Professional Documents
Culture Documents
Tokony Hino Ve Ianao Hoe Misy Ny Mpamorona? Diniho Ny Zava-Misy
Tokony Hino Ve Ianao Hoe Misy Ny Mpamorona? Diniho Ny Zava-Misy
3 20 21
Ho an’i ETAZONIA:
Jehovah’s Witnesses
900 Red Mills Rd
Wallkill, NY 12589-5200
s
Tianao ve ny hianatra Baiboly Midira ao amin’ny na manorata any amin’ny
ao amin’ny Internet, sa tianao www.jw.org/mg iray amin’ireo adiresy
raha mitsidika anao izahay? etsy ambony.
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny
fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao. Raha tsy misy fanamarihana
manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
Inona no Hanampy
Anao Hanapa-kevitra?
“Niforona ho azy izao rehetra izao.”—Stephen Hawking sy Leonard Mlodinow, mpahay fizika, 2010.
4
Hoy izy: “Amiko aloha sarotra inoana hoe nilamina ho azy izao rehe-
tra izao, fa tsy maintsy nisy nandamina.”
`
Misy lalana maty paika mahatonga ny tany ho azo iainana. Diniho
ilay antsoin’ny mpahay siansa hoe hery niokleary malefaka. Mahato-
nga ny masoandro hirehitra foana izy io. Raha nalefaka kokoa io
hery io, dia tsy ho niforona mihitsy ny masoandro. Raha nahery loa-
tra anefa izy io, dia efa ela ny masoandro no levona.
`
Vao iray amin’ireo lalana be dia be iankinan’ny aintsika anefa izy io.
Nanazava ilay mpahay siansa atao hoe Anil Ananthaswamy fa raha
`
vao ny iray tamin’ireny lalana fizika ireny fotsiny no tsy nifanaraka
tamin’ny tokony ho izy, dia “tsy ho niforona mihitsy ny kintana sy ny
planeta ary ny vahindanitra. Tsy ho nisy koa ny zavamananaina.”
Misy toerana mety tsara ho an’ny olombelona. Mety tsara ireo
gazy ao amin’ny atmosfera sy ny habetsahan’ny rano eto an-tany. DINIHO IZAO:
Antonony koa ny haben’ny volana, ka tsy miala eo amin’ny toerany
ny tany. Hoy ny gazety Vaovao Momba ny Tany (anglisy): “Ny tany Mipoitra sy milentika
irery no planeta azo iainana eo amin’izao rehetra izao. Ny fiaraha- amin’ny fotoana voafari-
miasan’ny tontolo iainana sy ny zavamananaina no mahatonga an’ tra tsara ny masoandro
izany.” sy ny volana, noho ny la-
`
lana fizika mifehy azy
Hoy ny mpanoratra iray: “Mitokana kely ny rafi-masoandro misy
ireo. Afaka maminavina
antsika” ao amin’ilay vahindanitra misy azy. Lavitra ny kintana hafa `
mialoha an’izany ary ny
mantsy izy io dia lasa azo iainana ny tany. Raha akaiky kokoa an’ireo
kintana hafa ilay rafi-masoandro, izany hoe tany afovoan’ilay vahi- gazety sy ny fitaovana
` mpanome toetrandro.
ndanitra na tany amin’ny sisiny, dia ho be loatra ny taratra tonga ety
an-tany ka hanimba antsika. Ao amin’ilay faritra azo iainana indri- Raha noforonin’olona ny
ndra amin’ilay vahindanitra anefa no misy antsika, araka ny tenin’ny kajikajy hanaovana an’
mpahay siansa. ireny tombantombana
` ireny, dia iza no namoro-
Nanao fikarohana momba an’izao rehetra izao sy ny lalana fizika eo `
na an’ireo lalana fizika?
amin’izy io i Paul Davies, mpahay fizika. Hoy izy: “Tsy mino aho hoe
kisendrasendra fotsiny no nampisy antsika eo amin’izao rehetra izao.
Efa natao hiaina eto mihitsy isika.” Tsy nilaza i Davies hoe Andriama-
nitra no namorona an’izao rehetra izao sy ny olombelona. Ahoana
kosa ny hevitrao? Toa natao hiainana mihitsy ny tany raha ny firafitr’
izao rehetra izao no jerena. Tsy hoatran’ny hoe nisy Mpamorona ve
tao ambadik’izany?
Tsy te hilaza akory ilay lahatsoratra tao amin’io gazety io hoe Andriamanitra no
namorona ny tany sy ny olombelona. Te hilaza fotsiny izy hoe mety tsara ho an’ny olo-
mbelona ny tany.
