You are on page 1of 10

Ny Taqwa

Ny fanokanana Allah na koa ny tsy fampitambarana Allah amin’ny zavaboahariny,


Teny fampidirana

ْ َ‫ت أ‬
،‫ع َما ِلنَا‬ ِ ُ‫مِن ش ُُر ْو ِر أَ ْنف‬
َ ‫سنَا َو‬
ِ ‫سيِئَا‬ ْ ‫هلل‬ ِ ‫ َونَعُ ْوذُ بِا‬،ِ‫ب إِلَ ْيه‬
ُ ‫ستَ ْغف ُِرهُ َونَت ُْو‬
ْ ‫ستَ ِع ْينُهُ َو َن‬ ِ َّ ِ ‫إِنَّ ا ْلح َْم َد‬
ْ َ‫ّلِل نَحْ َم ُد ُه َون‬
ْ َ‫ َوأ‬،‫هللا َوحْ َدهُ ََل ش َِريْكَ لَ ُه‬
‫ش َه ُد‬ ُ ‫ش َه ُد أَ ْن ََل ِإلَهَ ِإ ََّل‬ ْ َ‫ َوأ‬،‫ِي لَ ُه‬َ ‫ض ِل ْل فَ ََل َهاد‬ ْ ُ‫هللا فَ ََل ُم ِض َّل لَ ُه َو َم ْن ي‬
ُ ‫َم ْن يَ ْه ِد ِه‬
َ‫علَى آ ِل ِه َوصَحْ بِ ِه أَجْ َم ِع ْين‬ َ ‫علَ ْي ِه َو‬
َ ‫سلَّ َم‬
َ ‫صلَّى هللاُ َو‬ َ ‫ع ْب ُدهُ َو َرسُ ْولُ ُه؛‬ َ ً ‫أَنَّ ُم َح َّمدا‬
Tena marina fa ny dera sy fankasitrahana rehetra dia ho an’i Allah. Tsy mitsahatra atsika midera sy
mankasitraka azy ary mangataka fanampiana sy ny famelankeloka avy aminy. Ary aminy isika no
mibebaka. Ary tsika koa dia mangataka fiarovana avy aminy amin’ny fakapanahy sy fanahy ratsy izay
misy amitsika sy ny vokadratsy ny haratsiana izay vitatsika. Na iza na iza nosoavin’I Allah amin’ny
fanarahana ny hitsindalana dia tsy mba misy olona na zavatra hafaka mamery azy tsony ary na iza na
iza navelan’I Allah ho very amin’ny fahaverezana dia tsy mba misy olona na zavatra hafaka hanitsy
azy. Ary izaho dia mijoro vavolombelona fa tsy mba misy tompo mendrika tompoina amin’ny marina
afa tsy I Allah irery ihany. Ary I Muhammad Salallah ‘Anlayhi wa salam dia andevony sy irakany
fandriampahalemana ho azy sy ho an’ireo fianakaviany ary ireo mpiaradia taminy rehetra.

Miteny i Allah Ilay Avo tsy toha manao hoe:


‫ا‬ ْ َّ ْ َ َ ْ َّ ِّ ُ َ َ َ َّ ُ ُ َّ َ ُ َّ ُ َّ َ ُّ َ َ
‫اح َد ٍة َوخل َق ِمن َها َز ْو َج َها َو َبث ِمن ُه َما ِر َجاًل‬
ِ ‫و‬َ ‫س‬ٍ ‫ف‬ ‫ن‬ ‫ن‬ ‫م‬
ِ ‫م‬‫ك‬ ‫ق‬ ‫ل‬‫خ‬ ‫ي‬‫اَّل‬
ِ ‫يا أيها انلاس اتقوا ربكم‬
‫ا‬ َ ْ ُ ْ َ َ َ َ َ َّ َّ َ َ ْ َ ْ َ َ ُ َ َ َ َّ َ َّ ُ َّ َ ‫َ ا َ َ ا‬
﴾١﴿ ‫اَّلي تساءلون ِب ِه واْلرحامۚ ۚ إِن اَّلل َكن عليكم ر ِقيبا‬ ِ ‫ك ِثريا ونِساءۚ ۚ واتقوا اَّلل‬
“O ry olombelona! Matahora an’ny Tomponareo ianareo, Izy izay nahary anareo avy tamin’ny
vatana iray (Adama), ary nahary avy aminy (vatana iray izany) ny vadiny (Hawa), ary nampiely
avy tamin’izy roa (Adama sy Hawa), lehilahy maro sy vehivavy. Ary matahora an’ I Allah Izay
amin’ny anarany no hifangatahanareo; ary matahora amin’ny fanapahana ny rohim-
pihavanana ianareo (miataka fianakaviana). Tena marina fa I Allah dia manara-maso anareo
tokoa Izy”

Référence: Ny boky manan-kaja Kour’any Sourate An-Nissa 4 ayat 1

Miteny i Allah Ilay Avo tsy toha manao hoe:


َ ُ ‫وت َّن إ ًَّل َو َأ‬
‫نتم ُّم ْس ِل ُمون‬
ُ ُ َ َ َ َ ُ َّ َ َ َّ ُ َّ ُ َ َ َّ َ ُّ َ َ
‫اَّلين آمنوا اتقوا اَّلل حق تقا ِت ِه وًل تم‬
ِ ِ ‫ي ا أي ه ا‬
« O Ianareo izay nino (finoana islam), matahora an’ i Allah ianareo, amin’ny tena
fatahorana Azy marina, ary aoka mba tsy hanaiky ho faty raha tsy efa
‘Mouslim’ (manaiky tanteraka an’i Allah) ianareo »
Référence: Ny boky manan-kaja Kour’any Sourate Al Imran 3 ayat 102
Miteny i Allah Ilay Avo tsy toha manao hoe:

‫اَّلل َوقُولُوا قَ ْو اًل َسد ا‬


َ َّ ‫آم ُنوا َّات ُقوا‬
َ ‫ين‬
َ َّ َ ُّ َ َ
‫يدا‬ ِ ‫اَّل‬
ِ ‫ي ا أي ه ا‬
‫از فَ ْو ازا َعظيماا‬ ُ َ ُ َ َ َ َّ
َ َ‫وَل َف َق ْد ف‬ ُ َ َ ْ ُ َ ُُ ْ ُ َ ْ ََْ ْ ُ َ َ ْ َ ْ ُ َ ْ ْ ُ
ِ ‫يص ِلح لكم أعمالكم ويغ ِفر لكم ذنوبكمۚ ۚ ومن ي ِط ِع اَّلل ورس‬
Ô ianareo izay mino! Matahora an’i Allah ianareo, ary mitenena teny marina ianareo,
Mba hanatsarany ny asanareo sy hamelany ny helokareo. Fa na iza na iza mankatò an’i Allah
sy ny Irany dia tena mahazo fahombiazana lehibe.
Référence: Ny boky manan-kaja Kour’any Sourate Al Ahzab 33 ayat 71-72

