You are on page 1of 27

NY HIRA FIDERANA

« … ka ho reharehanay ny fiderana ANAO »


I Tantara 16 : 35 b
TOE-TSAIN’NY LANITRA
NY FIDERANA
1. TAMIN’NY FAMORONANA
JOBA 38 and 4 sy 7
« Taiza àry ianao, fony AHO nanorina ny
tany? Ambarao raha hainao. »
« Raha niara-nihira ny kintan’ny maraina.

Ary nihoby avokoa ireo


zanak’Andriamanitra? »
TOE-TSAIN’NY LANITRA
NY FIDERANA
2. FAHITANA HITAN’I APOSTOLY JAONA

Apokalypsy 15 : 2
« Ary nahita fa,indro,toa
ranomasina fitaratra miha-
ro afo, ary izay naharesy ka
afaka tamin’ny bibi-dia sy
ny sariny ary ny isan’ny
anarany dia nitsangana teo
amoron’ny ranomasina fita-
ratra, nitana ny lokangan’
Andriamanitra. »
TOE-TSAIN’NY LANITRA
NY FIDERANA
2. FAHITANA HITAN’I APOSTOLY JAONA
Apokalypsy 15 : 3
« Ary mihira ny fihiran’i
MOSESY, mpanompon’
Andriamanitra, sy ny
fihiran’ny Zanak’ondry izy
manao hoe : Lehibe sy ma-
hatalanjona ny asanao,
Tompo ô! Andriamnitra
Tsitoha; Mahitsy sy marina
ny làlanao, ry Mpanjaka
mandrakizay. »
TOE-TSAIN’NY LANITRA
NY FIDERANA
3. PATRIARKA sy MPAMINANY (Ellen G. WHITE)

Pejy 630 § 1
« Anisan’ny fanompoam-pivava-
hana atolotra an’
Andriamanitra any amin’ny
kianjan’ny lanitra ny hira. Noho
izany, dia tokony hiezaka isika
hanatratra araka izay azo atao ny
hira rodobe ataon’ny anjely
rehefa manao hira fiderana »
MANASA ANTSIKA
ANDRIAMANITRA HIDERA AZY
Fiambenana maraina 7 martsa 2014
SALAMO 117
(EGW – GOD’S AMAZING GRACE)
1 « Miderà an’i JEHOVAH ry firenena
« Andriamanitra maniry ny zanany mpankato AZY
rehetra; Miderà Azy ry olona
mba hangataka ny fitahiany ary ho avy eo
rehetra.
anatrehany amin’ny fiderana sy ny fisaorana.
2 Fa lehibe ny famindram-pony
Andriamanitra no loharanom-piainana sy hery ary
efa nataony ho an’ny vahoaka voafidiny
amintsika izay
; ary mandrakizay ny
hahatonga ny fo tsirairay fahamarinan’i
hipololotra fisaorana,
JEHOVAH.ary
mampalahelo AZY FATRATARA anefa FA FIDERANA
HALELOIA.  »
KELY MONJA no atolotra. »
« IZAO OLONA NOFORONIKO HO AHY IZAO NO HANAMBARA NY FIDERANA AHY »
Isaia 43 : 21
MANASA ANTSIKA
ANDRIAMANITRA HIDERA AZY
TESTAMENTA TALOHA : 929
toko
TESTAMENTA VAOVAO : 260 toko
TONTALINY : 1189 toko
594 TOKO 1 594 TOKO
SALAMO 117
MISY ANDININY : 31 173
15 586 1 15 586
EKSODOSY 15 : 2 SALAMO 118 andininy faha-14
« JEHOVAH no heriko sy fiderako. Fa efa famonjena ahy IZY. »
MANASA ANTSIKA
ANDRIAMANITRA HIDERA AZY
SALAMO 146 – 147 – 148 – 149 - 150
SALAMO HALELOIA mamarana ny Boky Salamo
HALELOIA = Halelû – Yah = DERAO NY
TOMPO SALAMO 148
Fiantsoana izao rehetra izao
hidera an’Andriamanitra
SALAMO 148 : 10a
« Ny bibidia sy ny biby fiompy rehetra…
MANASA ANTSIKA
ANDRIAMANITRA HIDERA AZY

