You are on page 1of 1

RALAVATENAY: Ny Kolikoly araka Eks.

23:8

HONORE: “Lanja ara-teolojiakan’ny sira ao amin’ny TT, sy ny lanja ara-kolontsain’ny sira ao


Maromandia”
“Fampiasana ny voambolana emeth”

HERITIANA: fanomezana

MONIQUE: Ny Herin’ny vavaka araka izay Niainan’i Hezekia izany ao amin’ny 2 Mpa 19:14

ERICKO JOSEPH: Sorona ao amin’ny TT, solomaso entina mamaky ny Sorona ao amin’ny
foko Zafisoro
African Biblical Hermeneutics jereo (MAMPITOVY, A., 1974, Tantaran-drazana Zafisoro,
Antananarivo, FOFIPA)

EPHRAIM: Fahatezeran’i YHWH

RAZAFIMANANTSOA SOLONIRINA: Hevitra ara-teolojia raketin’ny “fitoerana masina”


teo amin’ny ANE sy Israely Fahizay

HERVE: ny resaka ady tany sy Abrahama sy Lota

SETRA:

VIVIEN: Inona ireo hafatra ampitain’i YHWH amin’ny alalalan’ny fahanginany araa ny Deot
Isaia, ary ahoana ny fandraisan’ny olony izany?

 Mbola miteny amin’ny olony ihany ve YHWH


 Inona no hevitry ny fahanginany eo amin’ny fifandraisany amin’ny olony
 Mihaino ny feon’i YHWH ao anatin’ny fahanginany ve ny olony
 Heverin’ny olony miteny aminy ihany ve i YHWH raha mangina
 Hatraiza ny elanelan’ny lanja apetraky ny olona eo amn’ny tenin’ny mpaminany sy ny
teniny amin’ny alalan’ny fahanginana
 Tenini YHWH koa ve ny fahanginany
 Nahoana YHWH no nisafidy ny hangina tamin’ny andron’ny mpaminany

You might also like