You are on page 1of 3

SYLVANAH MARIE FENOANJARA

« Izay tsy manana no homena » « Matokia fa Izaho ihany ity »


(Lioka 26,19) (Marka 6,50)

VELOPHINA CHANTONIA
« Matokia fa Izaho ihany ity » « Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao »
(Marka 6,50) (Matio 22,39b)

CELESTIN CLAUDIA
« Mifankatiava ianareo tahaka ny nitiavako « Sambatra izay madio fo, fa hahita
anareo » (Joany 13,34) an’Andriamanitra izy » (Matio 5,8)

Elodie Marie Louise


« Homeko ny herin’ny Fanahy ianareo, ka « Mitoera ato amiko fa izaho ao aminareo »
ho vavolombeloko » (Asa 1,8) (Joany 15,4)

Nathalie Charlotte
« Ho voninahitry ny Raiko raha mamoa be « Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no naha-
ianareo sy tonga mpianatro » (Joany 15,8) toy izao ahy » (I Kor 15,10)

Olivier Elisabeth
« Avelao ny zaza hanatona ahy fa aza « Matokia fa Izaho ihany ity »
rarana » (Matio 19, 14) (Marka 6,50)

Voahirana Viviane
« Ho voninahitry ny Raiko raha mamoa be « Sambatra ny mpampihavana, fa antsoina
ianareo sy tonga mpianatro » (Joany 15,8) hoe zanak’Andriamanitra izy » (Matio 5,9)

Rose de lima Ginah


« Ho voninahitry ny Raiko raha mamoa be « Mba ho ao aminareo ny fifaliako »
ianareo sy tonga mpianatro » (Joany 15,8) (Joany 15,11)

Chrischina Clairence
« Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao » « Izaho no foto-boaloboka ary ianareo no
(Matio 22,39b) sampana » (Joany 15,1)

Brazzio Christhina
« Izaho no foto-boaloboka ary ianareo no « Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao »
sampana » (Joany 15,1) (Matio 22,39b)

EVELINE Josiane
« Inty aho ankizivavin’ny Tompo » « Homeko ny herin’ny Fanahy ianareo, ka ho
(Lioka 1, 38) vavolombeloko » (Asa 1,8)
Henriette Nantenaina
« Sambatra izay madio fo fa hahita « Ho voninahitry ny Raiko raha mamoa be
an’Andriamanitra izy » (Matio 5,8) ianareo sy tonga mpianatro » (Joany 15,8)

CLEMENT JEAN BAPTISTE


« Fa rehefa tonga ny Fanahy Fahamarinana, « Raha tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy
ia Izy no hitarika anareo amin’ny marina indray ny olona, dia tsy mahazo miditra
rehetra » (Joany 16,13a) amin’ny Fanjakan’’Andriamanitra »
(Joany 3,5)
RAZAFIMANDIMBY
« Fa i Joany no nanao Batemy tamin’ny MIGELIN JEAN
rano, fa ianareo kosa hatao batemy amin’ny « Izaho izay miresaka aminao izao no izy »
Fanahy Masina » (Asa 1,5) (Joany 16,13a)

PRISCA ANSELME
« Izaho no lalana sy fahamarinana ary « Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao »
fiainana » (Joany 14,6) (Matio 5,43a)

RADRIC FRANçOIS EMMENEURBER PAUL


« Rehefa hidinan’ny Fanahy Masina ianareo « Sambatra izay mitia manompo » (FV p. 83)
dia hahazo hery, ka ho vaolombeloko
hatrany amin’ny fara-vaza-tany » (Asa 1,8)
FERDINAND
« Izaho no lanana sy fahamarinana ary
Christine fiainana » (Joany 14, 6)
« Ny Raiko miasa mandrake anakehitriny,
Izaho koa miasa » (Joany 5,17) TOVONAY JULIEN
« Rehefa idinan’ny Fanahy Masina ianareo dia
MIZELIN BALY ho vavolombeloko »
« Fantantsika fa azo antoka ny fijoroany
(Asa 1,18)
vavolombelona » (Joany 21,24b)
ORLETTE
« Izy Tompo no Mpiandry »
Olivier (Salamo 22)
« Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao »
(Matio 22, 39)

LOUISE JACQUELINE
ANGELAH FLAVIENNE « Fitiavana mandrakizay no nitiavako Anao »
« Andriamanitra dia Fitiavana » (Jérémie 31,31)
(I Joany )

COLLETTE
« Mifankatiava ianareo tahaka ny nitiavako
anareo » (Joany 15,12)

SYLVANAH MARIE FENOANJARA VELOPHINA


CHANTONIA CELESTIN CLAUDIA Elodie

Cathérine Nathalie Charlotte Olivier

Elisabeth Voahirana Viviane Rose de lima

Ginah Chrischina Clairence Brazzio

Christhina Henriette Nantenaina

You might also like