Hoatran’ny hoe noforonina ny zavamananaina. selan’ny leviora, dia tsy miasa be intsony izy fa
Misy zavatra bitika atao hoe sela ao amin’ny zava- hoatran’ny hoe matory. Azo tehirizina ela be ao
`
mananaina. Toy ny orinasa kely ny sela tsirairay ka an-dakozia ary ny leviora. Miasa indray anefa izy
manao asa be pitsiny an’arivony, amin’izay velona io rehefa anaovana mofo.
foana ny zavamananaina sady mihamaro. Ahitana Nandinika ny selan’ny leviora ny mpahay siansa
an’izany na dia ao anatin’ny zavamananaina faran’
nandritra ny am-polony taona, mba hahazoany
izay tsotra aza. Tokan-tsela, ohatra, ny leviora.
tsara kokoa ny fomba fiasan’ny selan’ny olombelo-
Hoatran’ny hoe tsotra be ny selan’ny leviora raha
na. Mbola betsaka anefa ny zavatra tsy hain’izy
oharina amin’ny selan’ny olombelona. Tena be pi-
ireo. Nitaraina toy izao i Ross King, profesora ao
tsiny anefa izy io. Ny vihin’izy io mantsy misy ADN,
amin’ny oniversite iray any Soeda: “Vao ny fomba
izay toy ny kaody mamaritra ny zavatra tokony ha-
fiasan’ny selan’ny leviora fotsiny no tianay ho azo,
taon’ilay sela. Ahitana toy ny milina kely koa ao
nefa efa tsy ampy ny mpikaroka momba ny zava-
anatin’ilay sela. Manavaka sy mitatitra ary manova
mananaina. Be dia be mantsy ny fikarohana ilaina
ny molekiola ho sakafo izy ireny. Tena ilaina izany
hatao amin’izany.”
mba hahavelona azy. Rehefa tsy misy sakafo ny
7
Zavatra Tsy Hain’ny
Mpahay Siansa
Betsaka ny zavatra hain’ny mpahay siansa momba an’izao rehetra izao.
Maro anefa ny fanontaniana lehibe mbola tsy voavalin’izy ireo.
Hain’ny mpahay siansa ve hoe ahoana no na- lin’ilay fanontaniana hoe: “Ahoana no nampisy an’
mpisy an’izao rehetra izao sy ny zavamananai- izao rehetra izao sy ny zavamananaina?”
na? Tsia. Misy milaza hoe afaka manazava ny nia-
Izao anefa: Raha nisy namorona ny zavamananai-
ndohan’izao rehetra izao ireo mpahay siansa. Hafa
na eto an-tany, dia mety ho iza izany? Raha tena
anefa no nolazain’i Marcelo Gleiser, izay misalasala
misy ny Mpamorona, ary hendry sy be fitiavana
ny amin’ny fisian’Andriamanitra, sady mpampiana-
izy, nahoana ny olombelona no avelany hijaly? Na-
tra momba ny kintana sy planeta ao amin’ny oni-
hoana no be dia be hoatr’izao ny fivavahana? Na-
versite any Dartmouth. Hoy izy: “Mbola tsy voaza-
hoana ny mpivavaka no avelany hanao ratsy?
vanay mihitsy hoe ahoana no niandohan’izao
rehetra izao.” Tsy voavalin’ny siansa izany. Tsy midika anefa iza-
ny hoe tsy ho afaka hahita ny valiny mihitsy ianao.
Hoy ny gazety Vaovao Ara-tsiansa (anglisy) mo-
Olona maro mantsy no nahita valiny mahafa-po
mba ny hoe ahoana no nampisy ny zavamananai-
tao amin’ny Baiboly.
na: “Mety tsy ho afaka hamantatra ny nampisy ny
zavamananaina teto an-tany isika. Efa tsy hita Te hahafantatra ve ianao hoe nahoana ny mpahay
ˆ siansa sasany no mino fa misy ny Mpamorona re-
intsony mantsy ny ankamaroan’ireo vato sy fosily
hahafantarana ny zava-nitranga tany aloha be hefa avy nandinika ny Baiboly izy ireo? Midira ao
` amin’ny jw.org/mg ary karohy ilay hoe “hevitry ny
tany.” Mbola tsy hain’ny mpahay siansa ary ny va-
olona momba ny niandohan’ny fiainana.”
9
Inona no Lazain’ny Baiboly?
