You are on page 1of 2

Tsara ho fantatra : Ady amin’ny biby anaty tany

Tsara kokoa ny fampiasana ny ady gasy raha mbola tsy miparitaka.


be ny aretina. Voana na voangory kely mainty, kimboamboa, sakivy…

1- ADY AMIN’NY BIBIKELY  Akora ampiasaina : tamotamo


0,5kg ampiana voam-boandelaka
02 kapoaka

 Fikarakarana : totoina

Ady amin’ny biby kely ivelan’ny  Fampiasana azy : afangaro


tany: kimavo na ramerina, oli- amin’ny masomboly
panjehy, olitra mainty…
Azo atao koa ny mampiasa rano-
Fampiasana sakay pilokely sy mo- mena afangaro amin’ny masombo-
laly samy roa sotro fihinana + rano ly.
10 litatra.

2- ADY AMIN’NY ARETINA


Harefesina hita amin’ny ravina, lagaly.
 Akora ampiasaina : apombo-
bary malemy 1 kilao

 Fikarakarana : ampagotrahana,
 Ireo karazana zava- maniry
ampiana rano 10 litatra aotrika
azo ampiasaina: iray andro sy indray alina
Ravi-kininina + seva lahy
Apanga gasy sy/na din-  Fampiasana azy : tonga dia am-
gadingana piasaina rehefa avy naotrika
Ravina taim-borotsiloza (zava-
maniry fanao ody kankana)

 Fatra : 1kilao  Akora ampiasaina : taretra vavy 1


 Fikarakarana: totoina, am- kilao
piana rano 10 litatra, alona
10 ka hatramin’ny 15 andro  Fikarakarana : totoina, ampiana
 Fampiasana azy: ny 1 fatra rano 10 litatra, aotrika 01 andro sy
amin’ny fanafody nokara- 01 alina
karaina ampiana rano tsotra
09 fatra dia azo ampiasaina.  Fampiasana azy : tatavanina dia
tonga dia ampiasaina
ADY GASY
 Akora ampiasaina : tainomby
maina 12 tana-droa na tai-
nomby lena 06 tana-droa

 Fikarakarana : ampiana rano


10 litatra, aotrika 10 ka hatra-
min’ny 15 andro

 Fampiasana azy : ny 01 fatra


amin’ny ranom-panafody ampia-
na rano tsotra 03 Fatra

FANDRAIKETANA FANAFODY
-Rano-mbary sosoa
-Ranon’ny mangahazo maintso na
maina nandrahoina
-Savony gasy
-Mamin-tantely 2 na 3 sotro fihinanana

Fanamarihana : tsara raha ampia-


saiana ny iray amin’ireo fandraiketa-
na fanafody ireo. Afangaro amin’ny
fanafody hafafy amin’ny voly ; ireo dia
solon’ny lakaoly hampiraikitra ny fa-
nafody amin’ny voly.

FITANDREMANA AMIN’NY FAMPIASANA FANAFODY:


 Mety hiteraka fahavoazana ny tsy fahaizana mampiasa ireo fanafody
ireo,
 Tsy ampiasaina ny fanafody amin’ny fotoana be rivotra, sy be orana,
 Rehefa mampiasa azy dia miamboho rivotra. Tetikasa tohanan’ny Vondrona Eorôpeana
Novokarin’ny Fert nandritra ny tetikasa Aropa (Minagri, Fida)

You might also like