, mifa- I Kristy no Anton’ny Faminaniana
` 9 Lasa izao ny Paska taona 32, ary herintaona
mindra fo, manetre tena.” (1 Petera 3:8). Azo
antoka fa izany dia mitaky ny hitenenantsika sy teo ho eo izay no nanomezan’i Jesosy ny po-
ny hanaovantsika zavatra amin’ny fomba izay rofo fa izy no Mesia. Maro tamin’ireo mpino
manisy fiheverana ny fihetseham-pon’ny hafa. no tsy nanaraka azy intsony, angamba noho ny
11
fanenjehana, na ny fitiavan-karena, na ny fana-
Afaka manisy fiheverana ny fihetseham-pon’
ˆ ˆ hiana teo amin’ny fiainana. Ny hafa angamba
ny hafa isika ao amin’ny kongregasiona, amin’
sahiran-tsaina na diso fanantenana, satria tsy
ny fitondrana azy ireo amim-pahamendrehana, nanaiky hataon’ny olona ho mpanjaka i Jesosy.
toy ny itiavantsika hitondrana ny tenantsika. Rehefa nitsapa azy ny mpitondra fivavahana,
(Matio 7:12). Tafiditra amin’izany ny fitandre- dia nanda tsy hanao famantarana avy any an-
mana izay lazaintsika sy ny fomba ilazantsika danitra mba hahazoana voninahitra izy. (Matio
izany. (Kolosianina 4:6). Tadidio fa ‘ny teny 12:38, 39) Nety ho nahavery hevitra ny sasany
tsy tsaroana dia toy ny fanindron’ny saba- izany. Nanomboka nilaza zavatra saro-takarina
tra.’ (Ohabolana 12:18). Ahoana ny ao amin’ tamin’ny mpianany koa i Jesosy, dia ny hoe “tsy
ny fianakaviana? Mahay mahatakatra ny fihe- maintsy mankany Jerosalema izy, ary hampija-
tseham-pon’ny andaniny avy, ny mpivady tena lin’ny anti-panahy sy ny lohan’ny mpisorona ary
mifankatia. (Efesianina 5:33). Halavirin’izy ireo `
ny mpanora-dalana, ka hovonoina ho faty.”—Ma-
ny teny henjana sy ny fanakianana tsy an-kija- tio 16:21-23.
nona ary ny esoeso manindrona— izany rehetra 10 Sivy na folo volana sisa, dia ho avy ny fotoa-
izany dia mety handratra fihetseham-po izay na “hialan[’i Jesosy] amin’izao tontolo izao ho
tsy mora sitranina. Manana fihetseham-po koa any amin’ny Ray.” (Jaona 13:1) Tena niahy an’
ny ankizy, ary manisy fiheverana izany ny ray ireo mpianany tsy nivadika izy, ka nampanante-
aman-dreny be fitiavana. Rehefa ilaina ny fani- na ny sasany tamin’izy ireo ilay famantarana
tsiana, dia hanome izany ny ray aman-dreny avy any an-danitra, izay tsy nasehony tamin’ny
be fitiavana, saingy manaja ny fahamendrehan’ Jiosy tsy nanam-pinoana. Hoy izy: “Lazaiko ami-
ny zanany ny fomba anaovany izany, ka maha- nareo marina tokoa fa misy amin’izay mijoro eto
tonga azy ireo tsy ho sakodiavatra tsy amin’ tsy ho faty mihitsy, mandra-pahitany ny Zanak’
antony. (Kolosianina 3:21). Rehefa maneho fihe- olona ho tonga ao amin’ny fanjakany.” (Matio
mwbr18.05-MG 3
`
16:28) Mazava ho azy fa tsy nilaza akory i Je- saraka ary izy ireo rehefa misy olana, fa hiezaka
sosy hoe ho velona hatramin’ny hanorenana ny hampihatra ny toro lalan’ny Baiboly.—Matio 19:
Fanjakan’ny Mesia, tamin’ny 1914, ny mpianany 4-6.
