You are on page 1of 2

OMEO FITIAVANA AHO, TOMPO ! Omeo fitiavana aho,Tompo !

Hitiavako Anao Ampianaro koa, hifankatia 'zahay Fa hafatrao ny hoe: "Tompo !Mifankatiava re, mba hahafantarana fa mpianatro ianareo" Ndrisy anefa! Feno ota, ety an-tany ety Tebiteby lalandava no iainana ety

PAROASY EKAR MASINDAHY PIERA AMBOHIPO


bis

"Ahy ny malalako ary azy aho!" Tononkira 2, 16a "Fa ny fitiavana dia tsy hanam-pahataperana" I Kor 12, 8a

INTY NY ORA SAROBIDY 1. Inty ny ora sarobidy hitsanganako 2. Nandray ny tenanao ny foko, ry Mpamonjiko, Handraisako ny Tenanao, ry Jesoa mamiko: Ka henin-kafaliana ny fanahiko izao: Tsy dia mendrika aho ny ho tsidihinao, Mitsaoka anao re, misaotra anao re, Kanefa sitrakao, ka avia re! Tsy hitako izay havaliko. ! Sambatra aho re! ! Sambatra aho re! TSY AZO ATAO HOE OLON-KO AZY 1.Tsy azo atao hoe olon-ko azy 2.Tsy omby tratra ny haravoana Na vahiny intsony ianareo Nanome ny zanakao ho anay Fa mpiray fanjakana amy Ray Ry Fanahy zanahary Ray ! Mankasitraka sesehena ny soa e! Mankatelina sesehena ny soa e! Fiv : Mankasitraka e e e! Mankatelina aminny soa rehetra Nafafinao re ry Ray Ka misaotra e e! Izay mba hany hery kely vitanay ry Ray ! RY MARIA ! Fiv: Ry Maria !Mba tantano ny dianay, Arovy re!Fa zanakao zahay, bis Ampio re, mbola lavitra ny dia, Maria !Reny mamy be fitia. 1.Omeo hery izahay mba tsy ho very, 2. Fiainanay Ianao, ampinganay e! Arovy koa izahay ho tody soa (an-danitra) Fanantenanay ny ho eo Anilanao (an-danitra)

SORONA MASINA FANKALAZANA NY SAKRAMENTA FANAMBADIANI:

RAKOTOARISOA Hasina Patrick sy RABESOA Tsirinisainana Tahiry

FISAORANA

Izahay roa "Hasina sy Tahiry" dia maneho fisaorana sy fankasitrahana anareo izay niara-niombom-bavaka ny tokantranonay. Misaotra indrindra tompoko

Tarihini Mompera ANDRIANIRINA Igogavao Salomon David Asabotsy 30 Novambra 2013

FANDAHARANA
Feon'orgue

VORY ETO IZAHAY Vory eto izahay hiaraka mivavaka: Fiv:Tsotra ny fiteninay raha miresaka aminao Ny hasinao handravaka ny fiainanay,ry Tompo ! Hamasino izahay vahoakanao. Vory eto izahay hiaraka mivavaka, ry Ray malalanay, mba henoy ny vavakay, Mitalaho, manantena famonjena. Vavaka sandratray tsy tapaka. NATSANGAN-DRAE 1.Natsangan-dRae ho zandrinao anay 2.Efa iray lalana aminay anao Mba hiombon-kafaleana aminao Resinao tokoa ny fahafatesana Anay e ro tsa niteno raha : Anay e, vona misalasala : Amy fivoarana sahaza ny maha zanaka Tsa natoky taronao sy ny hafatsao Tompo mamindra fo aminay Kristy , mamindra fo aminay 3.Natolotsao ho anay ny ainao Izay tokoa ro fara fitiavana Ny anay ny tena mady no fantatsay e : Tsa te maro, tsa te hiadananny hafa Tompo mamindra fo aminay ENDREY, MBA MAHAFINARITRA LOATRA Fiv :Endrey, mba mahafinaritra loatra Izany mpianakavy, Anatin'ny fifankatiavana, miara-monina 1.Fa toy ny emboka manitra (lehilahy) 2.Fa toy ny andonny lanitra An-tranonao, ry Ray (vahoaka) An-tendrombohitra Izany fifankatiavana (lehilahy) Izany fifankatiavana Firaisan-kina re. (vahoaka) Firaisan-kina re. INJAY FA MIANTSO AHY Fiv: Injay fa miantso ahy, Ilay feonny fitiavana Manohina ny fiainako Ka tsy azoko andosirana Mahery vaika mantsy Ka tsy azoko ampanginina Ary tsy azoko andosirana Lay feonny fitiavana Naniraka ny Zanany Ho fiainana arahina Ka raisiko ny anjarako Hizorako ny lalako 1.Ka tsofy rano tsara re, 2.Koa tsofy rano tsara re, Ry Dada sy ry Neny Ry Zoky sy ry Zandry Ty zanaka hiainga Ty Havana hiainga Mba hanefa reo adidy Mba hiatrika ny adidy Fa any ho any kosa Fa any ho any kosa Hahatsiaro anareo aho Hahatsiaro anareo aho Handefa tonom-bavaka Handefa tonom-bavaka Mba tsofy rano tsara re! Mba tsofy rano tsara re! Ty mpivahiny ty e, Ty mpivahiny ty e, Fa lavitra ny lalana Fa lavitra ny lalana, Ka mila ny tso-drano aho Ka mila ny tso-drano aho Hanambina ny diako Hanambina ny diako.

Hira fidirana: Vory eto izahay (VH 725, Hasina 142) Fifonana: Natsangan-dRae Vakiteny 1: Tononkira 2, 8-10. 14. 16a; 8, 6-7a: Ahy ny malalako ary azy aho. Setrin'ny vakiteny: Salamo 132, Endrey, mba mahafinaritra loatra (VH 367) Vakiteny 2: I Kor 12, 31 - 13, 8a: Ny fitiavana dia tsy hanam-pahataperana. Aleloia: Aleloia, Aleloia, Aleloia (Ny Ainga) Evanjely Masina: Md Matio 19, 3-6: Aoka izay nakambanAtra tsy hosarahinny olona FANKALAZANA NY SAKRAMENTAN'NY MARIAZY Rakitra sy sonia: Injay fa miantso ahy/ Nitopy tamiko ny fijerin'i Jesoa Ranombavaky ny mpino: Homeko ny herinny fanahy ianareo Fanolorana: Mofo madio tsy misy lalivay (VH 736, Hasina 611) Masina: Masina Fihobiana: Dera sy laza ho anao Rainay: Ahiratray ny masonay
Vavaka manokana ho anny mpanambady

(lehilahy) (vahoaka) (lehilahy) (vahoaka)

Fiadanana: Omeo fitiavana aho Tompo ! Zanak'ondry: Ry zanak'ondrin'Andriamantra Komonio: Inty ny ora sarobidy (Hasina p 186) / Indray hariva izay Fisaorana: Tsy azo atao olon-ko azy Fanaterana voninkazo: Ry Maria !Mba tantano ny dianay!
Fandraisana fitenenana Tso-drano Fanirahana : Marche nuptiale

You might also like