Professional Documents
Culture Documents
- Vakiteny:
(1): 2 Tan.1:6-14: Mp.TOERANTSOA Josephine, FLM Beloha
(2): Heb.10:31-39: Mp KOLAHY Willfred, FLM Beraketa
- Fampianarana SM (1): Fitarihan-teny Epistily ho an’ny Romana:
Past.RAZAFINDRAFANOELA Lahiniriko Martin, Tonia TMM SPAA
- Rakitra: FBL Tsihombe
- Lahateny (1): “Ny Filazantsara Herin’Andriamanitra ho famonjena”, Past.
LAHA Velontsoa, Mpitondra Fit.Sihanamaro
- Asa sy Fampaherezana: Mpandamina: Mp. MONJA II, Kat.Ambovombe
- Famaranana: Mp. LAHATSAZEE Claudia, Toby Mahavelo
NOTA:
- Ento am-bavaka ny fivoriantsika
- Ilazana ny mpitarika fa ny fotoana malalaka sy fijoroana vavolombelona
amin’ny 4 ora mifarana amin’ny 6 ora
- Efa foana ny leran-gasy ka samia manaja fotoana
- Ampahatsiahivina ireo tompon’anjara fa ny toriteny dia tsy mihoatra ny
25min, ny Lahateny sy ny famelabelarana ary ny Fampianarana SM dia
45min.
- Ny mpiomana nahavita fianarana 2 taona ka afa-panadinana ihany no
hatokana. Ireto no atotantaratasy entina: Kopia Mariazy ara-panjakana,
Taratasy manamarina ny fanamasinana ny Mariazy ara-piangonana, Ateste
maha mpandray
8