Ny Lohateny ny Khoutbah tsika androany dia ny Taqwā ( ‫ ) تقوى‬na ny fahatahorana an’I Allah:

Araka ny ayat nivakiatsika teo Allah Ilay Avo tsy toha miteny hoe:
ُ ََ َ
َ‫كم ِّمن َّن ْفس َواحدة‬ َّ ُ ُ َّ َ ُ َّ ُ َّ َ ُّ َ َ
ٍ ِ ٍ ِ ‫اَّلي خلق‬
ِ ‫يا أيها انلاس اتقوا ربكم‬
“O ry olombelona! Matahora an’ny Tomponareo ianareo, Izy izay nahary anareo avy tamin’ny
vatana iray (Adama) ….”

Référence: Ny boky manan-kaja Kour’any Sourate An-Nissa 4 ayat 1

Mbola niteny koa izy teo hoe:

َُ َ َّ ‫آم ُنوا َّات ُقوا‬ َّ َ ُّ َ َ


‫اَّلل َح َّق تقاتِ ِه‬ َ ‫ين‬
َ ‫اَّل‬
ِ ‫ي ا أي ه ا‬
« O Ianareo izay nino (finoana islam), matahora an’ i Allah ianareo, amin’ny tena
fatahorana Azy marina..»
Référence: Ny boky manan-kaja Kour’any Sourate Al Imran 3 ayat 102

Inona ary ity Taqwa ity?

Taqwā ( ‫ ) تقوى‬iIzany dia Fahatahorana an'i Allah raha adika amin’ny fomba tsotra.

Izany hoe:

Fahatsapana fa misy Allah ary izy dia mahita anao lalan-dava ary raha manao fahotana ianao dia
hitany ka matahotra anao sao dia ho saziany amin'izany asa ratsy kasainao hatao izany.

Raha jerena ny fototra niangan’ty teny ity:

“Ny fiatahana zavatra iray izay tsy tian’ny olona”.

Tamin’ny andro iray I Oumar Radhiayallah ‘anhou nanontany an’I Oubayy ibn Ka’ab Radhiyallah
‘anhou mahakasika ny teny hoe: Taqwa: De namaly I Oubayy ibn Ka’ab hoe:

“ianao ve efa avy nanaraka lalana izay feno tsilo (fatsipatsika)?”

De namaly I Oumar Radhiyallah ‘anhou hoe: Eny.


De hoy izy: Nanao ahoana nataonao tamin’izany?

De namaly I ‘Oumar Radhiyallah ‘anhou hoe:

“nampiakariko tsara tanan’ny ankajoko ary nanao ezaka izaho mba tsy ho voan’ny tsilo (fatsipatsika)”

De namaly I Oubayy ibn Ka’ab Radhiyallah ‘anhou hoe:

‘Izany dia Taqwa, ny fiezahana miaro ny vatanao mandritran’ny andrompiainanao amin’ny karazan’ny
fahotana amizay mba ho tafita soa amantsara amin’ny farany ianao tsy ho voan’ny fahotana’.

Référence: Tafsir Ibn Kathir

Raha atsika mandinika sy mamisavisa ny fiverimberen’ny teny hoe: Taqwa ao anaty Kour’any dia tsy
latsakan’ny 250 miverimberina izany.

Hadith iray mampiseho ny Taqwah izy nisy tamin’ny olona telo izay tafihidy tao andavabato,
‫ع َم َر ـ رضى هللا‬ َ ،َ‫ع ْق َبة‬
َ ،‫ع ْن نَاف ٍِع‬
ُ ‫ع ِن اب ِْن‬ َ ‫ قَا َل أَ ْخ َب َرنِي ُمو‬،‫ْج‬
ُ ‫سى ْب ُن‬ ٍ ‫ أَ ْخ َب َرنَا ا ْب ُن ج َُري‬،‫اص ٍم‬
ِ ‫ع‬َ ‫ َح َّدثَنَا أَبُو‬،‫ِيم‬
َ ‫َح َّدثَنَا َي ْع ُقوبُ ْب ُن ِإب َْراه‬
‫ع ِن النَّبِي ِ صلى هللا عليه وسلم قَا َل‬ َ ‫"عنهما ـ‬

