A12-Modele Acte D'adhesion

You might also like

You are on page 1of 1

SEXPRO

ANNEXE 12

MODELE DE LETTRE D’ADHESION

FANEKENA
Izaho izay manao sonia etsy ambany:

R…………………………………………………………………………….....teraka tamin’ny………………………………………………,

Zanak’i………………………………………………………………………sy……………………………………………………………………..,
tompon’ny karapanondro N°……………………………………………. tamin’ny………………………………………………….

Natao tao………………………………………………………..Duplicata tamin’ny………………………………………………………

Tao………………………………………………………,monina ao…………………………………………………………………………….

Dia manambara fa:

a)-Manaiky antsakany sy andavany ny Ordonnance d’expropriation N°………………………………………………,

tamin’ny………………………………………….., sy ny Décret n°……………………, tamin’ny…………………………………..,


ary ny Arrêté N°…………………………………tamin’ny…………………………., izay mitanisa ny tany na sombin-
tany nalain’ny Fanjakana ho fanasoavam-bahoaka, izay mirefy……………………….

Mahakasika ny tetikasa…………………………………………………………………………………………………………………………

b)-Manaiky tsy misy fepetra ny onitra izay omen’ny Fanjakana

d)-Mandà ny hanarakaraka izay rehetra voalazan’ny ordonnance d’expropriation etsy ambony, na


inona na inona antony, indrindra moa fa noho ny fizakan’ny Fanjakana Malagasy ny tany noraisiny.

e)-Hanao izay fomba rehetra hahamora ny fandraisana io vola io

f)-Manala ny andraikitry ny Fanjakana Malagasy noho ireo antony voalaza eo ambony ireo.

g)-Marina sy tsy misy hosoka ary efa nampadalovina ara-dalàna tamin’ireo sampan-draharaham-
panjakana isan-tsokajiny voakasik’izany ireo antontan-taratasy miaraka amin’ny fangatahana
napetrako, ary dia manala ny andraikitry ny Sampan-draharaha misahana ny Expropriation sy ny
“Ordonnateur secondaire” aho raha ny mifanohitra amin’izany no hita amin’izao fandoavana amiko
ny onitra izao.

Antananarivo, faha

You might also like