“Izao no tantaran’ny lanitra sy ny tany tamin’ny fotoana namoronana azy.” (Genesisy
2:4) Fintinin’ny Baiboly amin’ireo teny ireo hoe ahoana no nisian’ny planetantsika.
Mifanaraka amin’ny voka-pikarohana hitan’ny mpahay siansa ve izany? Diniho ireto
ohatra vitsivitsy ireto.
Efa nisy foana ve izao rehetra izao? Hoatran’ny ahoana ny tany tamin’ny voalohany?
Hoy ny Genesisy 1:1: “Tany am-piandohana, dia Resahin’ny Genesisy 1:2, 9 fa tamin’ny vao nofo-
namorona ny lanitra sy ny tany Andriamanitra.” ronina ny tany, dia ‘tsy nisy endriny sady tsy nisy
na inona na inona’ fa tototry ny rano.
Maro ny mpahay siansa malaza mino hoe efa nisy
foana izao rehetra izao. Nino an’izany foana ry za- Mifanaraka amin’ny zavatra hitan’ny mpahay sia-
reo talohan’ny 1950. Noho ireo voka-pikarohana nsa izany. Resahin’i Patrick Shih, mpikaroka mo-
vao haingana anefa dia niaiky ny ankamaroan’ny mba ny zavamananaina, hoe “tsy nisy oksizenina
mpahay siansa hoe nanam-piandohana izao rehe- teto an-tany tamin’ny voalohany ... sady tsy nisy
tra izao. na inona na inona.” Hoy koa ny gazety iray momba
ny kintana sy planeta: “Tototry ny rano ny tany,
tamin’ny voalohany ary zara raha nisy tany mai-
na.”
`
Tany am-piandohana: Noforonina ny lanitra Andro voalohany: Tonga tety an-tany
hita maso sy ny tany 1 ny tara-pahazavana.—Genesisy 1:3-5
10
Niova tsikelikely ve ny atmosferantsika? Niara-nisy ve ny zavamananaina
sa nisy filaharany?
Hita avy amin’ny fitantarana ao amin’ny Genesisy
` Resahin’ny Genesisy 1:20-27 fa ny trondro no no-
1:3-5 fa tara-pahazavana kely fotsiny no tody tety
` foronina voalohany, dia avy eo ny vorona, ny biby,
an-tany tamin’ny voalohany. Taty aoriana vao ta-
` ary ny olombelona no noforonina farany. Mino ny
zana avy tety ny masoandro sy ny volana.—Gene-
sisy 1:14-18. mpahay siansa hoe ny trondro no nisy voalohany,
`
dia ela be taty aoriana vao nisy ny biby mampino-
Milaza ny foibem-pikarohana momba ny tontolo no, ary mbola taoriana kokoa vao nisy ny olombe-
iainana, izay naorin’i Smithson, fa hazavana ma- lona.
`
njavozavo fotsiny no tody tety an-tany tamin’ny
voalohany. Hoy izy io: “Feno gazy metanina mate-
vina be nanodidina ny tany. Nihananify anefa ilay Tsy milaza ny Baiboly hoe tao
`
gazy metanina taty aoriana, ka lasa manga ny la-
nitra.”
anatin’ny enina andro misy 24 ora
avy no namoronana ny zavama-
nanaina rehetra teto an-tany
“Fohy ny fitantaran’ny Baiboly ao amin’ny Genesisy 1, nefa mahavariana fa
mifanaraka amin’ny voka-pikarohana hitan’ny mpahay siansa ny zavatra
resahina ao.”—Gerald Schroeder, mpahay fizika.
Andro faharoa: Nisy rano sy etona matevina be nanarona Andro fahatelo: Nihena ny rano ary
2 ny tany. Nosarahina ireo, ka lasa nisy elanelany nanasaraka 3 nipoitra ny tany maina.—Genesisy 1:9-13
ny rano teto an-tany sy ilay etona matevina.—Genesisy 1:6-8
11
Inona no Tsy Lazain’ny Baiboly? Andriamanitra ny tany sy ny lanitra”, izany hoe na-
Misy miteny hoe tsy mifanaraka amin’ny voka-pi- ndritra anireo enina “andro” resahin’ny Genesisy
`
karohana hitan’ny mpahay siansa, hono, ny zava- toko 1. (Genesisy 2:4) Fe-potoana lava be ary ny
tra lazain’ny Baiboly. Ny fahazoany ny zavatra re- andro tsirairay tamin’ireo enina “andro” nanoma-
sahin’ny Baiboly anefa no diso. nan’Andriamanitra ny tany sy namoronany ny za-
vamananaina teo amin’izy io.
