You are on page 1of 5

ANNEXES

Annexe I
Takelam-pandalanjalanjana enti-mitsara ireo Fikambanana
(Grille d’analyse des groupements villageois)

Anarany : ………………………………………………………..
Tanàna : …………………………………………………………..
Taona : …………………………………, Daty nanorenana : …………………………..
N° Taratasy fanamarinam-panorenana : ……………………………………………
Taom-pambolena : ……………………………………………………………………………
Totalin’ny isa azony : ………………………………………………………………………….
Sokajy misy azy : Faha - : …………………………………………………………………….
Anaran’ny A.V.B. : ………………………………………………………………………………..

I – FAHAIZANA MITAN-TSORATRA : /4
1 – Misy mambra mahay mamaky teny ve ao amin’ny GPS ?
Mihoatra ny antsasany ……………………………… : 1
Latsaky ny antsasany ………………………………… : 0
2 – Misy olona efatra mahay manoratra ve ao amin’ny
mambran’ny Birao ?
Misy efatra ………………………………………………… : 1
Tsy ampy efatra …………………………………………. : 0
3 – Mpikambana ao amin’ny GPS ve no manoratra ny an-
totan-taratasy rehetra ao aminy ?
Eny ……………………………………………………………. : 1
Tsia : ………………………………………………………….. : 0
4 – Misy manaraka fampianaran’olobe mamaky teny sy
manoratra ve ao amin’ny Fikambanana ?
Misy ……………………………………………………………. : 1
Tsy misy ……………………………………………………… : 0
II – IREO BOKY SY NY FAMPIASANA IZANY : /5
1 – Mitana bokim-bola, bokin’ny magazay, boky fanoratana ny
trosa sns… ahafahana miasa ara-dalàna ve ny GPS ?
Tsy manana, na manana fa tsy ampy ………….. : 0
Manana sady hiasàna …………………………………. : 1
2 – Madio tsara tsy misy hosokosoka ve ireo boky ary tsy misy
diso ?
Madio sy tsy misy diso ……………………………….. : 1
Tsy madio sady misy diso ……………………………. : 0
3 – Manana kahie fanaraha-maso ny asa rehetra hatao
amin’ny fambolem-bary ve ny Fikambanana ? (Suivis
Technique)
Tsy manana, na manana fa tsy mazava ………… : 0
Manana sady mazava tsara ………………………….. : 1
4 – Misy fametrahana azy milamina mira hita ve ireo boky
ireo ?
Misy ……………………………………………………………… : 1
Tsy misy ……………………………………………………….. : 0
5 – Nahazo fampianarana momba ny famenoana ny kahie eo
am-pelatanany ve ny mambran’ny birao ?
Eny ………………………………………………………………… : 1
Tsia, na efa hadino ………………………………………… : 0
III – FIJERENA NY LAFINY ARA-EKONOMIKA : /6
1 – Mifanaraka tsara arak any velaran-tany ve ny fandaniana
tahiry-poizy nampiasain’ny mpikambana tsirairay ?
Eny…………………………….……………………………… : 1
Tsia ……………………….………………………………… : 0
2 – Nahafaka trosa (rédevance) daholo ve ny mpikambana
tsirairay ?
Eny…………………………….……………………………… : 1
Tsia ……………………….………………………………… : 0
3 – Nijery ny tombom-barotra na ny fatiantoka ve ny Birao
talohan’ny fivoriana tamin’ny AG ?
Nijery ………………………………………………………. : 1
Tsy nijery .……………………………………………….. : 0
4 – Novakiana teo anatrehan’ny besinimaro ve ny toe-
bolan’ny GPS sy ny trosan’ny tsirairay ?
Eny ……………………………………………..………. : 1
Tsia ……………………………………………………… : 0
5 – Fantatry ny tsirairay ve ny teti-bola ho enti-manana ny
taom-pambolena (C.E.P.) ?
Eny ……………………………………………..………. : 1
Tsia ……………………………………………………… : 0
6 – Tamin’ny AG, misy ve fikasana hividy fitaovam-
pamokarana ?
Misy ……………………………………………………………… : 1
Tsy misy ……………………………………………………….. : 0

