Professional Documents
Culture Documents
Every morning, Laura eats cake with coffee milky that is her breakfast. She likes meat of children very
much. In the most noon, she eat rice with meat, and in the night, she eats some soup with egg. After
eating, she took a few prayer say good night to her family and go to bed.
READING COMPREHENSION
1- Questions
2- Guessing words
3- True or False
B- GRAMMAR
C- WRITING
Text: A walk
It’s Sunday, the family are not going to church. They are taking a walk at Ambohimanga they are glad,
they are visiting the “Rova”, At one O’clock the boys are playing hostpotih. Mr and Mrs Ranaina are
playing “Katro”. At two o’clock the children are tired and they are playing cards. At half past four,
they are going back home.
A) READING COMPREHENSION
B- GRAMMAR
C- INDIRECT OF SPEAKING
Tamin’ny herinandro fahatelo tamin’iny volana marsa iny no nankalazana ny fetin’ny ekolinay izahay.
Mpianatra miisa arivo mahery, miaraka amin’ny mpanabe dimampolo, notronin’ny ray aman-dreny
no niara nanatontosa izany. Fampisehoana an-tsehatra no natao ka ireo mpianatra sy ny
mpampianatra no nanomana sy nanatoontosa. Nasaina hanatrika kosa ny ray aman-dreny sy ny
havana aman-tsakaiza rehetra, na avy aiza na avy aiza.
Nafana tokoa io lanonana io. Taorian’ny lahateny fanokafana nataon’ny tale dia niara-nihira sy
nandihy avokoa ny mpanabe rehetra. Tehaka nirefodrefotra no nandraisan’ny mpijery izany. Ireo
ankizy madinika any amin’ny taona fanomanana no nandimby azy ireo ka nampihetsi-po fatratra
an’ireo nahitana masoandro. Nifamadibadika avy eo ny hira vakodrazana, ny dihy mirindra, ny hira
Malagasy, frantsay, anglisy. Samy nmpiseho izay nandrahoiny tany ny kilasy tsirairay avy.
Nipaika anefa tamin’ny dimy ora hariva. Madiva hilentika ny masoandro. Tsy maintsy nofaranana ny
lanonana. Efa nanda avokoa ny kilasy rehetra. Niakatra an-tsehatra ny mpampianatra sy mpanabe tsy
ankanavaka nampian’ny mpianatra vitsivitsy. Nisaotra ny vahoaka nanatrika ny solontena iray. Dia
tamin-kira no nifanaovana veloma. Ny masoandro maty tokoa no mampalahelo ………….
I- FAHAZOAN-DAHATSORATRA
II- RIBA
3- Misy karazana maromaro ny fifanajana. Lazao ny fifanajana tokony hatao hatao amin’ny ireto:
fifanajana ao an-trano, fifanajana amin’ny fiteny
- Famorana (2)
- Fanambadiana (2)
- Fiterahana (2)
III- LITERATIORA
3- Mampahatsiaro inona ireto daty ireto: 1835; 1823; teo amin’ny literatiora
IV- FITSIPIKA
4- Fenoy ny banga
Teny Sokajin-teny
ko ………………………..
…………… Mpisolo mandray
Eto …………………..h
Misy karazany roa ny raharaha: Ao ny asa saina, ao ny asa tanana. Ary samy fiomanana ho amin’izany
no antony ianarana. Raha mampahiratra ny saina anefa ny fahalalana. Iaraha-mahita koa fa ny tanora
nahita fianarana amin’izao andro izao dia mihataka amin’ny asa tanana. Izahay tsy milaza hoe tsy
misy fa hoe mihataka.
Maromaro ny antony nandaozan’ny tanora ity asa tanana ity. Ny mahatonga izy hihataka indrindra
tamin’izany anefa dia ny nahitany fianarana. Niàla tamin’ny asa tany ny nahazo fahalalana. Ary na iza
na iza, aleon’ny olona manao asa saina toy izay asa tanana. Manasatra kokoa manko ny miasa tany,
ny mandefitra, ny maneno noho ny manao ny antsoina hoe asa saina; ary lasa kely vola miditra kokoa
ny manao ireo (….)
Tsinjony fa izay rehetra mahay dia ho afaka amin’ny raharaha manasatra sy ny fanompoana. Ka ny
fianarana no nataony fialana amin’ny fitanana angady (……..) Ary ny tanora rehetra na ny mahiratra
saina na ny tsy manan-tsaina loatra dia revo mianatra tokoa. Takany fa ny mipetraka ambony ny seza
no ahitana fiadanana: ny vola ho azo, ny voninahitra hitombo, ny lahasa maivamaivana.
I- FAHAZOAN-DAHATSORATRA
II- RIBA
4- Milaza ohabolana (2) roa momba ny asa ary iray momba ny tanindrazana?
III- LITERATIORA
1- Iza no tena anaran’ Jean NARIVONY ary oviana izy no teraka ary taiza?
IV- FITSIPIKA
1- Omeo ny anjara asan’ny fehezanteny ary lazao ny anaran’ny rafi-pehezanteny misy amin’ireto:
2- Fenoy ny banga:
Teny Sokajin-teny
Mangamanga
Anarana
Mitaona
3- Rasao ireto ary omeo ny anaran’ny hasin-teny tsirairay: Mitoetra, Mpanabe, Mpamboly.