ُ ‫ قَا َل فَقَا َل بَ ْع‬.ٌ‫علَ ْي ِه ْم ص َْخ َرة‬


‫ض ُه ْم‬ َ ْ‫طت‬ َّ ‫ فَا ْن َح‬،‫غ ٍار فِي َج َب ٍل‬ َ ‫ فَ َد َخلُوا فِي‬،‫ط ُر‬ َ ‫َخ َر َج ثََلَثَةٌ ي َْمشُونَ فَأَصَابَ ُه ُم ا ْل َم‬
ُ‫ فَكُ ْنت‬،‫ان‬ ِ ‫ير‬ ِ ‫ش ْي َخ‬
َ ِ‫ان َكب‬ َ ‫ان‬ ِ ‫ إِنِي َكانَ لِي أَب ََو‬،‫ فَقَا َل أَ َح ُدهُ ُم اللَّ ُه َّم‬.ُ‫ع َم ٍل عَمِ ْلت ُ ُموه‬ َ ‫ض ِل‬َ ‫َّللا بِأ َ ْف‬
َ َّ ‫ْض ا ْدعُوا‬ ٍ ‫ِلبَع‬
َ َ
‫الص ْبيَة َوأ ْهلِي‬ ِ ‫سقِي‬ َ ُ
ْ ‫ ث َّم أ‬،‫َان‬ ِ ‫ى فيَش َْرب‬ َ َ
َّ ‫ب فآتِي ِب ِه أب ََو‬ َ ْ
ِ َ‫ فأ ِجي ُء بِالحِ َل‬،‫ب‬ َ َ ُ ُ‫ ث َّم أ ِجي ُء فأحْ ل‬،‫أَ ْخ ُر ُج فأ ْرعَى‬
َ َ َ ُ َ َ
‫غ ْونَ ِع ْن َد‬ َ ‫الص ِبيْةُ يَتَضَا‬ِ ‫ َو‬،‫ظ ُه َما‬ َ ِ‫ان ـ قَا َل ـ فَك َِر ْهتُ أَ ْن أُوق‬ ِ ‫ فَ ِجئْتُ فَ ِإذَا هُ َما نَائِ َم‬.ً‫ فَاحْ تَبَسْتُ لَ ْيلَة‬،‫ام َرأَتِي‬ ْ ‫َو‬
َ‫طلَ َع ا ْلفَجْ ُر اللَّ ُه َّم إِ ْن كُ ْنتَ تَ ْعلَ ُم أَنِي فَعَ ْلتُ ذَ ِلكَ ا ْبتِغَا َء َوجْ ِهك‬ َ ‫ َحت َّى‬،‫ فَلَ ْم ي ََز ْل ذَ ِلكَ دَأْبِي َودَأْبَ ُه َما‬،‫ى‬ َّ َ‫ِرجْ ل‬
‫ب‬ ُّ ِ‫ َو َقا َل اآل َخ ُر اللَّ ُه َّم إِ ْن كُ ْنتَ تَ ْعلَ ُم أَنِي كُ ْنتُ أُح‬.‫ع ْن ُه ْم‬ َ ‫ قَا َل فَفُ ِر َج‬.‫س َما َء‬ َّ ‫عنَّا فُ ْرج ًَة نَ َرى مِ ْنهَا ال‬ َ ْ‫اف ُرج‬ ْ َ‫ف‬
.‫ فَقَالَتْ َلَ تَنَا ُل ذَ ِلكَ مِ ْنهَا َحت َّى ت ُ ْعطِ َيهَا مِ ائَةَ دِينَ ٍار‬،‫سا َء‬ َ ِ‫الر ُج ُل الن‬ َّ ‫ب‬ ُّ ِ‫ت ع َِمي َكأَش َِد َما يُح‬ ْ ً‫ام َرأَة‬
ِ ‫مِن بَنَا‬ ْ
ُ َ َّ َ َ ْ
ُ‫ فق ْمت‬.‫ َوَل تفضَّ الخات َم إَِل بِح َِق ِه‬،‫َّللا‬ ُ َ َ َ َّ ‫َّق‬ ِ ‫ت ات‬ َ َ َ َ‫ن‬ َ َ َ ُ
ِ ‫ فل َّما قعَدْتُ بَ ْي ِرجْ ل ْيهَا قال‬،‫سعَيْتُ فِيهَا َحت َّى َج َم ْعتهَا‬ َ َ‫ف‬
‫ َوقَا َل‬.‫ع ْن ُه ُم الثُّلُثَي ِْن‬ َ ‫ قَا َل فَفَ َر َج‬،‫عنَّا فُ ْرج ًَة‬ َ ْ‫اف ُرج‬ ْ َ‫ فَ ِإ ْن كُ ْنتَ تَ ْعلَ ُم أَنِي فَعَ ْلتُ ذَ ِلكَ ا ْبتِغَا َء َوجْ ِهكَ ف‬،‫َوتَ َر ْكتُهَا‬
‫ فَعَ َمدْتُ ِإلَى‬،َ‫ َوأَبَى ذَاكَ أَ ْن يَأ ْ ُخذ‬،ُ‫ط ْيتُه‬ َ ‫ع‬ ْ َ ‫ق مِ ْن ذُ َر ٍة فَأ‬ ٍ ‫يرا ِبفَ َر‬ ً ‫ستَأْج َْرتُ أَ ِج‬ ْ ‫اآل َخ ُر اللَّ ُه َّم ِإ ْن كُ ْنتَ تَ ْعلَ ُم أَنِي ا‬
ْ‫طلِق‬َ ‫ فَقُ ْلتُ ا ْن‬.‫َّللا أَ ْعطِ نِي حَقِي‬ ِ َّ ‫ع ْب َد‬ َ ‫ ثُ َّم جَا َء فَقَا َل يَا‬،‫شتَ َريْتُ مِ ْنهُ بَقَ ًرا َو َرا ِع َيهَا‬ ْ ‫عتُهُ َحت َّى ا‬ ْ ‫ فَ َز َر‬،‫ق‬ِ ‫ذَ ِلكَ ا ْلفَ َر‬
‫ اللَّ ُه َّم إِ ْن‬. َ‫ئ ِبكَ َولَ ِكنَّهَا لَك‬ ُ ‫ستَه ِْز‬ ْ َ‫ قَا َل فَقُ ْلتُ َما أ‬.‫ئ ِبي‬ ُ ‫ستَه ِْز‬ ْ َ‫ فَقَا َل أَت‬. َ‫ فَ ِإنَّهَا لَك‬،‫إِلَى تِ ْلكَ ا ْلبَقَ ِر َو َراعِيهَا‬
‫ع ْن ُه ْم‬ َ ‫ف‬ َ ِ‫ فَكُش‬.‫عنَّا‬ َ ْ‫اف ُرج‬ ْ َ‫"كُ ْنتَ تَ ْعلَ ُم أَنِي فَ َع ْلتُ ذَ ِلكَ ا ْب ِتغَا َء َوجْ ِهكَ ف‬
Tatitra azo avy tamin’i Abdallah ibn ‘Oumar radhiyallah ‘anhou, izy dia, naheno an’ny Mpaminany
Salallah ‘anlayhi wa salam niteny nanao hoe :
‘Rehefa nandeha ny olona anakitelo ary latsaka mafy ny orana dia, niafina tao andavabato izy ireo,
kanjo rehefa tafiditra tao izy ireo dia, tonga ilay vato be nanakotra ny vavan’ny lavabato. De
nifampiteny izy ireo hoe : Aoka isika samby hangataka amin’i Allah ny hatsarana tena tsara indrindra
izay vitantsika taminy (amizay ho esoriny io vato be io). De ny iray niteny hoe :
O Allah, ireo ray amandreniko dia, efa hantitra ary izaho dia, nanana fahazarana mandeha mivoaka
mitady ny kitay hoan’izy ireo. Rehefa tonga avy any izaho dia, mitery ronono ary mitondra izany
hoan’izy ireo. Rehefa avy misotro izy ireo dia, zaraiko amin’ny zanako sy vadiko ary ny fianakaviako
izany. Tamin’ny andro iray Izaho dia, tara ka rehefa tonga teo akaikindreo Izaho dia, hitako fa efa
natory izy ireo. Ka tsy tiako ny hitabataba azy ireo tamin’izany. Ireo zaza (zanako) tamin’izany dia,
nitomany teo amin’ny tongotrako (noho ny mosary), ka torak’izany mandrapahatongavan’ny maraina
(niandry teo Izaho mandrapahatongavan’ny maraina). O Allah, raha toa ka nataoko ho anao izany
asa izany dia, mba esoro io vato io mba ahitanay ny lanitra! Ka nikisaka kely ilay vato be.
O Allah, fantatrao fa Izaho dia, tena raiky mpitia tanteraka tamin’ny ‘Cousine’-ko karaha ataon’ny
lehilahy rehetra raikipitia amin’ny vehivavy. Ary niteny tamiko izy fa tsy hanome fahafahampo aho izy
afa tsy hoe omeko vola 100 Dinaars izy. Ka niezaka nitady io vola io aho ka nahita tamin’ny farany
ary rehefa Izaho efa teo anelanelan’ny feny anakiroa dia, niteny tamiko izy hoe: ‘Aoka ianao mba
hataotra an’I Allah. Ary aza kasihina Izaho afa tsy amin’ny fomba mendrika (avy amin’ny fanaovana
ny Nikah amiko). Ka nitsangana Izaho ary nandeha.
O Allah! Raha toa ka nataoko ho anao izany asa izany dia, aoka mba ho esorinao io vato io (izay
mibahana ny lalana hivoahanay)! Ka nikisaka ilay vato be eo amin’ny roa ampahatelo ny fidirana tao
anaty lavaka.
Rehefa avy eo dia, ilay olona faha telo no niteny: O Allah! Tsy misy fisalasalana fa tena hainao tokoa
fa tamin’ny andro iray dia, izaho nampiasa mpiasa iray tamin’ny karama Faraq (lanaja ny voamaina
telo Sa’s) ny voamaina ary tamin’ny fotoana izay nanomezako azy ny karamany io dia, tsy mba
nalainy izany karamany izany ka nafafiko ireo voamaina karamany ireo tamin’ny toerana iray ka avy
tamin’izany no nahavitako nividy biby fiompy maro (omby sy osy sns…).
Ka rehefa nandeha ny fotoana dia, tonga izany lehilahy izany. Ary nangataka ny karamany. Nolazaiko
taminy hoe: Jereo ireo rameva sy omby ary ireo osy isan-karazany ary alaivo jiaby izy ireo fa ninao.
De namaly ity lehilahy ity hoe: sao de fanadalana aho ihany izany. Nolazaiko taminy fa Izaho dia, tsy
mba manadala azy velively fa tena marina ny zavatra nolazaiko. Farany dia, nalainy ny anjarany.
Raha toaka nataoko ho anao izany asa izany dia, mba esoro io vato io!
De nikisaka sy niala tanteraka ilay vato teo tamin’ny fivoahana amin’ny lavabato iny’
Référence: Sahih Boukhari, Hadith Numéro 2215 Vol 3 Boky faha 34
َ ‫ش ْيئًا ِلغَي ِْر ِه ِبغَي ِْر ِإ ْذ ِن ِه فَ َر ِض‬
‫ي‬ ْ ‫باب ِإذَا ا‬
َ ‫شت ََرى‬
‫كتاب البيوع‬
Amin’ny ayat iray Allah Ilay Avo tsy toha miteny hoe:

Miteny i Allah Ilay Avo tsy toha manao hoe:

َ َّ ‫علَ ُم ٓوا أَنَّ ٱ‬


َ‫ّلِل َم َع ٱ ْل ُمت َّ ِقين‬ َ َّ ‫َوٱتَّقُوا ٱ‬
ْ ‫ّلِل َوٱ‬
“…..Ary matahora an’ Allah ianareo. Ary fantaronareo fa tena miaraka amin’ireo manam-
patahorana I Allah”.
Référence : Ny boky manan-kaja Kour’any Sourate Al Baqarah 2 ayat 194.

Fanazavana:

Rehefa nanontaniana I Ibn ‘Abbas Radhiyallah ‘anhou dia nilaza izy fa ny Mouttaqqin na mpatahotra
an’I Allah dia ireo mpino izay miataka ny Shirk ary manao asa soa mifanaraka amin’ny sitrapon’I
Allah.

Raha tsika mijery ny amin’ny lafin’ny Fiqh mahakasika ny teny Taqwa io dia ahitana fanazavana ireo
fisokajiana zavatra anaty finoana islam. Ohatra malaza amin’izany dia:

Ny al-ahkam al-khamsa na fizarana dimy amin’ireo lalana islamika,,

” ‫األحكام الخمسة‬
1. farḍ/wājib (‫ فرض‬/ ‫ – )واجب‬Tsy maintsy atao raha tsy izany dia mahazo fahotana. Ohatra :
Salat in-dimy isan’andro na koa Ramadan na Zakah ….etc
2. mustaḥabb/mandūb (‫ – )مستحب‬Amporisihina atao. Raha tsy atao dia very tombotsoa goavana
ianao. Fa tsy mahazo fahotana indray. Ireo Sounnah rehetra, ohatra : Salat nafil na koa Salat
Tahjoud, na Nikah na Fanaovana Salam….etc
3. mubāḥ (‫ – )مباح‬malalaka, izay tianao atao. Ohatra : fampiasana telephone na koa fividianana
Ordinateur na koa fividianana fiara na Moto….etc
4. makrūh (‫ – )مكروه‬ankahalaina, tsy tokony atao. Fa na dia ataonao dia tsy mahazo fahotana
ianao. Ohatra, ny Talaq na koa fihinanana tongolo manta, na koa firesahana mandritran’ny
Woudhou….etc
5. ḥarām/maḥzūr (‫ حرام‬/ ‫ – )محظور‬Fady, raha ataonao dia mahazo tsiny na fahotana ianao
amin’izany. Ohatra : Zina, na koa miala anaty finoana islam na koa mandainga na koa
manompa (miteny ratsy olona) ….Etc.

Nb :

Raha mahay ny manavaka ireo zavatra dimy ireo mpanompo iray mahakasika ny zavatra ataony
andavanandro dia manana Taqwa izy satria hainy tsara misokajy ny karazan’ny asa izay misy ka
hitandrina tsara izy.