sasany. Te hilaza kosa izy fa hasehony amin’ireo
mpianany telo anisan’ny akaiky azy indrindra ny Marka 10:17, 18
voninahiny rehefa ho lasa mpanjaka izy. Io fahi- nwtsty: Fanazavana Mr 10:17, 18
tana io ilay antsoina hoe fiovan-tarehy. Mpampianatra Tsara: Nataon’ilay lehilahy ana-
ram-boninahitra iantsoana an’i Jesosy ilay hoe
Marka 9:2-6
“Mpampianatra Tsara” sady nentiny nandokafa-
w05 15/1 12 § 11 na azy. Ny mpitondra fivavahana mantsy no te
I Kristy no Anton’ny Faminaniana hohajaina be hoatr’izany. Ny Rainy foana ane-
11Nentin’i Jesosy niaraka taminy tany an-te- fa no nomen’i Jesosy voninahitra, na dia tsy
ndrombohitra avo i Petera sy Jakoba ary Jaona, nampaninona azy aza ny nantsoina hoe “Mpa-
enina andro taorian’izay. Ny Tendrombohitra mpianatra” na “Tompo.”—Jn 13:13.
Hermona angamba izy io. “Niova tarehy teo Tsy misy tsara afa-tsy iray ihany, dia Andria-
anatrehan’ireo izy, ka namirapiratra toy ny ma- manitra: Neken’i Jesosy hoe i Jehovah ihany
soandro ny tavany, ary nanjary nanjelanjelatra no fara tampony amin’ny hatsarana. Mpanjakan’
toy ny hazavana ny akanjony ivelany.” Niseho izao rehetra izao izy, ka zony ny mamaritra ny
tao koa i Mosesy sy Elia mpaminany, izay samy atao hoe tsara na ratsy. Nitady haka an’io zo io
niresaka tamin’i Jesosy. Azo inoana fa nitranga i Adama sy Eva, rehefa nikomy ka nihinana ny
tamin’ny alina io toe-javatra nampitolagaga io, voan’ilay hazo fahalalana ny tsara sy ratsy. Na-
ka vao mainka nanaitra ny saina. Toy ny tena netry tena kosa i Jesosy, ka ny Rainy ihany
nisy ilay izy. Izany no nanoloran’i Petera hevitra no navelany hamaritra an’izany. Hita amin’ireo
ny hananganana tranolay telo, ho an’i Jesosy didy nasain’Andriamanitra hotandremantsika ao
sy Mosesy ary Elia. Raha mbola niteny anefa amin’ny Teniny ny atao hoe tsara.—Mr 10:19.
izy, dia nisy rahona namirapiratra nanarona azy
ireo. Ary nisy feo avy tao amin’ilay rahona na- NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
nao hoe: “Ity no Zanako malalako izay sitrako. Marka 10:4
Henoy izy.”—Matio 17:1-6. taratasy fisaraham-panambadiana: Voalazan’
`
ny Lalana fa tokony hikarakara taratasy ara-da-
Marka 9:7 `
lana ny lehilahy te hisara-panambadiana, sady
nwtsty: Fanazavana Mr 9:7 nila niresaka tamin’ny anti-panahy. Afaka nandi-
feo: Tantaraina ao amin’ny Filazantsara fa inte- nika tsara izy amin’izay, raha tena nila nandray
lo i Jehovah no niresaka mivantana tamin’ny an’io fanapahan-kevitra lehibe io na tsia. Nana-
`
olona, ary tamin’io no faharoa.—Jereo fanaza- mpy ny olona tsy ho maimay hisaraka ary io
`
vana Mr 1:11; Jn 12:28. Lalana io, sady niaro ny vehivavy. (De 24:1)
Lasa mora anefa ny nisara-panambadiana ta-
Andao Hikaroka Harena Miafina min’ny andron’i Jesosy, noho ny zavatra nataon’
Marka 10:6-9 ny mpitondra fivavahana. Fariseo nisara-pana-
`
mbadiana i Josephe, mpahay tantara tamin’ny
w08 15/2 30 § 8 taonjato voalohany. Nilaza izy fa azo natao ny
Hevitra Misongadina ao Amin’ny Bokin’i Marka nisara-panambadiana, “na inona na inona anto-
10:6-9. Fikasan’Andriamanitra ny tsy hisarahan’ ny (ary nahita antony maro hisarahana tamin’ny
ny mpivady mihitsy. Tsy tokony ho maimaika hi- vadiny ny lehilahy).”