« Mihobia ho an’i JEHOVAH hianareo ry olo-marina; Fa mendrika


hataon’ny olo-mahitsy ny fideràna » Salamo 33: 1
INONA NO TOMBONTSOA AZO
AMIN’NY HIRA FIDERANA
1. HANANANA HERY HIATREHANA NY ZAVA-
TSAROTRA
MIANJADY AMIN’NY TENA EDUCATION, Pejy 167 §4

Nolanian’ny Zanak’Israely
nifampaherezana tamin’ny
HIRA FIDERANA ny làlana
nizoran’izy ireo tany
an’efitra.
Antsoin’Andriamanitra koa
isika hanamaivana ny
diantsika eto amin’izao
fiainana izao amin’ny
fanaovana toy izany.
INONA NO TOMBONTSOA AZO
AMIN’NY HIRA FIDERANA
1. HANANANA HERY HIATREHANA NY ZAVA-
TSAROTRA
MIANJADY AMIN’NY TENA

Matio 26 : 30
« Ary rehefa nihira fiderana Izy dia
lasa nankany amin’ny tendrombohitra
Oliva ».
INONA NO TOMBONTSOA AZO
AMIN’NY HIRA FIDERANA
Matio 26 : 30
« Ary rehefa nihira fiderana Izy dia
lasa nankany amin’ny tendrombohi-
tra Oliva ».

ILAY FITIAVANA MANDRESY ,


Pejy 726 §3
« Talohan’ny nialany tao amin’ny
efitra ambony dia nitarika ny
mpianany ny Mpamonjy hanao HIRA
FIDERANA. Ny feony izay re dia tsy
nihira feon-kira mitaraina sy malahe-
helo fa HIRA HALELOIA fanao amin’ny
Paska mitory fifaliana :
Miderà an’i JEHOVAH … (Salamo 117)
INONA NO TOMBONTSOA AZO
AMIN’NY HIRA FIDERANA
1. HANANANA HERY HIATREHANA NY ZAVA-
TSAROTRA
MIANJADY AMIN’NY TENA
ASAN’NY APOSTOLY 16 : 25
« Ary nony mamatonalina dia nivavaka sy
nihira fiderana an’Andriamanitra PAOLY
sy SILASY; ary nihaino azy ny
mpifatotra».
VAVOLOMBELONA MAHERY Pejy 189 §3
« Niaritra fahoriana mafy dia mafy ny
apostoly noho ny toerana mampijaly
nandaozana azy nefa tsy nimonomo-
nona izy. Fa ny nataony kosa, tao
anatin’ny aizina nikitroka sy ny
fahorian’ny tranomaizina dia ny
nifampahery tamin’ny tonom-bavaka sy
ny hira fiderana an’Andriamanitra ».
INONA NO TOMBONTSOA AZO
AMIN’NY HIRA FIDERANA
2. TSY HANADINOANA NY FITANTAN’
ANDRIAMANITRA TAMIN’NY LASA MBA HANAMAFY
sy HAMPITOMBO NY FIFANDRAISANA AMINY
Fiambenana maraina 7 martsa 2014
(EGW – GOD’S AMAZING GRACE)
« Tokony averimberina mandrakariva ny
fifandraisan’ Andriamanitra amin’ny
olony. Matetika manao ahoana ireo
famataran-dalana nataon’ny Tompo
tamin’ny fifandraisany tamin’Israely
tamin’ny taloha. Mba tsy hanadinoan’
izy ireo ny tantara lasa, dia nandidy
an’i Mosesy IZY mba handrakitra ireny
toe-javatra ireny an-kira izay azon’ny
ray aman-dreny hampianarina ny
zanany.»
INONA NO TOMBONTSOA AZO
AMIN’NY HIRA FIDERANA
3. HIASAN’i JEHOVAH HANDRESENA NY FAHAVALO
II TANTARA 20
« 18 Dia niankohoka tamin’ny tany Josafata
ary ny Joda sy ny mponina rehetra tany
Jerosalema niankohoka teo anatrehan’i
JEHOVAH koa ka nivavaka.».
« 21 Ary rehefa niara-nihevitra tamin’ny
olona izy dia nanendry mpihira ho an’i
JEHOVAH hidera amin’ny fihaingoana masina
raha mivoaka eo anoloan’ny olona efa