Hadith iray manambara hoe :

: ‫ع ِن النَّبِي ِ ـ صلى هللا عليه وسلم ـ قَا َل‬


َ ،‫ع ْم ٍرو‬
َ ‫َّللا ب ِْن‬ َ ‫ع ْن‬
ِ َّ ‫ع ْب ِد‬ َ ،

" ‫َّللا ع ََّز َو َج َّل لَيَ ْقبَ ُل تَ ْوبَةَ ا ْلعَ ْب ِد َما لَ ْم يُغَ ْرغِ ْر‬
َ َّ َّ‫" ِإن‬
Tatitra azo avy tamin’i ‘Abdullah bin ‘Amr Radhiyallah ‘anhou,

Niteny i Mpaminany Muhammad Salallah ‘anlayhi wa salam manao hoe:

“Marina tokoa fa i Allah Ilay avo tsy toha dia mandray (manaiky) ny Tawbah (fibebahana) ataon’ny
mpanompony raha mbola tsy tonga eo amin’ny tendany ny feo ny tsipakaina (fahafatesana)”

Référence : Sounna Ibn majah, Hadith numéro 4253


Boky faha 37, ‫كتاب الزهد‬
Houkm ny Hadith: Hassan.

NB:

Mbola tsy tara tsika. Mbola tsy tonga eo amin’ny tendatsika ny feo ny tsipakaina izany ka manaova
Tawbah haingana atsika ary midira tsara ato anaty finoana islam. Aza hadino fa ny tanjona tsika
dia Djannah. Ka amboaro tsara programme nao rehetra mba hiomana amin’izany.
Mihantra atsika i Allah ary nitsimbina atsika araka ny hadith iray hoe:

َ َ ِّ َّ‫ َعن انل‬،‫اس‬ َّ َ ْ َ


‫ِب ـ صىل اهلل عليه وسلم ـ قال‬ ِ ِ ٍ ‫ع ِن اب ِن عب‬
ْ َ َ ُ ْ ُ ْ َ َ َ ْ ِّ َ َ َ ْ َّ ُ ْ َ َ َ َ َّ َّ
" ‫" إِن اَّلل َوضع عن أم ِِت اْلطأ َوالنسيان َوما استك ِرهوا علي ِه‬
Tatitra azo avy tamin’i Ibn ‘Abbas Radhiyallah,

Niteny i Mpaminany Muhammad Salallah ‘Anlayhi wa Salam manao hoe:

‘Allah dia efa namela ny vahoakako mahakasika ny fahotana tsy fananiana vitandreo sy fahotana
vita tao anatin’ny fanadinoana ary ny fahotana vita tao anatin’ny fanerena nihatra tamin’izy ireo’

Référence : Sounna ibn Majah, Hadith numéro 2045, Vol. 3, Boky faha 10.

‫الرحِ ْي ُم‬ ْ ‫ب فَا‬


َّ ‫ستَ ْغف ُِر ْو ُه يَ ْغف ِْر لَكُ ْم إنَّهُ ه َُو الغَفُ ْو ُر‬ ٍ ‫س ِل ِم ْينَ م ِْن ك ُِل ذَ ْن‬ َ ‫هللا ِل ْي َولَكُ ْم َو ِل‬
ْ ‫سائ ِِر ال ُم‬ ْ َ‫أَقُ ْو ُل ه ٰـذَا القَ ْو َل َوأ‬
َ ‫ستَ ْغ ِف ُر‬

Izaho dia mangataka famelankeloka ho aho sy ho anareo ary ho an’ireo Mpino islam tsy ankanavaka amin’ny
fahotana izay vitandreo. Ary mba mangataha famelankeloka aminy koa ianareo ary ho avelany ny helokareo
satria amin’ny tena marina Izy (Allah) dia fatra mpamelaheloka ary be fahangorana ary fiantrana aminareo.

Tampitra ny Khutbah voalohany.


Khoutbah faha 2

،ُ‫ش َه ُد أَنْ ََل إَل ٰـهَ إَ هَل هللاُ َوحْ َدهُ ََل ش ََر ْيكَ لَه‬ ْ َ‫ َوأ‬،‫ب َربُّنَا َويَ ْرضَى‬ ُّ َ‫اركا ً فَ ْي َه َك َما يُح‬ َ ً ‫ّلِل ح َْمدًا َكثَيْرا‬
َ َ‫طيَبا ً ُمب‬ َ ‫اَ ْلح َْم ُد َ ه‬
َ‫علَى آ َل َه َوصَحْ بَ َه أَجْ َم َع ْين‬
َ ‫علَ ْي َه َو‬َ ُ‫صلهى هللا‬ َ ‫س ْولُهُ؛‬ َ ‫ش َه ُد أَنه ُم َح همدًا‬
ُ ‫ع ْب ُدهُ َو َر‬ ْ َ‫َوأ‬
Dera sy voninahitra mitafotafo ary feno fahamendrehana tanteraka ho an’i Allah, araka izay tiany sy
ankasitrahiny, ary izaho dia mijoro vavolombelona fa tsy mba misy tompo mendrika tompoina amin’ny marina
afa tsy i Allah irery ihany ary tsy mba misy mpikambana aminy, ary izaho koa dia mijoro vavolombelona fa i
Muhammad Salallah ‘anlayhi wa salam dia Mpanompony ary Irakany.
‫ اِتَّقُ ْوا هللاَ تَعَالَى‬:ِ‫أَ َّما َب ْع ُد ِعبَا َد هللا‬

Miteny i Allah Ilay Avo tsy toha manao hoe :


َ َ ُ َّ ُ َ َ َّ ْ َّ ُ ْ َ ْ َ َّ َ َ َ ُ َ َّ َ ْ ُ ِّ ِّ ْ َ َٰ ُ َ
ِ ِ ‫َل مغف َِر ٍة مِن َّرب ِكم َوجن ٍة ع ْرضها كع ْر ِض السما ِء َواْلر ِض أعِدت ل َِّلِين آمنوا ب‬
‫اَّلل َو ُرس ِل ِه ۚ ٰذل ِك‬ ِ‫سابِقوا إ‬
َ ْ ْ َ ْ ُ ُ َّ َّ ُ ْ َ
ُ ‫اَّلل يُ ْؤتِي ِه َمن ي َ َش‬
ِ‫اء ۚ َواَّلل ذو الفض ِل العظِ يم‬ ِ ‫فضل‬

« Faingàna àry ianareo mankany amin’ny famelan-keloka avy amin’ny


Tomponareo sy amin’ny Paradisa izay manana sakany mitovy ny sakan’ny
lanitra sy ny tany, voahomana ho an’ireo izay nino an’i Allah sy ireo Irany.
Izany no fahasoavan’i Allah omeny izay sitrany. Fa Allah no Tompon’ilay
fahasoavana lehibe”

Référence: Ny boky manan-kaja Kour’any sourate al hadid 57 ayat 21

Hadith iray manamafy ny lohatenitsika androany dia, hadith iray manaraka ity:

ۚ‫ۚ َّللاۚ صلىۚ هللا‬ َ ۚ،‫ع ْن ُه َما‬


َ ‫ع ْن‬
ِ َّ ‫ۚ رسُو ِل‬ َّ ‫ي‬
َ ُۚ‫ۚ َّللا‬ َ ‫ض‬
ِ ‫ۚ ر‬
َ ‫ِۚ الرحْ َم ِنۚ ُم َعاذِۚ ب ِْنۚ َجبَ ٍل‬ َ ۚ‫ۚ وأَ ِبي‬،َ
َّ ‫ع ْبد‬ ِ َ‫ع ْنۚ أَ ِبيۚ ذَ ٍ ٍّرۚ ُج ْند‬
َ ‫بۚ ب ِْنۚ ُجنَادَة‬ َ
َۚ ‫عليهۚ وۚ سلمۚ قَا‬
‫ل‬

"‫س ٍن‬
َ ‫ق َح‬ َ ‫ َو َخالَقْ النه‬،‫سنَةَ تَ ْم ُح َها‬
ٍ ُ‫اس َب ُخل‬ َ ‫س َيئَةَ ا ْل َح‬
‫ َوأَتْ َب ْع ال ه‬،‫َّللا َح ْيثُ َما كُ ْنت‬
َ‫ق ه‬ َ ‫"اته‬
Tatitra azo avy tamin’I Abou Dharr Joundoub Ibn Jounadah sy I Abou Abdour Rahman Mouadh ibn
Jabal Radhiyallah ‘Anhouma,

Niteny I Mpaminany Muhammad Salallah ‘Anlayhi wa salam manao hoe:

‘Matahora an’I Allah ianao na aiza na aiza ny toerana misy anao, ary ampanaraho ny asa ratsy ny
asa soa izay hamafa izany ary mitondratena tsara ianareo eo amin’ny olombelona’

Référence : 40 Hadith Nawawi 18 - Tirmidhi, Hadith numéro 1 987.

‫خ‬ َ ُّ‫ْض الن‬


َ ‫س‬ َ ‫ َوفَي بَع‬،‫س ٌن‬ ٌ ‫ َحد‬:َ‫] َوقَال‬1987:‫َي [رقم‬
َ ‫َيث َح‬ ُّ ‫ َر َواهُ التَ ْر َمذ‬: ‫س ٌن صَحَ ي ٌح‬
َ ‫ َح‬.

Inona avy ireo fepetra takiana mba halavorary ny asa?


Ireo fepetra ireo dia:
1-Ny finoana an’I Allah sy ny maha tokana azy (At-Tawhid): noho izany dia tsy eken’Allah ny asa
rehetra ataon’ny olona manana Andriamanitra betsaka.
2-Ny fahatsorana ( Al Ikhlas) io dia mikasika indrindra ny fikatsahana ny tarehin’Allah.
3-Ny fitovian’ny asa atao amin’ny asa nataon’i Mpaminany (Al – Ittiba’a). Noho izany dia tsy azo atao
ny manompo an’i Allah amin’ny fomba hafa ankoatran’ireo fomba efa nolazainy. Raha toa ka tsy
tanteraka ny iray amin’ireo fepetra ireo dia tsy eken’Allah ny asa ary ho ariana izany. Nilaza Allah
manao hoe:

ً ُ ‫ع َم ٍۢ ٍل فَ َجعَ ْل ٰنَهُ َهبَا ٓ ًًۭء همنث‬


‫ورا‬ ۟ ُ‫َوقَد َْمنَا ٓ إَلَ ٰى َما عَمَ ل‬
َ ْ‫وا مَ ن‬
“Hitanay ny asa izay nataondreo ary nipotehinay ireo asa ireo ho vovoka mipariaka”.
Référence:
Ny boky manan-kaja Kour’any sourate [Al Furqâne ayat 23]

Miteny I Allah Ilay Avo tsy toha manao hoe:


ٰ ‫الزادِ اتلَّ ْق َو‬
“…‫ى‬ َ ْ ‫…وتَ َز َّو ُدوا فَإ َّن َخ‬.”
َّ ‫ْي‬ َ
ِ
{ …… ary mivatsia ianareo fa ny vatsy tsara indrindra dia ny fatahorana ……}

Reference: Ny boky manan-kaja Kour’any sourate Al Baqarah 2 ayat 197.

ُ ‫هللا َك َما أَ َم َركُ ُم‬


:َ‫هللا َبذَ َلكَ فَي َكتَا َب َه فَقَال‬ َ ‫علَى ُم َح هم َد ب َْن‬
َ ‫ع ْب َد‬ َ ‫صلُّ ْوا َو‬
َ ‫س َل ُم ْوا‬ َ ‫َو‬

ً ْ َ ُ ِّ َ ْ َ َ ُّ َ ُ َ َ َّ َ ُّ َ َ ِّ َّ َ َ َ ُّ َ ُ ُ َ َ َ َ َ َ َّ َّ
Miteny i Allah Ilay Avo tsy toha manao hoe:
‫آمنوا صلوا علي ِه َوسلِموا تسلِيما‬ ‫ب ۚ يا أيها اَّلِين‬
ِ ِ ‫إِن اَّلل ومَلئ ِكته يصلون لَع انل‬
« Tena marina fa Allah sy ireo Anjeliny dia mitahy an’i Mpaminany; ô ianareo izay mino ! mangataha fitahiana
ho azy, ary mangataha fiadanana ho azy ianareo »

Référence : Ny boky manan-kaja Kour’any Al Ahzab 33 ayat 56.


َ ۚ‫علَيْهِۚ بِ َها‬
‫ع ْش ًرۚ ا‬ َّ َّ‫صل‬
َ ُۚ‫ىۚ َّللا‬ َ ًۚ‫صالة‬
َ ۚ‫ي‬ َ ۚ‫صلَّى‬
َّ َ‫عل‬ َ ۚ ْ‫ۚ َمن‬: ۚ ‫سلَّ َم‬ َ ُۚ‫صلَّىۚ هللا‬
َ ‫علَيْه‬
َ ‫ِۚ و‬ َ َۚ‫َوقَال‬

Tatitra azo avy tamin’i Abou Hourayra Radhiyallah ‘anhou,

Niteny I Mpaminany Muhammad Salallah ‘anlayhi wa salam manao hoe:

ً ْ ‫اَّلل َعلَ ْي ِه ب َها َع‬


" ‫ْشا‬
ُ َّ ‫لَع َصَلَةً َص ََّّل‬
َّ َ َ ‫" َم ْن َص ََّّل‬
ِ
“Na iza na iza mandefa Salat (fitahiana sy fahasoavana) ho ahy, Allah koa dia mandefa Salat
(fitahiana sy fahasoavana) aminy im-polo (10 fois)”.