Tsy milaza ny Baiboly hoe 6 000 taona fotsiny
izao rehetra izao na ny tany. Tsy milaza ny Baiboly hoe tsy misy fiovana
mihitsy eo amin’ny zavamananaina.
Resahiny fotsiny hoe noforonina ny tany sy izao
rehetra izao “tany am-piandohana.” (Genesisy 1:1) Milaza ny bokin’ny Genesisy fa noforonina “araka
ny karazany avy” ny biby. (Genesisy 1:24, 25) Tsy
Tsy nofaritany hoe tamin’ny firy taona lasa izany.
teny fampiasan’ny mpahay siansa ilay hoe “kara-
Tsy milaza ny Baiboly hoe tao anatin’ny enina zana” resahin’ny Baiboly. Mety ho azo ilazana za-
andro misy 24 ora avy no namoronana ny vamananaina iray tarika anefa izy io. Mety hisy
zavamananaina rehetra teto an-tany. `
biby na zavamaniry maro isan-karazany ary ao
Fe-potoana fotsiny no tiany holazaina amin’ilay anatin’ilay “karazana” iray resahin’ny Baiboly. Mety
teny hoe “andro.” Resahin’ny Baiboly, ohatra, hoe hisy endriny samihafa koa ireo zavamananaina
niforona ny planetantsika sy ny zavamananaina iray karazana rehefa mandeha ny fotoana.
eo aminy “tamin’ny andro nanaovan’i Jehovah
Jehovah no anaran’Andriamanitra ao amin’ny Baiboly.
`
Andro fahefatra: Tazana avy tety an-tany ny Andro fahadimy: Namorona ny biby any anaty rano
4 masoandro sy ny volana.—Genesisy 1:14-19 5 sy ny voro-manidina Andriamanitra. Nataony afaka
manan-taranaka izy ireo.—Genesisy 1:20-23
12
Ahoana ny hevitrao? DINIHO IZAO:
Hitantsika teo fa tsotra sy marina tsara ny fanazavan’
ny Baiboly momba ny hoe ahoana no nampisy an’izao Vakio ny Genesisy 1:1–2:4. Tena tsy mitovy
rehetra izao, hoatran’ny ahoana ny tany tamin’ny amin’ny angano fahiny momba ny famorona-
voalohany, ary ahoana no nampisy ny zavamananai- na io fitantarana io. Mino, ohatra, ny Babylo-
na. Mety ho marina koa ve izany ny Baiboly rehefa mi- nianina fa avy tamin’ny fatin’ny andriamani-
laza hoe iza no namorona an’ireny rehetra ireny? Hoy bavy anankiray sy ny ran’ny andriamanitra
Ny Rakipahalalana Britannica (anglisy): “Mifanaraka iray no namoronana an’izao rehetra izao sy
amin’ny zavatra hitan’ny mpahay siansa vao haingana ny olombelona. Ny Ejipsianina fahiny indray
ilay hoe avy amin’ny hery iray mihoatra noho ny an’ny mino hoe noforonin’ny andriamanitra Ra avy
olombelona no nampisy an’izao rehetra izao.” tamin’ny ranomaso ny olombelona. Ny Sinoa
indray mieritreritra hoe avy tamin’ny fatin’ny
Ny Rakipahalalana Britannica dia tsy manohana an’ilay hevitra
hoe nisy namorona ny zavamananaina. olona ngezabe anankiray no niforona ny za-
vaboary eto an-tany. Ny olombelona kosa,
hono, niforona avy tamin’ny parasy teo
Tsy milaza ny Baiboly hoe tsy amin’io faty io. Angano hoatran’ireo ve no
fahitanao ny fitantarana ao amin’ny Baiboly
hisy fiovana mihitsy eo amin’ny sa mifanaraka amin’ny siansa?
zavamananaina
MBOLA MISY
HAFA AO
AMIN’NY
JW.ORG
13
Nahoana no Zava-dehibe ny Valin’izany?
Zava-dehibe ve ny hoe nisy namorona izao rehetra izao? Raha nampiaiky anao
ireo porofo hoe tena misy Andriamanitra ary mahery indrindra izy, dia mety ho
tianao koa ny hamantatra raha avy aminy ny Baiboly na tsia. Ary raha matoky
ny Baiboly ianao, dia hahazo an’ireto fitahiana ireto:
s
n Azo alaina
maimaim-poana p Misy Baiboly
amin’ny fiteny
Midira ao amin’ny
www.jw.org/mg
o ao ity gazety ity an-jatony ao na ampiasao
g21.3-MG
220224