You are on page 1of 1

Andininy 1 Hianarako miaina sy mitia isan’andro ny Fanamby hoan’ny saiko, tosika ilaiko

anilan-ndrie
Misy fitsikiko iray Mampatsiahy fa ety an-tany aho natao an-
Chorus kafia
Fanaoko rehefa ndrie no miantso ahy
Tsy haiko aloha na hain-ndrie Pre-chorus
Eto aho dia toa variana dia variana, tsy fanahy
iniana na hoe fidiana ilay tsiky Fa izao no tsapako : ny fitem-pon’ny fon-ndrie Ndrie anie, « hafa mihitsy »
no gadona handihizako
Fa izany angamba no atao hoe tia Manome tsy mitsitsy
Eto aho dia miodina, miodina, miodina,
Misy teny hummm… eo am-pototry ny Hianarako miaina sy mitia, miaina sy mitia.
mankafia
molotro
Chorus *2
Eny, miodina, miodina, miodina anilan-ndrie.
Tsy ho lazaiko, tsy ho tantaraiko na hohiraiko
Tsy haiko aloha na hain-ndrie
mandrapikikan’ny faran’ny aiko Andininy 2
Fa izao no tsapako : ny fitem-pon’ny fon-ndrie
Ho ren-ndrie Mistery ho ahy, ny mason-ndrie manavatsava
no gadona handihizako
fanahy
Pre-chorus
Eto aho dia miodina, miodina, miodina,
Madio mangarahara. Tsotra nefa tsara
Ndrie anie, « hafa mihitsy » mankafia
Manambara fa tsisy tahotra ny fitia
Manome tsy mitsitsy Eny, miodina, miodina, miodina anilan-ndrie.
Ny fijery no nefa ny fon-ndire toa mitempo ao
an-tratrako

You might also like