IV – FIJERENA NY LAFINY TEKNIKA : /6


1 – Nisy ve ny fanarahamason’ny voly varin’ny mpikambana
rehetra ? (A.V.B.)
Eny ……………………………………………..………. : 1
Tsia ……………………………………………………… : 0
2 – Nisy ve fivoriana fanaovana ohatra teknika
(démonstration) nataon’ny A.V.B./D/T nampianarana ny
mpikambana mikasika ny teknikam-pambolem-bary ?
Eny ……………………………………………..………. : 1
Tsia ……………………………………………………… : 0
3 – Nampiasa zezika mineral ve ny mpikambana rehetra ?
Nampiasa daholo…………………………………. : 1
Nisy tsy nampiasa ………………………………... : 0
4 – Nahazo vokatra “telo taonina” na mihoatra isaky ny
hekitara daholo ve ny mpikambana rehetra ?
Betsaka no nahazo (mihotra ny antsasany) …………….. : 1
Nisy betsaka no tsy nahazo (mihoatra ny antsasany)…: 0
5 – Nahazo fampianarana momba ny teknikam-pambolem-
bary ve ny D/T ?
Nahazo ……………………………………………………… : 1
Tsy nahazo na tsy nazava ………………………….. : 0
6 – Niara-niasa ve ny A.V.B. sy ny D.T. ?
Niara-niasa ………………………………………….. : 1
Samy naka ho azy na nisy disadisa ……….. : 0
V – FIJERENA NY ASAN’NY BIRAO : /4
1 – Nisy ve mambra ao amin’ny birao voatery tsy maintsy
nanao ny tsy anjara asany mba hahavitana izany ara-dalàna ?
Misy…………………………….……………………………… : 1
Tsy misy ……………………….…………………………… : 0
2 – Nisy tsy vita ve na tara ny asa noho ny tsy fifanarahan’ny
birao na koa nisy disadisa tao anatin’izany ?
Tsy nisy disadisa ………………………………………. : 1
Nisy disadisa ……………………………………………. : 0
3 – Nanao fivoriana matetika ve ny birao ? Impiry ?
4 na mihoatra ny 4 …………………………………. : 1
Latsaky ny 4 ……………………………………………. : 0
4 – Afaka mamoaka tetik’asa sy manao lamin’asa
mahaleotena ve ny biraon’ny fikambanana ?
Efa afaka …………………………………………….. : 1
Mbola tsy afaka ………………………………….. : 0

IV – FIJERENA NY LAFINY TEKNIKA : /6


1 – Nisy ve ny fanarahamason’ny voly varin’ny mpikambana
rehetra ? (A.V.B.)
Eny ……………………………………………..………. : 1
Tsia ……………………………………………………… : 0
2 – Nisy ve fivoriana fanaovana ohatra teknika
(démonstration) nataon’ny A.V.B./D/T nampianarana ny
mpikambana mikasika ny teknikam-pambolem-bary ?
Eny ……………………………………………..………. : 1
Tsia ……………………………………………………… : 0
3 – Nampiasa zezika mineral ve ny mpikambana rehetra ?
Nampiasa daholo…………………………………. : 1
Nisy tsy nampiasa ………………………………... : 0
4 – Nahazo vokatra “telo taonina” na mihoatra isaky ny
hekitara daholo ve ny mpikambana rehetra ?
Betsaka no nahazo (mihotra ny antsasany) …………….. : 1
Nisy betsaka no tsy nahazo (mihoatra ny antsasany)…: 0

1 – Fantatry ny tsirairay ve ny teti-bola ho enti-manana ny


taom-pambolena (C.E.P.) ?
Eny ……………………………………………..………. : 1
Tsia ……………………………………………………… : 0
2 – Tamin’ny AG, misy ve fikasana hividy fitaovam-
pamokarana ?
Misy ……………………………………………………………… : 1
Tsy misy ……………………………………………………….. : 0
3 – Niara-niasa ve ny A.V.B. sy ny D.T. ?
Niara-niasa ………………………………………….. : 1
Samy naka ho azy na nisy disadisa ……….. : 0
4 – Nahazo fampianarana momba ny teknikam-pambolem-
bary ve ny D/T ?
Nahazo ……………………………………………………… : 1
Tsy nahazo na tsy nazava ………………………….. : 0
5 – Nahazo fampianarana momba ny teknikam-pambolem-
bary ve ny D/T ?
Nahazo ……………………………………………………… : 1
Tsy nahazo na tsy nazava ……………………….. : 0

You might also like