mwbr18.05-MG 4
Marka 10:11 vavy” angamba no nisy an’io toerana io. (Jereo
misaraka amin’ny vadiny: Na “mandroaka ny sgd Fiz. 15) Milaza ny asa soratr’ireo raby fa
vadiny.” Miampy an’izao io tenin’i Jesosy io nisy vata fandatsaham-bola 13 nanaraka ny ri-
ao amin’ny Mt 19:9: “Raha tsy hoe noho ny ndrin’ilay tokotany. Toa nisy fitehirizan-karena
fijangajangana ihany angaha no antony isara- fametrahana an’ireo vola avy tao amin’ny vata
hany.” Manampy antsika hahazo tsara an’ilay fandatsaham-bola koa tao amin’ny tempoly.
tenin’i Jesosy ao amin’ny Mr 10:11 izany. Mani- vola madinika roa: A.b.t.: “Leptona roa.” Ilaza-
tsakitsa-bady ny olona iray misaraka amin’ny na zavatra kely sy manify ilay teny grika hoe
ˆ ˆ
vadiny, raha tsy hoe ‘nijangajanga’ (Grika: po- lepton. Leptona 128 no mitovy amin’ny denaria
rneia) angaha ilay vadiny. 1. Azo inoana hoe io no maivan-danja indrindra
manitsakitsa-bady: Tsy neken’i Jesosy ilay tamin’ny vola varahina na halimo nampiasaina
fampianaran’ny Raby hoe mahazo misaraka tany Israely.—Jereo sgd Fiz. 18.
amin’ny vadiny ny lehilahy “na inona na inona faran’izay kely vidy: A.b.t.: “Kadrana iray.” Vola
antony.” (Mt 19:3, 9) Tsy nampaninona ny anka- madinika varahina na halimo fampiasan’ny Ro-
maroan’ny Jiosy ilay hoe lehilahy miaraka amin’ manina no tiana holazaina amin’ilay teny grika
ny olona tsy vadiny. Nampianarin’ny Raby, ma- ˆ
hoe kodrantes (avy amin’ny teny latinina hoe
ntsy, fa ny vehivavy ihany no manitsakitsa-bady quadrans). Kadrana 64 no mitovy amin’ny de-
rehefa manao an’izany. Nanome voninahitra ny naria 1. Nampiasa vola romanina i Marka teto,
`
vehivavy ary i Jesosy teo, satria nampitoviny ny mba hanazavana ny sandan’ny vola madinika
fitsipika tokony harahin’ny lehilahy sy ny vehi- fampiasan’ny Jiosy.—Jereo sgd Fiz. 18.
vavy.