JOSAFATA voaomana hiady ka hanao hoe :Miderà an’i


Jehovah fa mandrakizay ny famindrampony »

« 22 Ary raha vao nanomboka nihoby sy nidera ireo dia nasian’i JEHOVAH
otrika hamely ny taranak’i Amona sy Moaba sy ny avy any an-tendrom-
bohitra Seïra izay avy hamely ny Joda ka dia resy ireo.».
INONA NO TOMBONTSOA AZO
AMIN’NY HIRA FIDERANA
3. HIASAN’i JEHOVAH HANDRESENA NY FAHAVALO
Iza moa no fahavalontsika ?
I PETERA 5 : 8
« Mahonona tena, miambena fa ny devoly
fahavalonareo mandehandeha tahaka ny
liona mierona mitady izay harapany».

JAKOBA 4 : 7b – 8a
« …ary manohera ny devoly dia
handositra anareo izy. Manatona an’
ANDRIAMANITRA dia hanatona anareo
Izy».
ATAO AHOANA NO FANATONA
AN’ANDRIAMANITRA?
ATAO AHOANA NO FANATONA
AN’ANDRIAMANITRA?
SALAMO 100 : 4
« Midira eo amin’ny vavahadiny
amin’ny fisaorana, Ary eo an-
kianjany amin’ny fiderana. Misaora
Azy, mankalazà ny Anarany fa tsara
JEHOVAH».

ISAIA 60 : 18b
« …Ny mandanao dia hataonao hoe
Famonjena. Ary ny vavahadinao « MIANTSO AN’I JEHOVAH IZAY MENDRIKA
hataonao hoe Fiderana». HO DERAINA AHO, KA DIA VONJENA HO
AFAKA AMIN’NY FAHAVALOKO »
Salamo 18 : 3
INONA NO TOMBONTSOA AZO
AMIN’NY HIRA FIDERANA
4. HAHAZOANA NY FANATREHAN’i JEHOVAH
II TANTARA 5 : 12 - 14
« 12 Ary ny Levita mpihira rehetra dia ASAFA sy
HEMANA sy JEDOTONA mbamin’ny zanany sy ny
rahalahiny, izay nitafy rongony fotsy madinika sady
nitondra kipantsona sy valiha ary lokanga dia
nitsangana teo atsinanan’ny alitara ary teo aminy
koa nisy mpisorona 120 nitsoaka trompetra.
13 Ary rehefa toy ny feo iray no fandrenesana ny
mpitsoka trompetra sy ny mpihira … ka nidera an’i
JEHOVAH fa tsara IZY, fa madrakizay ny
famindrampony dia FENO RAHONA ny tranon’i
FITOKANANA JEHOVAH.
14 … fa feno ny voninahitr’i JEHOVAH ny Tranon’
NY TEMPOLY ANDRIAMANITRA ».
INONA NO TOMBONTSOA AZO
AMIN’NY HIRA FIDERANA
4. HAHAZOANA NY FANATREHAN’i JEHOVAH
II TANTARA 7 : 1 - 2
« 1 Ary rehefa vita izany vavak’i Solomona izany dia nisy afo
latsaka avy tany an-danitra ka nandevona ny fanatitra dorana
sy ny fanatitra hafa alatsa-drà ka feno ny voninahitr’i
JEHOVAH ny trano.
2 Ary ny mpisorona tsy nahazo niditra tao an-tranon’i
JEHOVAH satria feno ny voninahitr’i JEHOVAH ny Tranony ».