Référence : Jami` at-Tirmidhi, hadith numéro 485

‫علَى‬
َ ‫علَى ُم َح هم ٍد َو‬
َ ْ‫ َوب ََارك‬،ٌ‫علَى آ َل إَ ْب َرا َه ْي َم إَنهكَ َح َم ْي ٌد َم َج ْيد‬ َ ‫علَى إَ ْب َرا َه ْي َم َو‬
َ َ‫صلهيْت‬ َ ‫علَى آ َل ُم َح هم ٍد َك َما‬ َ ‫علَى ُم َح هم ٍد َو‬
َ ‫اَلله ُه هم ص ََل‬
‫علَى آ َل َإ ْب َرا َه ْي َم َإنهكَ َح َم ْي ٌد َم َج ْي ٌد‬
َ ‫علَى َإ ْب َرا َه ْي َم َو‬َ َ‫آ َل ُم َح هم ٍد َك َما بَا َركْت‬
« Allahoumma salli ‘anlâ Mohammad wa ‘alâ ali Mohammad, kamâ salayta ‘anla Ibrahîm wa ‘nalâ ‘ali
Ibrahîm, innaka hamidoun Madjidou, wa barik ‘alâ Mohammad wa ‘alâ ‘ali Mohammad kamâ barakta ‘anlâ
Ibrahîm wa ‘anlâ ‘ali Ibrahîm, Innaka Hamîdoun Majîd »

« Ô Allah, tahio sy omeo fahasoavana I Muhammad sy ny fianakaviany tahaka ny fitahianao an’i


Ibrahim (Abrahama) sy ny fianakaviany, amin’ny tena marina ianao dia mendrika fiderana sy
fankasitrahana. Ô Allah, arotsaho amin’ I Muhammad sy ny fianakaviany ny fahasoavanao tahaka ny
nanasoavanao an’I Ibrahim sy ny fianakaviany. Amin’ny tena marina ianao dia mendrika fiderana sy
fankasitrahana”
‫صحَابَ ِة‬ َّ ‫ع ِن ال‬ َ ‫ارضَ اللَّ ُه َّم‬ ْ ‫ َو‬،ٍ‫علِي‬ َ ‫ش ِد ْينَ اَ ْْلَئِ َّم ِة ال َم ْه ِديِ ْينَ أَبِى بَك ٍْر َوعُ َم َر َوعُثْ َما َن َو‬
ِ ‫ع ِن ال ُخ َل َفاءِ ال َّرا‬
َ ‫ارضَ ال َّل ُه َّم‬ْ ‫َو‬
َ‫سانِكَ يَا أَ ْك َر َم اْل َ ْك َرمِ ْين‬ َ‫ك‬ َ‫ك‬
َ ‫عنا َمعَ ُه ْم بِ َمنِ َو َك َرمِ َوإِ ْح‬َّ َ
َ ‫ َو‬،‫الد ْين‬ َ
ِ ‫سا ٍن إِلى ي َْو ِم‬ َ ْ َ
َ ‫ع ِن التَّابِ ِع ْين َو َمن تبِعَ ُه ْم بِ ِإ ْح‬ َ ‫ َو‬،‫أَ ْج َم ِع ْين‬
َ

Allah anie ho faly sy rady amin’ireo Khoulafah (mpitarika islam) izay voahitsy ireo izay niloha laharana nitarika
tamin’ny fahamarinana i Abou Bakr, i Oumar, i Outhman ary i Ali (radhiyallah ‘anhoum) ary Allah koa anie ho
faly sy rady amin’ireo Sahabah rehetra sy amin’reo mpandimby azy ireo, ireo izay nanarak’azy ireo tamin’ny
fahamarinana hatraminy tsika aty aoriana izay nanaradia azy ireo tamin’ny hatsarana, o ry Malala tanana sy
be voninahitra amin’ireo malala tanana sy manamboninahitra rehetra !

Doua:
‫هللا‬ َ ‫ص َر َد ْينَكَ َو َكتَابَكَ َوسُنهةَ نَ َب َيكَ ُم َح هم ٍد‬
ُ ‫صلهى‬ َ َ‫ اَللّٰ ُه هم ا ْنص ُْر َمنْ ن‬،‫الد ْي َن‬
َ ‫ص َر‬ َ َ‫ اَللّٰ ُه هم ا ْنص ُْر َمنْ ن‬،‫س َل َم ْي َن‬ ْ ‫اإلس ََْل َم َوال ُم‬ َ ‫اَللّٰ ُه هم أَ َع هز‬
،‫سله َم‬
َ ‫علَ ْي َه َو‬ َ
،‫ضعَ َف ْي َن فَي ك َُل َمكَا ٍن‬ ْ َ ‫ست‬ ْ ‫س َل َم ْينَ ال ُم‬ ْ ‫اَللّٰ ُه هم ا ْنص ُْر إَ ْخ َوانَنَا ال ُم‬
،‫ض الش ََام َوفَي ك َُل َمكَا ٍن‬ َ ‫اَللّٰ ُه هم ا ْنص ُْرهُ ْم فَي أَ ْر‬
َ
‫سنَا تَ ْق َواهَا َوز ََكهَا أ ْنتَ َخ ْي َر َمنْ َزكهاهَا‬ َ ‫اَللّٰ ُه هم آتَ نُفُ ْو‬
َ‫س َن َعبَا َد َتك‬ ْ ُ َ َ َ َ َ َ‫عل‬
‫ح‬ ‫و‬ َ‫ك‬‫ْر‬‫ك‬ ‫ش‬
ُ ‫و‬ َ‫ك‬ ‫ْر‬ ‫ك‬ ‫ذ‬ ‫ى‬ َ ‫اَللّٰ ُه هم أَ َعنها‬.
‫اإل ْي َما َن‬ َ ‫ اَللّٰ ُه هم زَ يَنها بَ َز ْينَ َة‬.
. َ‫سنَا َو َإنْ لَ ْم تَ ْغف َْر لَنَا َوت َْر َح ْمنَا لَنَك ُْونَنه َم َن ال َخاس ََر ْين‬ َ ُ ‫ف‬ ْ
‫ن‬ َ ‫أ‬ ‫ا‬ َ ‫ اَللّٰ ُه هم َربهنَا َإنها‬.
َ‫ظلَ ْمن‬
َ ْ َ َ
.َ‫ت َوال ُمؤْ َمنَ ْينَ َوال ُم ْؤ َمناتَ اَ ْألحْ يَاءَ َمن ُه ْم َو ْاأل ْم َوات‬ َ ‫س َل َما‬ ْ ‫س َل َم ْي َن َوال ُم‬ْ ‫غف َْر لَنَا َول ََوا َل َد ْينا َو َلل ُم‬
ْ َ ْ ‫اَللّٰ ُه هم ا‬
َ َ‫عذ‬
‫اب النه َار‬ َ ‫سنَةً َوقَنَا‬ َ ‫سنَةً َوفَي اآلخَ َر َة َح‬ َ ‫ َربهنَا آتَنَا فَي ال ُّد ْنيَا َح‬.
َ ‫ه‬ َ
ُ ‫عل ْينا ٓ ۖ إَنكَ أنتَ ٱلت ههو‬
‫اب ٱل هرحَ ي ُم‬ َ َ
َ ‫س َكنا َوت ُْب‬ َ َ َ ‫ه‬ ً
َ ‫س َل َم ًۭة لكَ َوأ َرنا َمنا‬ ً ُ َ ُ
ْ ‫س َل َمي َْن لَكَ َومَن ذ َريهتَنا ٓ أ هم ًۭة ُّم‬ ْ ‫َربهنَا َوٱ ْجعَ ْلنَا ُم‬