Marka 12:43
Famakiana Baiboly
w97 15/10 16-17 § 16-17
Marka 9:1-13 Mankamamy ny Fanompoana Ataonao Amin’ny
Fanahy Manontolo i Jehovah
21-27 MEY 16Roa andro taorian’izay, tamin’ny 11 Nisana,
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIA- dia nijanona iray andro naninjitra tao amin’
MANITRA  MARKA 11-12 ny tempoly i Jesosy. Nisy nisalasala ny
“Nandatsaka Betsaka Kokoa Noho ny Hafa amin’ny fahefany mantsy tao, no sady nama-
Izy” ly fanontaniana sarotra momba ny hetra sy
ny fitsanganana amin’ny maty ary ny raharaha
Marka 12:41, 42 `
hafa izy. Nanala sarona ireo mpanora-dalana
nwtsty: Fanazavana Mr 12:41, 42 sy Fariseo koa izy, noho izy ireo ‘nandany ny
vata fandatsaham-bola: Resahin’ny asa soratra tranon’ny mpitondratena’, ankoatra ny zavatra
jiosy fahiny fa hoatran’ny trompetra na tandro- hafa. (Marka 12:40). Avy eo i Jesosy dia nande-
ka ny endrik’ireo vata ireo, ary nisy loaka kely ha nipetraka, niharihary fa tao amin’ny Kianjan’
teo an-tampony. Tao ny olona no nandrotsaka ny Vehivavy, izay nisy fitoeran-drakitra 13, ara-
fanomezana, ary tsy nitovy ny nampiasana azy ka ny lovantsofina jiosy. Nipetraka teo kelikely
ireny. Hita ao amin’ny Jn 8:20 koa ilay teny izy, ary nandinika tamim-pitandremana ireo olo-
grika nadika hoe “vata fandatsaham-bola”, fa na samy nandatsaka ny fanomezany avy. Nisy
“toerana fitehirizam-bola sy zava-tsarobidy” no mpanankarena maro tonga teo, ka ny sasany
nandikana azy. Tao amin’ny “Tokotanin’ny Vehi- taminy angamba hita ho mpanamarin-tena, ho
mwbr18.05-MG 5
mpideradera mihitsy aza. (Ampitahao amin’ny ohatra ny amin’ny fanaovana fanomezana ho
Matio 6:2.) Nanjary nifantoka tamin’ny vehivavy an’Andriamanitra, dia olona nanao fanomezana
iray ny mason’i Jesosy. Ny mason’olon-tsotra izay zara raha nisy vidiny ara-bakiteny. Teo ima-
angamba mety tsy hahita na inona na inona son’Andriamanitra anefa dia tsy hay tombanana
niavaka momba azy na ny fanomezany. I Jeso- ilay izy!—Marka 12:43, 44; Jakoba 1:27.
sy, izay nahafantatra ny fon’ny hafa kosa anefa w88 1/3 30 § 1
dia nahafantatra fa “mpitondratena” izy. Fanta- Sorona aminao ve ireo fanomezanao?
ny koa ny tena habetsahan’ny fanomezan’izy
io—“farantsakely roa ankevitry ny variroaventy Afaka manatsoaka fianarana sarobidy maro
avy.”—Marka 12:41, 42. avy amin’io fitantarana io isika. Ny miava-
ka indrindra angamba dia izao: Isika rehetra
17 Niantso ny mpianany i Jesosy, satria tiany ho dia manana tombontsoa hampiasa ireo
hitan’ny mason’izy ireo ilay lesona tiany hampia- fananantsika ara-nofo mba hanohanana ny
narina azy ireo izao. “Efa nandatsaka be noho fanompoam-pivavahana marina; ny tena anka-
izay rehetra nandatsaka tao amin’ny fandatsa- sitrahan’Andriamanitra tokoa anefa, dia ny
han-drakitra” io mpitondratena io, hoy i Jesosy. hanomezantsika, tsy izay ambinambiny anana-
Araka ny fiheverany, dia nandatsaka mihoatra ntsika, fa izay tsy fointsika. Raha lazaina amin’
noho ny hafa rehetra nitambatra izy. Nanome ny teny hafa, moa ve isika manome izay tsy
“izay rehetra nananany”—ny vola farany tany tena ilaintsika? Sa kosa tena sorona ataontsika
aminy—izy. Tamin’ny fanaovana izany, dia name- ireo fanomezantsika?
traka ny fiainany teo an-tanan’i Jehovah feno
cl 185 § 15
fiahiana izy. Ilay olona notsongaina toy izany ho
Fahendrena ao Amin’ny “Tenin’Andriamanitra”
ohatra ny amin’ny fanaovana fanomezana ho
15 Nahoana moa no io vehivavy io no nosingani-
an’Andriamanitra, dia olona nanao fanomezana
izay zara raha nisy vidiny ara-bakiteny. Teo ima- na mba horesahina ao amin’ny Baiboly, tamin’
son’Andriamanitra anefa dia tsy hay tombanana ireo olona maro be tonga tao amin’ny tempoly?
ilay izy!—Marka 12:43, 44; Jakoba 1:27. Ampianarin’i Jehovah antsika amin’io ohatra io
fa Andriamanitra mahay mankasitraka izy. Faly
Marka 12:44 izy manaiky ny fanomezana ataontsika amin’ny
w97 15/10 17 § 17 fo, na kely aza izany, oharina amin’ny omen’ny
Mankamamy ny Fanompoana Ataonao Amin’ny olon-kafa. Tsy nisy fomba tsara noho izany azon’
Fanahy Manontolo i Jehovah i Jehovah nampianarana antsika an’io fahama-
17
rinana mahafinaritra io!