PATRIARKA SY MPAMINANY Pejy 630 §1


« Eo amin’ny fanompoam-piavavahana dia mitovy
amin’ny fivavahana koa ny hira fa toko iray amin’ny
asa fanompoana an’Andriamanitra ».

Ny HIRA dia mitovy lenta amin’ny VAVAKA


INONA NO TOMBONTSOA AZO
AMIN’NY HIRA FIDERANA
5. FAMPAHEREZANA NY HAFA
Lioka 2 : 52
« Ary JESOSY nitombo saina sy tena

sady nandroso fitia tamin’


ANDRIAMANITRA sy ny OLONA ».

Jaona 21 : 25
« Ary misy zavatra maro hafa koa
izay nataon’i JESOSY ka raha
voasoratra tsirairay avokoa izany
rehetra izany, ataoko fa izao
tontolo izao aza dia tsy omby ny
boky voasoratra ».
INONA NO TOMBONTSOA AZO
AMIN’NY HIRA FIDERANA
5. FAMPAHEREZANA NY HAFA
ILAY FITIAVANA MANDRESY, Pejy 61 §1
« Tsy ho feno ny ahiahin’izao tontolo izao na
oviana na oviana KRISTY ka tsy nanam-
potoana hieritreretana momba ny zavatry
ny lanitra. Matetika no naneho ny
hafalian’ny fony IZY tamin’ny fanaovana
HIRA SALAMO sy HIRAN’NY LANITRA. Nandre
ny feony nisan-dratra NIDERA sy NISAOTRA
an’Andriamanit-ra ny mponina tao Nazareta.
Niray tamin’ny lanitra tamin’ny alàlan’ny
HIRA IZY, ary raha nitaraina ny namany noho
ny fahavizanana amin’ny asa, dia nanome
fifaliana azy ireo ny feon-kira mamy
nipololotra avy tamin’ny molony. »
ANTONY TOKONY HIDERAN-
TSIKA AN’ANDRIAMANITRA

SALAMO 100 : 5

« Fa TSARA Jehovah;


Mandrakizay ny
famindrampony;
Ary mihatra amin’ny
taranaka fara mandimby
ny fahamarinany»
ANTONY TOKONY HIDERAN-
TSIKA AN’ANDRIAMANITRA
SALAMO 48 : 1

« Lehibe JEHOVAH ka
mendrika hoderaina
tokoa, Ao an-tanànan’
ANDRIAMANITSIKA, ao an-
tendrombohiny masina»
NY FANAPAHAN-KEVITRO
ANDROANY
« Izay manatitra fanati-pisaorana no
manome voninahitra AHY»
Salamo 50:23a
« Hidera an’i JEHOVAH aho raha
mbola miaina koa; Eny hankalaza an’
Andriamanitra aho raha mbola
velona koa »
Salamo 146 : 2
« Hitory ny Anaranao amin’ny raha-
lahiko aho; Eo amin’ny fiangonana
no hiderako Anao»
Salamo 22:22
NY FANAPAHAN-KEVITRO
ANDROANY
« Jehovah no heriko sy ampingako;
Izy no nitokian’ny foko ka voavonjy
aho. Dia mifaly ny foko, ka ny hirako
no hiderako Azy »
Salamo 28:7
« Hidera an’i Jehovah indrindra amin’
ny vavako aho. Eny eo amin’ny olona
maro no hiderako AZY »
Salamo 109 : 30
« … Ary hitombo lalandava ny
fiderako ANAO » Salamo 71:14b
NY FANAPAHAN-KEVITRO
ANDROANY
HANANGANA ALITARAN-
KIRA
FIDERANA AO AN-
TOKANTRANO AHO
« Ny maty tsy mba hidera an’i
JEHOVAH; Na izay midina any
amin’ny mangingina »
SALAMO 115 : 17

Raha tianao ho VELONA


sy HAMIRAPIRATRA ny
FIAINANAO dia :
« Miderà an’Andriamani-
tra eo amin’ny fitoerany
masina. Eo amin’ny haba-
kabaky ny heriny »
SALAMO 150 : 1
AMENA!

You might also like