‘Tomponay O ! Mba omeo hery sy tanjaka ny mpino islam rehetra, Tomponay O! Mba omeo hery sy
tanjaka ny mpino islam rehetra. Tomponay O! Mba omeo hery sy tanjaka ny mpino islam rehetra!
Tomponay O! Mba ampio ireo mpino manampy ny finoananao, sy ireo izay manaraka ny boky
nalefanao ary ny fomba fomba nampianarin’ny Irakanao Muhammad Tsodrano sy
fandriampahalemana ho azy. Tomponay O! Mba ampio ireo rahalahinay mpino islam izay malemy
eny amin’ny toerana rehetra. Tomponay O! Mba ampio ireo rahalahinay ao Sham sy amin’ny toerana
rehetra’.
Tomponay O! Omeo Taqwa (fahatahorana anao) izahay ary diovy ny fanahinay satria ianao dia Ilay
tena mpampadio azy.
Tomponay O! Hatsarao ny momba anay avy amin’ny hatsaran’ny Iman (finoanay).
Tomponay O! Izahay dia, nikatramo ny tenanay ary raha toa ka tsy avelanao heloka izahay sy tsy
omenao hinakinaka dia, tena ho very tanteraka izahay.
Tomponay O ! Omeo anay ny hatsarana eto an-tany ary hatsarana any an-danitra. Ary arovy izahay
amin’ny sazy ao amin’ny afo be.
Tomponay o! Avelao ny heloko sy an’i ireo ray aman-dreninay ary an’ireo mpino islam lahy sy vavy
ireo mpino lahy sy vavy, ireo mpino izay velona sy ireo izay efa maty.

Tomponay O ! Ataovo ho miambany tanteraka (Mouslim) aminao izahay ary ataovo ho vahoaka
mpiambany tanteraka (Mouslim) aminao koa ireo taranakay ary mba ampianaro izahay ny fomba
fivavahanay ary aoka ianao mba ahinakinaka izahay sy handray ny fibebahanay ary amin’ny tena
marina ianao dia, mpahinakinaka sy mpandray ny fibebahana indrindra ary be fiantra!

َ ْ ْ َ ْ َ ْ ُ ُ ْ َ َ َّ َّ
Miteny I Allah Ilay Avo tsy toha manao hoe:
َ َّ َ َ ُ َّ َ َ ُ ُ َ ْ َ ْ َ َ ُ ْ َ َ ْ َ ْ َ ٰ َ ْ َ َ ٰ َ ْ ُ ْ َ َ
﴾٩٠﴿ ‫غ ۚ يعِظك ْم لعلك ْم تذك ُرون‬
ِ ‫ال‬‫و‬ ‫ر‬
ِ ‫نك‬ ‫م‬ ‫ال‬‫و‬ ‫ء‬
ِ ‫ا‬ ‫ش‬ ‫ح‬ ‫ف‬‫ال‬ ‫ن‬
ِ ‫ع‬ ‫َه‬ ‫ن‬ ‫ي‬ ‫و‬ ‫َب‬‫ر‬‫ق‬‫ال‬ ‫ِي‬ ‫ذ‬ ‫ء‬
ِ ‫ا‬ ‫يت‬ِ ِ ‫اْلح‬
‫إ‬ ‫و‬ ‫ان‬ ‫س‬ ِ ‫إِن اَّلل يأمر بِالعد ِل و‬
« Tena marina fa Allah dia mandidy ny fahamarinana sy ny rariny, ny fanaovana asa soa ary ny
fanampiana ireo havana akaiky. Ary mandrara kosa ny vetaveta, sy ny asa ratsy ary ny fikomiana.
Mananatra anareo Izy angamba ianareo hahatsiaro tena”
Référence :
Ny boky manan-kaja Kour’any An Nahl 16 ayat 90
ُْ َ ‫ْ ُ ُ َى‬ ُ ُ َْ َ ُ ُْ َ َ
،‫ َواشك ُر ْوه عَل ِن َع ِم ِه ي ِزدك ْم‬،‫هللا يذك ْ ىرك ْم‬ ‫ اذك ُر ْوا‬:‫هللا‬
ِ ‫ِعباد‬
َ َ َ ‫ى‬ َ ُ ‫ُ ه َُْ َ ه‬ ْ ‫ى‬
‫اَّلل ي ْعل ُم َما ت ْصن ُعون‬ ‫اَّلل أك َب و‬
ِ ‫ول ِذكر‬
َ

Ry Mpanompon’I Allah! Tsarovinareo lalandava I Allah ary ho tsaroany koa ianareo,


isaoranareo Izy (Allah) amin’ireo fahasoavana maro isan-karazany (izay nomeny anareo) fa
hampitomboiny hoanareo izany fa ny fahatsiarovana an’i Allah no tena lehibe indrindra ary
fantatry Allah ny zavatra rehetra ataonareo.

Reference: Ny boky manan-kaja Kour’any Sourate Al ‘Ankabout 29 ayat 45

Tampitra ny Khoutbah faha roa.

You might also like