Niantso ny mpianany i Jesosy, satria tiany ho
hitan’ny mason’izy ireo ilay lesona tiany hampia- Andao Hikaroka Harena Miafina
narina azy ireo izao. “Efa nandatsaka be noho Marka 11:17
izay rehetra nandatsaka tao amin’ny fandatsa-
han-drakitra” io mpitondratena io, hoy i Jesosy. nwtsty: Fanazavana Mr 11:17
Araka ny fiheverany, dia nandatsaka mihoatra trano fivavahana ho an’ny firenena rehetra:
noho ny hafa rehetra nitambatra izy. Nanome Telo ny mpanoratra Filazantsara nanonona ny
“izay rehetra nananany”—ny vola farany tany Is 56:7. I Marka ihany anefa no nanampy an’
aminy—izy. Tamin’ny fanaovana izany, dia name- ilay hoe “ho an’ny firenena [olona] rehetra.” (Mt
traka ny fiainany teo an-tanan’i Jehovah feno 21:13; Lk 19:46) Natao hanompoana an’i Je-
fiahiana izy. Ilay olona notsongaina toy izany ho hovah sy hivavahana taminy ny tempoly tao
mwbr18.05-MG 6
Jerosalema, ary afaka nanao an’izany na ny ia 200 § 14
Israelita na ny hafa firenena natahotra azy. (1Mp Nampianarin’i Jesosy Hamela Heloka Izy
` `
8:41-43) Ara-dalana ary raha nomelohin’i Jeso- 14Tonga teo amin’ny tranon’i Kaiafa Mpisorona-
sy ireo Jiosy nivarotra tao, izay nanao azy io ho be i Petera, nony farany, satria notsaraina tao
lava-bato fieren-jiolahy. Noho ny zavatra na- indray i Jesosy. Nanan-karena sy nanam-pahe-
taon’izy ireo mantsy, dia mety tsy hanatona an’ fana i Kaiafa, ary ny tranony no anisan’ny lehibe
i Jehovah tao amin’ny tranony ireo olona avy indrindra tao Jerosalema. Nisy tokotany lehibe
amin’ny firenena rehetra, ka tsy afaka nahalala angamba teo afovoany, ary nisy vavahady teo
azy. anoloana. Saika hiditra i Petera, nefa nisy nana-
`
kana. Niangavian’i Jaona ary ny ankizivavy iray
Marka 11:27, 28 mpiandry vavahady mba hampiditra azy. Efa tao
jy 244 § 7 anatiny mantsy i Jaona tamin’izay sady izy koa
Nampiasa Aviavy Izy mba Hampianarana Mo- fantatry ny mpisoronabe. Toa tsy niaraka anefa
mba ny Finoana izy roa lahy rehefa tao. I Petera koa tsy nidi-
tra tao an-trano mba ho eo akaikin’i Jesosy,
Tonga tao Jerosalema i Jesosy sy ny mpiana-
fa nijanona teo an-tokotany niaraka tamin’ny
ny taoriana kelin’izay. Nankao amin’ny tempoly
andevo sy mpanompo. Nangatsiaka ny alina, ka
sy nampianatra tao i Jesosy araka ny fanaony.
sady nitanina afo izy ireo no nijery an’ireo vavo-
Nety ho mbola tao an-tsain’ny lehiben’ny mpi-
lombelona mandainga nivoaka sy niditra.—Mar.
sorona sy ny anti-panahy ny nataon’i Jesosy
14:54-57; Jaona 18:15, 16, 18.
tamin’ireo mpanakalo vola, iray andro talohan’
`
io. Nanohitra azy ary izy ireo ka nanontany hoe: it “Petera”: “Niara-nanompo tamin’i Jeso-
“Fahefana avy aiza no anaovanao an’izao? Ary sy” § 10
iza no nanome anao ny fahefana hanao an’ Petera
izao?”—Marka 11:28. Niverina nankany amin’ny mpisoronabe i Petera,
ary azo inoana fa nanaraka azy ny mpianatra
Famakiana Baiboly iray. Nanampy azy ilay mpianatra, ka tafidi-
Marka 12:13-27 tra tao an-tokotanin’ny mpisoronabe izy. (Jn
18:15, 16) Tsy mba nimpirimpirina tany amin’
28 MEY–3 JONA ny takona izy rehefa tonga tao, fa nanatona
teo akaikin’ny afo mba hamindro. Nisy naha-
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIA- lala izy hoe naman’i Jesosy, rehefa notarafin’
MANITRA  MARKA 13-14 ny hazavan’ilay afo. Hita tamin’ny fiteniny raha-
“Aza Manaiky ho Resin’ny Tahotra Olona” teo fa Galilianina izy. Intelo izy no nanda hoe
tsy nahalala an’i Jesosy, rehefa nisy niampanga
Marka 14:29
azy. Niozona mihitsy izy tamin’ilay fanintelony,
Marka 14:31 mba hanamafisana ny teniny. Avy hatrany dia
Marka 14:50 nisy akoho naneno fanindroany tany ho any, ary
Marka 14:47 “nitodika” i Jesosy “ka nijery an’i Petera.” Ni-
`
voaka tany ivelany ary izy. Difotry ny alahelo
Marka 14:54 izy, ka nitomany be. (Mt 26:69-75; Mr 14:66-72;
Marka 14:66-72 Lk 22:54-62; Jn 18:17, 18; jereo FIANIANANA;
mwbr18.05-MG 7
MANENO AKOHO.) Efa nitalaho ho an’i Petera
anefa i Jesosy talohan’izay, ka tsy levona ny fi-
noany.—Lk 22:31, 32.

Andao Hikaroka Harena Miafina


Marka 14:51, 52
w08 15/2 30 § 6
Hevitra Misongadina ao Amin’ny Bokin’i Marka
14:51, 52—Iza ilay tovolahy “nandositra ni-
tanjaka”? I Marka ihany no nitantara momba
`
izany. Azo inoana ary fa niresaka momba ny te-
nany izy.

Marka 14:60-62
jy 287 § 5
Nentina Tany Amin’i Anasy i Jesosy ary avy eo
Tany Amin’i Kaiafa
Fantatr’i Kaiafa fa tezitra ny Jiosy rehefa misy
olona mitonona ho Zanak’Andriamanitra. Efa
nitady hamono an’i Jesosy ny Jiosy tamin’i Je-
sosy nilaza fa Andriamanitra no Rainy. Nihevitra
mantsy izy ireo fa “nanao ny tenany ho mito-
vy amin’Andriamanitra” izy. (Jaona 5:17, 18; 10:
`
31-39) Nampiasa hafetsena ary i Kaiafa ka ni-
teny tamin’i Jesosy hoe: “Mampianiana anao
amin’Andriamanitra velona aho hilaza aminay
raha ianao no Kristy Zanak’Andriamanitra!” (Ma-
tio 26:63) Efa niaiky i Jesosy taloha fa Zanak’
Andriamanitra izy. (Jaona 3:18; 5:25; 11:4) Raha
tsy nanao izany izy teo, dia nety ho toy ny hoe
nanda tsy ho Kristy Zanak’Andriamanitra. Hoy
`
ary izy: “Izaho no izy. Ary ho hitanareo ny Za-
nak’olona hipetraka eo ankavanan’Ilay Mahery
ary ho hitanareo ho avy izy, eny amin’ny rahon’
ny lanitra.”—Marka 14:62.

Famakiana Baiboly
Marka 14:43-59

mwbr18.05-MG 8

You might also like